fa maninona ny fianana no lafo be

1. xxx ( 07/03/2009 22:44)
fanazavana fohifohy ,ny fanjakan dia toy ny ay amandreny ihany ary ny zanaka no vahoaka.
io ray amandreny io mikarama 1000euros par mois,izany hoe vola azo t@ impos isankarazany toy ny tourisme ny investiseur vahiny(mine ,tourisme)
nefa ny vola mivoaka betsaka noho ny vola miditra,
novalian'i ndenn ny 08/03/2009 11:31
2. xxx ( 07/03/2009 23:53)
Ka ilay ray aman-dreny be revy ko aiza no tsy ho sarotra ny fianana. Vidina sy atao daholo ity haingitraingitra rehetra ity nefa ny zanaka tsy ampy sakafo.
3. xxx ( 08/03/2009 00:36)
nefa le zanaka koa anie ra xxx1 mangataka foana eh,omeo lalana izahya hamohanay ny vokatray vita ny lalana dia misy foana ny takiana eh,avy eo indray ny masomboly ,farany tracteur ...vola sisa sisa tsy msy fiafarany.Tena marina kamo ny malagasy dia foronina daholo izao akanga tsy aman'orana izao,
4. TEGEVE ( 08/03/2009 00:52)
anaka isanytsy mila mandeha lavitra akory ,mora noho izao ny vidin-javatra ,ny ppn, talohan'izao fandrombana izao (l) (l)
5. xxx ( 08/03/2009 01:22)
Izany hoe monopolizena zany ny ppn dia amzay afaka ny hamilafila sy tsy maintsy mandohalika @ tompon'ny ppn ny zanaka raha te ho velona???
Tena ray aman-dreny mahay mitaiza! tsy mahagaga raha milamina be foana ny tany amizao. Mety ho avy hianatra any dago ny bekitana sy ny Eropeaniana fa tetika mahaomby izy izany.
6. ndenn ( 08/03/2009 01:38)
Mba omeo ahy ny sezam-pitondrana dia ataoko ho tonga soa tanteraka ny fiainana ao Madagasikara . Tsy hanana trosa intsony isika fa mba hanĂ nana trosa @ izay mandritry ny 3 taonjato manaraka .
7. TEGEVE ( 08/03/2009 01:48)
anaka ndenn mila miomana dieny izao ianao anaka ,ny hevitra rehetra dia azo dinihina avokoa ,tsy voatery mahazo seza fotsiny akory ,ny tsirairay ,ny malagasy rehetra dia afaka ny hanasoa an'i MADAGASIKARA (l) (l)
8. ndenn ( 08/03/2009 01:59)
Miala tsiny aminao aho Rangahy TGV raha mandika ny teninao ,olona tsy mbola nahafantatra any ianao fa hahafantatra ahy ao aoriana kely ao ,efa loa-jafiafy no miresaka aminao ka aza mandika ny siny nanondraka fahazaza , misy fotoana ny zavatra rehetra ary mino aho fa fantatrao ny zava-misy ao amin' ny firenena ankehitriny,tsy vitan' ny tranga lelan'amboarazana ny aim-pirenena ka atao kopak'ikalahanta ,mivimbin'alahelo sy mitondra fofom-beromanitra ,manome vitrik' asa nefa miloloha vatam-paty
Mila io seza io aho raha tia ny tanindrazana ianao.
9. TEGEVE ( 08/03/2009 02:04)
anaka ndenn efa 1 taonjato sahady izay ny trosan'i madagasikara afaka (l) (l)
10. ndenn ( 08/03/2009 02:09)
Mila porofo mazava sy matotra ny amin' izany fa tsy azo adika soratra tsy amim-piheverana .
11. TEGEVE ( 08/03/2009 02:11)
anaka ndenn misaotra anao anaka @ valin-teny ,nefa ilaina maika @ toe-javatra mitranga izao ny soso-kevitra anaka (l) (l)
12. ndenn ( 08/03/2009 02:18)
Soso-kevi-jatovo aroso alohan' ny kabary ,very ampahafolon- danjany tsy nahy .Misy fotoana ny zava- drehetra ngahy TEGEVE.
13. TEGEVE ( 08/03/2009 02:21)
anaka ndenn marina misy fotoanany avokoa ny zava-drehetra ,kanefa manoloana ny toe-javatra mihatra @ firenena izao ,raha mana soso-kevitra ianao anaka dia maninona no dia ho tazomina fotsiny any (l) (l)
14. ndenn ( 08/03/2009 02:29)
Soso-kevi-jatovo aroso alohan' ny kabary ,very ampahafolon- danjany tsy nahy .Misy fotoana ny zava- drehetra ngahy TEGEVE.
Mbola averiko ihany .
15. TEGEVE ( 08/03/2009 02:34)
anaka ndenn marina izany misy fotoanany izany fa oviana ary le fotoana sa tsy azo lazaina ndray koa (l) (l)
16. ndenn ( 08/03/2009 02:46)
Arakaraky ny fisehoan-javatra ao @ firenena .Ary arakaraky ny tsirairay amintsika mpiray tanindrazana ,mandrampihaona indray ary ngahy TEGEVE.
17. TEGEVE ( 08/03/2009 02:58)
anaka ndenn misaotra anao anaka @ dinika fa tsy tonga-volana aloha ilay dinika fa dia izay no hamarananao azy (l) (l)
18. ndenn ( 08/03/2009 03:05)
Mbola tsy mivadi-bolana ny toe-draharaha ka aza tsiny fa " misy fotoana ny zavatra rehetra ,averiko indray .Izay aloha fa tafandria mandry .
19. TEGEVE ( 08/03/2009 03:12)
anaka ndenn misaotra anao fa aza tara loatra ,tsy mila fotoana lava ny toe-javatra mitranga izao (l) (l)
20. TEGEVE ( 08/03/2009 03:37)
anaka ndenn tsy novalinao ihany koa ny hevitra @ fanontaniana napetrak'i xxx anaka :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077