aleo tsorina fa taitra be za nahita an'ity...
21. Noue
(
06/03/2009 15:58)
sitlo:
Fiarovana izao ataon-dRavalo izao: fiarivana amin'ny hay trano, fiarovana amin'ny fandrobana, fiarovana amin'ny famakiana vava raha tsy miteny hoe manohana an'i TGV, fiarovana amin'ny fanaboridanana, fiarovana amin'ny fampihorohorona amin'ny onja-peo...
tena marina ireo nolazainao ireo ee !! fa ny an'ny sasany tgvendristes ireo manko dia ara-dalàna ireo rehetra ireo aminy ee !! tssss
22. fijo
(
06/03/2009 19:45)
izao potehin'ny tgv daholo nylalana ao tana,ny zavatra vita rehetra,tena hiverina hanapoaka pont ireo ny hiafarany
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.01