Tena tsy rariny zao !!!

41. Andribe ( 05/03/2009 20:50)
manfatiny aleo hanao eo ihany gadragadra aminapa :-D :-D :-D :-D :-D
42. Noue ( 05/03/2009 21:06)
fa nahoana no oe gadragadra aminapa ??? hita zao fa manao ny tsy mety koo
43. Andribe ( 05/03/2009 21:24)
migadragadra aminapa ry noue aaa asa na inona no tombotsoa azony aminio de vola be ve vola hoatrinona dia haharitra h@ rahoviana sa ve de tena voasarik i boay kely @ tsy misy dikany tsssss aleo gadraina any daholo tsiafahy sy antanimora afaka hanaovana ankisesika ze maty maty
44. essera ( 06/03/2009 05:28)
zandikely:

N'y-t-il pas d'autres manières plus humaines de traiter les fautifs à Madagascar?
Cette méthode est trop archaïque pour ne pas dire barbare..



Tsy dia mahomby loatra ry se ny filohantsika rehefa resaka tena fifanakalozan-kevitra ka tsy maintsy ny hery no ampiasaina rehefa tsy dia tena azo atao miharihary ny jadona noho ny fandalovan'ny vahiny eto amintsika. Ry mpamats vola sns
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0071