fa maninona ny fianana no lafo be

21. ndenn ( 08/03/2009 11:31)
Mba omeo ahy ny sezam-pitondrana dia ataoko ho tonga soa tanteraka ny fiainana ao Madagasikara . Tsy hanana trosa intsony isika fa mba hanànana trosa @ izay mandritry ny 3 taonjato manaraka . Misy tsiny ve TEGEVE ny fametrahana kandidatiora ara-dalàna raha toa voavory ny fepetra sy fitakiana ny @ izany ? Ny t@ tenin'i xxx sy xxx1dia tsara ny mahafantatra fa miainga avy ao @ fianankaviana ny fitondrana vao mipaka @ firenena .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0065