aleo tsorina fa taitra be za nahita an'ity...

1. ifiona ( 06/03/2009 09:45)
# 11:30 - L’arrestation d’Andry Rajoelina serait imminente
# 11:30 - Ambatobe est une zone très sensible de part la proximité de zones résidentielles et du Lycée Français de Tananarive (LFT). Les forces armées attendraient la fin des cours pour intervenir


..tokoa ve?
novalian'i fijo ny 06/03/2009 19:45
2. Noue ( 06/03/2009 09:48)
aleo samboriny any fa tssss !!!
3. bazylou ( 06/03/2009 09:51)
tsss, koa raha tsy paiso izy ity kle!! :roll: :roll:
4. xxx ( 06/03/2009 09:52)
taiza no nahitanao an'io source io fa mety ho bonne nouvelle kosa izany,
5. ralalaina ( 06/03/2009 09:52)
fanjakana kely vovonkaina io ve,fa raha i Andry no samboriny eo de miomana fa izahay de tsy hanaiky intsony fa de mampiomana ah zay
6. ifiona ( 06/03/2009 09:53)
xxx3: tao @ topmada.

Fa ny mahagaga anie dia vao t@ maraina lery no nandray ambassadeurs sy représentants fmi tao ambatobe ihany.
Sady raha tena ho samborina androany tokoa ve izy dia ho dradradraina be ôtran'izao fa tsy mba atao discret kokoa
7. essera ( 06/03/2009 10:05)
Ohatrinona ny paré fa raha i Andry no voakitiky Ra8 eo, mamovoka tanteraka ny lalambe, lalankely, lalampirenena, seranam-piaramanidina, etc...

Hoy ange Ra8 volana vitsivitsy izay e, "TOHIZO HATRAMIN'NY FARANY REHEFA MANAO" mantsy an'i Zandry kely.

Dia na dia olona tsy ho tezitra aza ve ry zalah, na kristianina mpamela heloka dia hahatsindry fo intsony rehefa mahazo karazana teny maro samy hafa ohatran'io, sady averina fa ovaina fotsiny ny fiteny azy.

Tadidio ilay nosoratako omaly hoe :

RAVALO IHANY NO NANDREHITRA NY AFO KA DIA ANJARANAO NO MAMONO (mnégoce io) na MIKOPAKA (manenjana io). Efa fantatra fa Ra8 dia tsy olon'ny fifanankalozan-kevitra tompoko fa fomba firesaka eo amin'ny média lé hoe : "VONONA HIFANAKALO HEVITRA AHO NA AMIN'IZA NA AMIN'IZA". Anontanio daholo ny namany efa nialany sy izay mbola ao. BAIKO MIDINA LTIA.

Izay mba tadidio tsara fa mbola anaovako sujet iray eo io rehefa avy eo.
8. ifiona ( 06/03/2009 10:12)
salli messié essera ( sa madama?) :D


ity ny tohin'ny vaovao eeeee


# 12:45 - Le LFT se trouve sous haute tension. Les responsables auraient décidé de ne pas laisser les lycéens sortir pour l’instant
# 12:30 - Des partisans d’Andry Rajoelina sont présents à Ambatobe


marina tsy ho voatorak'ny olona eo ndray zao ny emmonat raha voasamboatra eo ny boay kely
9. yuka ( 06/03/2009 10:20)
essera diso be enao :P
ralalaina indray efa isanandro mampitandrina nefa tsisy apoaka akory :-D :-D
Tsy maintsy milamina ny tany,zay zao noilain'ny vahoaka maroanisa ;-) :-P :°)
10. Mandefitra ( 06/03/2009 10:31)
vaovao tsara raha tanteraka an ;-)
11. ifiona ( 06/03/2009 10:33)
ity ndray ny tohiny

# 13:20 - Hélicoptère au-dessus d’Ambatobe
# 13:20 - Coups de feu entendus à Ambatobe


mitaintaina be za klety e 8O
12. ifiona ( 06/03/2009 10:36)
tena tsy te hahita za ry reto e TGV abattu a...
13. nyavo2000 ( 06/03/2009 10:57)
ALEFA R8 an! Alefa EMMONAT an!

faiso ataovy tsy tia vovoka, ataovy leo sy mando 13 mai.

Ampandadizo amin'ny tany, tifiro ho faty fa terroirste tsy mendrika famindrampo.
14. xxx ( 06/03/2009 11:30)
Helicoptère maninona io : hisamborana sa handosirana ?
15. patrick2002 ( 06/03/2009 13:20)
ifiona:

xxx3: tao @ topmada.

Fa ny mahagaga anie dia vao t@ maraina lery no nandray ambassadeurs sy représentants fmi tao ambatobe ihany.
Sady raha tena ho samborina androany tokoa ve izy dia ho dradradraina be ôtran'izao fa tsy mba atao discret kokoa


satria nanome toky azy ny ambassadeurs hoe hiaro anao izahay ,fa hosamborina ianao, na mety misy ady -varotra tao hoe mandehana mitsoaka , na ny fomba hanohizana ny tolona.
16. sitlo ( 06/03/2009 14:14)
Fa angaha raha hoe lyfr dia kajiana tsara, fa raha CEG Antanimena dia vetavetaina?
Ireto frantsay ireto manao ny olona ho biby mihitsy.
17. patrick2002 ( 06/03/2009 15:07)
sitlo:

Fa angaha raha hoe lyfr dia kajiana tsara, fa raha CEG Antanimena dia vetavetaina?
Ireto frantsay ireto manao ny olona ho biby mihitsy.



sitlo ah! ny an'olona izany tera-tany izany harovana ,fa ny an'i Ravalo poteho ,vetavetao ,ampidiro any amponja ,tofiro ,rehefa tsy manaraka baiko.
18. sitlo ( 06/03/2009 15:35)
Fiarovana izao ataon-dRavalo izao: fiarivana amin'ny hay trano, fiarovana amin'ny fandrobana, fiarovana amin'ny famakiana vava raha tsy miteny hoe manohana an'i TGV, fiarovana amin'ny fanaboridanana, fiarovana amin'ny fampihorohorona amin'ny onja-peo...
19. patrick2002 ( 06/03/2009 15:45)
sitlo:

Fiarovana izao ataon-dRavalo izao: fiarivana amin'ny hay trano, fiarovana amin'ny fandrobana, fiarovana amin'ny famakiana vava raha tsy miteny hoe manohana an'i TGV, fiarovana amin'ny fanaboridanana, fiarovana amin'ny fampihorohorona amin'ny onja-peo...


zany ah! :lol: :lol: :lol:
Tena mora mandinika ohatry ny ravalo ianao ra sitlo ,ka raiso aza ny sitlo dia mba soraty kely izao teneniko izao.
Ny tananarivien rehetra miaina @ fofona bombe lacrymogene ve no mpandoro trano ,mpandroba ,mpanaboridana ,mpampihorohoro ,
20. sitlo ( 06/03/2009 15:50)
Tsy hiady hevitra lalina fa takatrao ny tiako lazaina dia ampy izay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0525