Saro-kenatra
41. fahamarinana
(
11/03/2009 06:39)
:arrow: kay,ny any Zandry kosa pire noho za klé ! Aiza ve dia handrasana ho dila kosa ny fety !...na ny havizanan'ny mme kely nitady an'iny !:-D :-D
42. RATOVOARY
(
11/03/2009 07:01)
Fahamarinana:
kay,ny any Zandry kosa pire noho za klé ! Aiza ve dia handrasana ho dila kosa ny fety !...na ny havizanan'ny mme kely nitady an'iny !
Ie! ndraindray aloha de tsy mahita ze tadiavina fa mody maina ( ko efa lany talohan'ny fety ny tsara :lol: ) . Taloha izy gaga ihany fa rehefa noazavaiko azy ny antony de tsy nampaninona azy loatra.
44. RATOVOARY
(
11/03/2009 07:24)
Tsy le hoe fety ny andro de mila manao vaovao fa mba hoe tonta ny taloha de mila manampy vaovao hasolo azy. :lol: :lol:
45. soanja
(
11/03/2009 13:46)
fahamarinana:
koditra:
[quote=soanja]Tany ampianarana moa tambola kely dia antsoin-dry zareo hoe " Radio" de zah koa tsy taitra loatra fa raha manana hoteniny izy de omeko azy ny micro!
:arrow: :-D :-D ,tokelaka vao maraina mihintsy aho,ohatran'ny hitako ilay paozinjy !! mahafinaritra ! Za manokana aloha tiako zany olona karazanareo zany. Za mpihanihany ihany fa arakarak'ilay olona eo anoloako koa angamba ny mety ho ataoko. Misy namana izao tsy voantsoko njy mihintsy na efa aman-taona na atao hoe zandry aza ,nefa misy na hatramin'ny ty aza voalazako,mandeha ho azy ! :) (l)
Misaotra andry mitia lalandava na samihafa aza ny momba antsika ara-toetra. Zah koa na dia araka izay voalaza hoe extravert izay dia miezaka foana koa manaja ireo tsy dia be teny amin'ny fotoana isan-karazany. Mahafinaritra ahy koa ny mifandray amindry ary isaorana Andriamanitra sy ny Serasera nanome izany fahafahana izany!
:-* :-* :-* :-* (l) (l) (l) (l)
46. soanja
(
11/03/2009 13:57)
Koditra:
Asa nareo ra mba efa nisy nanao ôtranà taloha, menatra manao akanjo vaovao, ra oe ividianana Jean ohatra dé tsy maintsy sasàko alou iny vao sahako anaovana sy entina mandéndé indrindra tao anatin'ny vanimpotoana nanombohana nitiavana sipa voalohany. Afaka oazy iany nefa io karazan-kenatra hafakely io taty aoriana.
Ilay resaka telo ambinilofolo mahamay indray dia misaotra anao koa torohevitra saingy ny kobakambava ve tsy toy ny salaka ihany ka ny tena ihany no afatony. Aleoko iafiana ny votabia satria sady iny be votaminina no mba nisy mpividy ny votabian'ny mpivarotra eny amin'ny sisiny.Ilaina ihany koa ny fahaizana manamboatra fisainana a. :lol: :lol:
Tena zay mitsy ka, iza t@ reo rehetra efa nandalo teo @io kianja fanaovana kobakambava io mo zao no tsy efa nafatotry ny salakany aby. :lol:
Hihihi ny anay anefa tamin'izany ny le izy jojopla mihitsy no tena milailay!!!! Mino aho fa na tsy tadidiko aza tambola kely mety entina matory koa aza fa tsy tiana hiala eny an-koditra. Efa lehibe moa ny tena taty andafy fa raha ireny etikety mikiraviravy misy prix sns.. ireny angamba no nisy tany Dago taloha tamzany andro izany dia hoe aleo aloha ho eo elaela, Maman.
:-D :-D :-D Misy raha latera eeeee !!!! :-* :-* :-* :-*
47. Koditra
(
11/03/2009 21:03)
Ikaretsaka:Ny kiraro vaovao tsy mbola voafolaka nefa anaovana eny imason'olona dia mitovy @ tongo-bakivaky iany knou ... :-D
ny ahy tsy izany loatra Ra koditra fa ny finoana indray de hoe folahana rehefa manao tenisy naakanjo vaovao de bedy mihitsy hoe eo mangataka ny hividianana vaovao nefa le tonta no hanaovana... raha mba fantany manko fa indraindray ireny rehefa le anaovana bol be de mampivoto tongotra sy mampivanditra raha tsy hanaovana "tsy hanaovana baolina" aloha
48. ikaretsaka
(
11/03/2009 21:43)
i soanja izany mba radio
fa izany ange ny naha ikaretsaka ahy e.. za indray mivatambatam-piteny sy io tia miady hevitra io hono
dia nisy prof de science izay t@ 4 sa 3 eme .. betsileo lery (tsy manana zavatra contre an-dry betsy isankarazany ahako an)
de henon'i lery aho niresaka t@ le sirveilla zeneral frera izay, (tara angamba aho t@ izay) de ho'zy lery nony tonga tao an-dakilasy..
"normal ingahy raha tara... resaka izany natao @ frera izany ka resaka"
tarogna ro nataonay tao ramose hoy aho, fa ity ny karetsaka sady nasehoko azy le billet mavomavo kely de lasa aho nipetraka...
Nahazo avertissement hoe eleve insolent... de nipetaka @ izay ny ikaretsakaaaaaaaa!

49. Koditra
(
11/03/2009 21:49)
RATOVOARY:Mitovy @io lay henatro t@ zany fotoana zany, eo ihany koa lay tahotry ny orakoraky ny namana oe dantanta an! na hoe namoaka an! dé miampy tsongo kely, naleoko mitsy kalou sasàna ndraipandé lé fitafiana na dé vaovaobe aza dé mbò tsy dé tazana oe jòjòpil lé izy.
Efa mpahazo ahy hatr'izay io, toa heveriko ho izaho foana no jeren'ny olona rah eny an-dalana @ fitafiana vaovao.
Fahamarinana:Kay mitovy amiko iany zany knou :lol: :lol:
mampahatsiaro ahy taloha,ilay mahazo basket vaovao dia entina hosorana fotaka kely aloha mba tsy ho jojopil be.Fa taona raika aty aoriana dia lasa mividy creme manafotsy ndray satria efa tonta.
50. Koditra
(
11/03/2009 21:55)
kotobekibo:Azoko antsaina mitsy elah oe miandry kely 5mn anombanana lé olona ka raha vao cool dé raikitra @zay ny haniany :-D
Ka voatery mitandrina @ izay atao na tenenina ref misy ol tsy mbola mahazatra ahy loatra manoloana , sao d maha-tafitohina ny ol sasany manko .
Soanja:=)) =)) =))
Hihihi ny anay anefa tamin'izany ny le izy jojopla mihitsy no tena milailay!!!! Mino aho fa na tsy tadidiko aza tambola kely mety entina matory koa aza fa tsy tiana hiala eny an-koditra. Efa lehibe moa ny tena taty andafy fa raha ireny etikety mikiraviravy misy prix sns.. ireny angamba no nisy tany Dago taloha tamzany andro izany dia hoe aleo aloha ho eo elaela, Maman.
Misy raha latera eeeee !!!!
53. soanja
(
12/03/2009 04:00)
Aoka itsy ry izy mianakavy. Efa mandroso ho alina ity ny andro. Efa mamasa-bary izay ry zareo ao andrefan-trano. Tsy aleo esorina amin'izay ny henatrao! Mazotoa miresaka ary! :-* :-* :-* :-*
54. ari.malala
(
12/03/2009 06:55)
Za koa saronkenatra refa olona tsy misy fantatro no hanatrika ahy eo (tadidin'ika ve le tao @ EPP Ampefiloha indray taona iry :-P :-D) Tsaroako tsara ndremande nasaina nitarika litorjia aho, vao sambany tao ampiangonana, fa voadonako naika nianjera tany @ mpanao rakitra ny pupitre! izaho mangovitra tsy msy fantatra izay teneniko na 1 aza! loza! fa refa mihazatra d za ndray no tompon'ny vava sy nyresaka hihihi
55. ikaretsaka
(
12/03/2009 20:56)
ari> ny anao aza izany fotriny fa ny ahy @ le mitendry dia tokony mbola Fihobiana le avy mandoalika.. za efa rainay no no amorceko.... soa fa zahay sy zandrinay fa efa taty aminay aby ny mason'ny olona.. i TPKL P remy ralibera @ izany efa 8O
fa tsy nisy sahy nitraka zahay roalahy fa za miondrika be @ gitara mao lery ao @ orga ao mikimokimo!
sady samy bado anie fa nitarika ny 1 de miala any koa ra ika sy ny basse-ny e
fa tsy nisy sahy nitraka zahay roalahy fa za miondrika be @ gitara mao lery ao @ orga ao mikimokimo!
sady samy bado anie fa nitarika ny 1 de miala any koa ra ika sy ny basse-ny e
56. ari.malala
(
13/03/2009 07:00)
ika =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ra tsy iny ts tapaka ny tsinaiko =)) =)) =)) =)) =)) =)) fa vao sambany sa nanin?
57. RATOVOARY
(
13/03/2009 07:48)
:-D :-D Tena bdb mitsy ny sehatra isehoan'io henatra io, ary misy izy reny de tena tsy maha-te hijery olona mitsy, fa ny an'là kosa aloha ry Ika de tena teny imasom-bahoaka sady izay mbola any ampiangonana.
Ahatsiarovako le t@ mbola mpiandraikitra tao @ Tily io tantara io, voatendry hamaky teny aho t@zay, fa raha vao hiakatra ny alitara iny aho ho aho fa tonga de le mason'oul bdb nibanjina ahy no tazako voalohany, fa zany tena saika tsy vita le vakiteny, jambena hatr@ ny masoko, disodiso daholo ny teny vakiana, misy voadingana aza ny andalana sasany. Teramena mitsy ny aho t@zay, ny hatsembohako vao maika nampanjavona le solomaso nanaovako ( t@zany manko aho mbola narary maso de nanao solomaso ). :oops: :oops:

58. soanja
(
13/03/2009 15:05)
RATOVOARY:

Zah koa efa tratra toy izany tamin'ny asa 13 taona aho tamin'izay hamaky teny voalohany ery aloha. Ilay namindra tery ambony aloha tsy nisy olana fa vao hoe niantsampy teny amin'ny mason'ny besinimaro ny masoko dia saika latsaka teny an-tanako ny boky vakiteny. Soa fa somary nisy volo nanelingelina be dia be teo amin'ny tarehiko dia iny no niafenako sady somary nailiko no nikipy indray mandeha aho no nanohy tsy ankijanona. Ny tao an-tsaiko tamin'ilay nikipy dia hoe: " te hilikiliky mananga-tanana hamaky tena nefa izao matahotra ny voamason'olona. Vitao hatramin'ny farany raha tsy te ho voatsongon' i Neny ary akorain'ny zandry."
Amin'izao aloha dia efa zatra tanteraka ary na Iarivo iray vohitra aza tsy hahamasa-bomanga indray andro fa ny horesahina sy atoraka indray no tsy ananam-potoana.