Le général Pily recommande une solution politique

1. zandikely ( 09/03/2009 03:40)
Crise politique
Gilbain Pily recommande une solution politique


Le commandant de la Gendarmerie nationale, le général Gilbain Pily, a donné des éclaircissements sur la position des bérets noirs, suite aux chamboulements au sein des forces armées. Il a fait une déclaration officielle au Toby Ratsimandrava à Andrefan'Ambohijanahary, en présence de ses proches collaborateurs, dont son premier adjoint, le général Randrianazary.
Gilbain Pily veut ainsi écarter les gendarmes du cafouillage, politique selon lui, et qui a déjà causé des pertes de vies humaines, des blessures, des pillages, des destructions de biens. « Nous demandons à tous les politiciens de se donner la main pour résoudre les problèmes afin de pouvoir rétablir la sécurité à Madagascar », a-t-il souhaité.

Express de Madagascar le 09/03/09

Izao vao mahatsapa fa tsy nahitana filaminana velively ny ( Intervention Stupide) fa mitarika korontana fotsiny. Mieux vaut tard que jamais!
Karazany efa te-hanasa tanana ilay ministra izay, tsy ho tompon'antoko amin'ireo Ran'olona latsaka ireo. Zany moa ve mbo ho azon'i RAVALOMANANA SY ANDRY efa lasa adala daholo ireo e.

novalian'i ratavao ny 09/03/2009 06:36
2. xxx ( 09/03/2009 03:47)
Mbola matory letsy ny angatra a!
3. essera ( 09/03/2009 06:24)
Efa niakatra dingana ambony ny gidra (miaramila). Mieritrereta ihany Ra8 na hoe misy manodina ny sainy aza. Efa misy tsy milamina be ange ao matoa izy manao an'izao e.

Tsy ianareo ihany ve no niteny hoe miaramila efa retirety daholo ireo mankao amin'ny 13 mai ireo. Dia izao anefa miaramila tsy retirety sy ampersin'asa ireto miainga omaly teo amin'ny capsat ireto.

Dia ranito ian zalah prora8 oe vonoy emmonat sy etc etc...

Ianareo ange tsy mino maty raha tsy efa avy nandevina e.
4. ratavao ( 09/03/2009 06:36)
Marina mihitsy izany e, raha ny pron'ny ANdry anie efa misy, saingy tsy mba jereo ny ny zava-misy: ny famonoana azy ho faty sy ny fisamborana azy tsy misy atak'andro. Ny tolona anefa tsy maintsy mandresy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0594