Tsy misy anarana hafa ahazoantsika famonjena
21. mia
(
12/03/2009 19:08)
ikaretsaka:
izao ve tsy fanerena ankolaka?
imagineo hoe olona hafa no niteny an'io sy nolazaina t@ io sujet io fa tsy i Jesoa ohatra sanatria....
Ka impossible hoe hisy olona hafa ankoatr'i jesoa e!!izany no maha Zanak' ATRA azy! Il aune autorité incontestable parce que le nom « la Parole vivante de Dieu » est réservé à Jésus-Christ lui-même, le Fils du Dieu Très-Haut (Jean 1 : 1, 14).
22. rakaroka
(
12/03/2009 20:14)
Ilay izy ry Mia sy Coopsal, matoa nomema saina hikaroka aho dia nataoko ampiasaina ilay izy ! Ary io no tsy itovizako @ hary tsy misy saina rehetra.
Ary "finoako marimarina dia natao ho ampiasaina ilay izy matoa nohariany!
Marina ny fanamarihan´i Ika hoe "EGOISTE" ´nareo satria tsy mba mihevitra ny "fisiana hafa" ary fatra-panindrahindra ny "fihevitra sy finoana eo @ "tontolonareo IHANY!
Sahala @ fiheveranareo fa tsy misy toa azy io koa ny fihevitry ny hafa ny
"Christ"-ny isanisany, saingy nanatombo t@ "presence" ara-java´bita ara-piaraha-monina aza ny heverina fa tsy mpino hafa: mampino izay inoany kokoa ka!
:wink:

23. coopsal
(
13/03/2009 11:19)
ikaretsaka:
izao ve tsy fanerena ankolaka?
imagineo hoe olona hafa no niteny an'io sy nolazaina t@ io sujet io fa tsy i Jesoa ohatra sanatria....
==> Marina izany. Na izaho na i Mia koa aza samy mba afaka hilaza fa tena Izy lay ... Dia iza no hinoana ?
Ho ahy kosa, na voalaza fa niteny aza i Bouddha, na i Krishna, na i Mahomet, na iza na iza e! I KRISTY no namaly ahy rehefa nanontany aho. Hatramin'izao tsy nisy bouddha nijoro teo anatrehako na hafa ka nilaza fa tsy izy na tsy marina ilay nilaza tamiko hatramin'ny voalohany iny!
Koa raha mino izay lazain'i KRISTY aho, tsy hoe satria Izy voatantara ao anaty Baiboly, fa satria Izy no niteny tamiko fa misy marina (velona). Dia ho ahy, izay lazain'i KRISTY no marina : tsy misy mankany @ Ray afa-tsy amin'ny alalany.
24. coopsal
(
13/03/2009 11:35)
rakaroka >>>
- Raha fanerena olona ny filazako sy fitantarako izay iainako, na izay nampianarin' i KRISTY ahy dia izay izany ko!
- Izaho mino fa nomena saina daholo ny zava-boahary rehetra. Eo @ resaka informatique moa tena isan'ny ahitana an'izany hoe intelligence, mémoire, processeur. Mitovy @ireny ihany ny saina, nisy natao hitahirizana données (matières blanches hoy ny mpahay), nisy ny natao hanaovana kajy (matières grises hoy ny mpandinika). Ka kay na ny ordinateurs izay noharian'ny olona aza dia mba manana ny matières blanches (ram, disques durs, ... sns), sy ny matières grises-ny (processeur). Ny Biby matoa afaka mandray baiko sy mandinika dia satria manana saina. Ny maha samy hafa ny olona amin'ireo manan-tsaina hafa dia ny fo afaka misafidy.
Natao hampiasaina tokoa ny saina, fa na dia ny hanoratra toy izao aza tsy ho vitako raha tsy misy saina miasa. Fa ny maha samy hafa azy dia hoe : safidy toy ny inona no mibaiko ny saiko hanatanteraka zavatra iray ? Ho ahy, KRISTY no antony ahavelomako.
ILay Jesoa Kristy no teneniko eto fa tsy ny christs hafa. Tsy fantatro ny hafa satria tantara fotsiny no henoko momba an'ireny, fa ilay Jesoa Kristy teneniko dia izaho mihitsy no nandre ny feoNy.

25. mia
(
15/03/2009 21:28)
rakaroka:
Ilay izy ry Mia sy Coopsal, matoa nomema saina hikaroka aho dia nataoko ampiasaina ilay izy ! Ary io no tsy itovizako @ hary tsy misy saina rehetra.
Ary "finoako marimarina dia natao ho ampiasaina ilay izy matoa nohariany!
Marina ny fanamarihan´i Ika hoe "EGOISTE" ´nareo satria tsy mba mihevitra ny "fisiana hafa" ary fatra-panindrahindra ny "fihevitra sy finoana eo @ "tontolonareo IHANY!
Sahala @ fiheveranareo fa tsy misy toa azy io koa ny fihevitry ny hafa ny
"Christ"-ny isanisany, saingy nanatombo t@ "presence" ara-java´bita ara-piaraha-monina aza ny heverina fa tsy mpino hafa: mampino izay inoany kokoa ka!
:wink:
Izay tsy momba Ahy dia manohitra Ahy; ary izay tsy miara-mamory amiko dia manahaka