Afaka hi defie ny communaute international ve Ravalo.
1. patrick2002
(
09/03/2009 01:16)
Fantansika fa misy ireo firenena izay mahavita mi- defier ny fianakaviambe ny firenena matanjaka ,anisan'izany i Robert Mugabe ,ny filohan'i Republique islamique ny Iran ,i Kim jong Il korea tavaratra ,mbola mijoro foana ny fitondran'ireny firenena ireny hatramin'izao ,na dia fadiran'ovana aza ny vahoaka ao aminy .
Misy ireo firenena izay tsy maintsy nilefitra anisan'izany i Khadafi noho ny fitsonjovany ny tombotsoam-pirenena , nisy kosa dia tsy nilefitra mihintsy raha tsy hilaza afa-tsy Saddam houssen
Ny maha lasa ny saiko dia ity.
Rehefa natao ny fanadihadiana dia hita fa nikasa ny hisambotra an'i Andry Rajoelina ny Zoma maraina teo i Ravalo .ka niazakazaka naka azy tany ny ambasadaoro rosia ,amerikanina ,ary ny charge d'affaire frantsay, tsy fantatra na aiza izy no mipetraka amin'izao fotoana izao ,fa ny azo antoka aloha dia any @ iray amin'ireo masoivoho ireo .
fantantsika fa pour Ravalomanana rien n'est impossible ,na dia hiteraka vokatra ratsy @ firenena aza izany. Tsy mahagaga satria tsy dia ampy fahaizana loatra Andriamatoa Ravalomanana ka sarotra azy ny haminavina ho an'izay vokatra mety ho ratsy na vokatra mety ho tsara @ fanapaha-kevitra iray .
Ny manitikitika ahy dia mety hitsipaka anireto fianakaviambe ny firenena matanjaka ireto ve Ravalo ka tsy ho refesi-mandidy intsony ,ka hanao tou ny Robert Mugabe ,na Kim jong Il, Fidel Castro filoha Cuba, Hugo chavez filoha venezuela :{ :{ :{

novalian'i ratavao ny 09/03/2009 06:17
2. xxx
(
09/03/2009 02:54)
fa angah tsy fantary toi fa efa international ny TIKO? raha mandeha any @ reny tanana kely any Islamabad , Multan eny hatrany Bangladesh ireny toi dia ahita menaka sy dibera TIKO.
Na tsisy hividy produit TIKO aza ny gasy , ny marcher efa mlama!

3. TEGEVE
(
09/03/2009 04:52)
anaka patrick2002 firenena efa manana ny maha-izy azy ireo votanisanao ireo anka ,tsy vao hampiana ny hitrandraka an-izao sy izao,i Madakasikara firenena mahantra indrindra eran-tany boyicotteny TGV firy herinandro dia miparitaka sahady (l) (l)
4. ratavao
(
09/03/2009 06:17)
Fa angaha raha efa manerena ny any ivelany ny Tiko de izany ve no hampandroso ny firenena, aiza mo no hatoky an'ny Ravalomanana intsony ireo mpamatsy vola an'ny Madakagasikara satria hita mibaribary ny tsy fahaiza-mitantana ataony