Tena tsy rariny zao !!!

21. ralalaina ( 05/03/2009 17:10)
Tsy misy miafina izany eo e! RA8 no tsy masahy mivoaka asiana miaramila eraky ny lalana matahotra ny vahoaka,tsy maintsy mbola ho azo anefa
22. Mirananirina ( 05/03/2009 17:12)
ie raha voasambotray aloha RA8 de tena ahantonay mihintsy hatsip velona avy eny amboninam-pahamarinina izay no sahaza azy

Ataoko fa etimpo ianao miteny io,fa tsy mpamono olona akory ianao an.
23. ralalaina ( 05/03/2009 17:17)
tsy misy entipo zany eo ry kala fa zany no mendrika ho azy aina solony aina
24. TEGEVE ( 05/03/2009 17:31)
anaka ralalaina tsy mila misendotra enao fa izany hevitrao izany dia bontolobe fotsiny ,firy taona izany no napiharina tao moyen orient nefa dia izao hiaraha malala izao ny vokany (l) (l)
25. Noue ( 05/03/2009 17:33)
ralalaina:
Tsy misy miafina izany eo e! RA8 no tsy masahy mivoaka asiana miaramila eraky ny lalana matahotra ny vahoaka,tsy maintsy mbola ho azo anefa
aiza re zany eee !! raha tsy natahotra i tgvendrana, naninona izy no tsy sahy nivoaka hatramy zao eee ??? nga tsy izy indray no manana gardes de corps une centaine eee ,?? tssss !!! dia naninona raha tsy natahotra lery no tsy tonga teny @ 13 Mai omaly sy androany eee ,??? tsss


26. KALACK ( 05/03/2009 17:34)
Zandry kely Noue aza de sendaotra ianao fa vehivavy ,ento milamilna ihany aloha fa raha ny fahafantarako azy de mbola ho ela ity Tolon'ny TGV ity vao ho vita fa misy teti-panorona vao2 ndray ao amity lazaina fa reservistes ity ka mitonia ianao zandry Noue
27. TEGEVE ( 05/03/2009 17:36)
anaka Noue io akaikiko io izy fa manavy be mipararetra kely ery , mitady sipozitoara, fa rehefa sitrana dia mankany la frantsa izany (l) (l)
28. Noue ( 05/03/2009 17:37)
:-D :-D :-D :-D izaho nga taitra à zany eee !!! ny ahy dia milaza ny tiako lazaina dia zay !! tsy rariny ny zavatra ataon'ny jiolahimboton'i tgvendrana!! mampihorohoro, mpandromba, mpanao sorona hatramy ny zaza !! tsss ! zao potika daholo ny tanana ee!! :evil: :evil: :evil: :^) :^) :^) :^)
29. KALACK ( 05/03/2009 17:43)
Tsy de maharaka vao2 angamba ianao ry zandry kely Noue a, tadidio fa efa nisy fampahalalambaovao iray nilaza fa :tsy TGV ireo mpandroba sy mpamaky trano fa andian-jiolahy manana tarika amampolony maro mananararaotra ny hetsiky ny TGV satria efa natao antso avo teo amin'ny 13mei fa tsy miaraka amin'ny TGV zay mandroba na mamaky trano na manakorontana , ka efa niantsoana ny F.O hisambotra azy ireo
30. TEGEVE ( 05/03/2009 17:50)
anaka KALACK tsy misy marika orange ireo jiolahiboto ireo fa mety asin-dry zalahy folara reo @ manaraka ,tohizo ny tolona na dia namadika aza iny andrywui iny, (l) (l)
31. Noue ( 05/03/2009 17:52)
:-D :-D :-D :-D tena maharaka vaovao tokoa moa aho eeee !! ary ny zavatra fantako fotsiny dia raha tsy nisy ny adalan'i tgv dia tsy nisy zao zavatra miseho izao eee !!! naninona izy no tsy miandry @ 2012 raha te ahazo toerana eee ??? sady na @ 2012 aza dia tsy ahazo toerana zany io eee ! de toute façon, efa maty pasipaoro io eee ! sady inona moa no antony nanaovany an'zao bordel rehetra zao nefa izy aza manana paps vazaha eee ?? dia tena hita zao fa ny ekipan'ratsiraka no nanao azy ho pantin !! ary tena pantin anie zany eee !! hany ka lasa be hambom-po loatra !! complexe de superiorité nefa dj kely tsisy dikany iny !! tsss !! donc ny jiolahy dia ireo nokaramainy t@ volabe azony t@ ratsiraka ko inona indray eee ???
32. KALACK ( 05/03/2009 17:53)
Tsy de maharaka vao2 angamba ianao ry zandry kely Noue a, tadidio fa efa nisy fampahalalambaovao iray nilaza fa :tsy TGV ireo mpandroba sy mpamaky trano fa andian-jiolahy manana tarika amampolony maro mananararaotra ny hetsiky ny TGV satria efa natao antso avo teo amin'ny 13mei fa tsy miaraka amin'ny TGV zay mandroba na mamaky trano na manakorontana , ka efa niantsoana ny F.O hisambotra azy ireo
33. Noue ( 05/03/2009 17:56)
tena maharaka vaovao tokoa moa aho eeee !! ary ny zavatra fantako fotsiny dia raha tsy nisy ny adalan'i tgv dia tsy nisy zao zavatra miseho izao eee !!! naninona izy no tsy miandry @ 2012 raha te ahazo toerana eee ??? sady na @ 2012 aza dia tsy ahazo toerana zany io eee ! de toute façon, efa maty pasipaoro io eee ! sady inona moa no antony nanaovany an'zao bordel rehetra zao nefa izy aza manana paps vazaha eee ?? dia tena hita zao fa ny ekipan'ratsiraka no nanao azy ho pantin !! ary tena pantin anie zany eee !! hany ka lasa be hambom-po loatra !! complexe de superiorité nefa dj kely tsisy dikany iny !! tsss !! donc ny jiolahy dia ireo nokaramainy t@ volabe azony t@ ratsiraka ko inona indray eee ???

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
34. KALACK ( 05/03/2009 18:06)
Tsy de maharaka vao2 angamba ianao ry zandry kely Noue a, tadidio fa efa nisy fampahalalambaovao iray nilaza fa :tsy TGV ireo mpandroba sy mpamaky trano fa andian-jiolahy manana tarika amampolony maro mananararaotra ny hetsiky ny TGV satria efa natao antso avo teo amin'ny 13mei fa tsy miaraka amin'ny TGV zay mandroba na mamaky trano na manakorontana , ka efa niantsoana ny F.O hisambotra azy ireo



zandry kely Noue ,mbola averiko ihany sao tsy azonao le resaka fa toa manitrikitrika ny TGV ihany ianao ,nefa izy koa aza mba manentana ny F.O hisambotra ny mpandroba
35. TEGEVE ( 05/03/2009 18:11)
anaka KALACK tsy afaka miteny an'i noue tsy maharaka vaovao isika ,efa teny am-pihadohana dia efa teo izy ,ianao izao vao nalefako sur terrain fa aza be fitsarana ambony ihany (l) (l)
36. zandikely ( 05/03/2009 18:25)
Noue:

Je suis completement contre de toutes destructions des biens et surout de la vie humaine.
Mais je déteste la façon dont nos forces de l'ordre traitent les délinquants qu'ils attrapent. Il faut oublier que les délinquants et même les criminels sont des êtres humains qu'il faut à tout prix proteger sa dignité.
Le prison n'est pas fait pour punir les fautifs mais pour les corriger, les éduquer, les réadapter à la vie normale. Malheureusement, nos prisons à Madagascar, c'est pour punir, il n'est pas étonnant de voir qu'un prisonnier libéré le matin recommence les mêmes erreurs l'après-midi.
Je vous comprends mais j'aimerais que vous compreniez aussi mon point de vue.
37. AnA ( 05/03/2009 18:51)
misy mi-style b ts miteny gasy ato zany
38. xl ( 05/03/2009 19:38)
Emmonat ho ela velona
tapero fa mamaly valy Ray amandReny loatra
39. fijo ( 05/03/2009 20:03)
ô ry lalaina an ,asa ianareo na mba nampianarina nisaina sy nijery zavatra,fa izahay fony kely nampianarina hoe izay manimba zavatra dia diso,ka mil asaziana,fa tsy hoe ny mpanimba indray no hanasazy.efa nandoro radio,mbola mitady handoro sekoly indray.de handoro volon'inona koa ny hiafarany?
40. Noue ( 05/03/2009 20:07)
izay indrindra manko eee ! sady efa be ireo potika sady mbola mitohy hatrany ny manorohoro vahoaka !! na ny ankizy any am-pianarana tena mijaly mahintsiny !! ka raha manao ny asany ve ny emmonat dia azy ny fahadisoana ee ?? tsss ! zay manao ny tsy mety dia misy ny sazy natokana azy eee !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0095