NAMONO OLONA INDRAY RA8 OMALY

21. andrywui ( 05/03/2009 08:53)
Kanosa xxx19 rehefa tsy mivoaka zany a !! mazava be zany !!!! salut IFIONA !!


:@ :@ :@ :p :p :p :p :p ^:^
22. mion ( 05/03/2009 09:03)
matimaty foana tsy amin'a pà. tsy te hanann intson ngamba na efa be ny vita de naleo nody tany ambany rangolahy
23. KALACK ( 05/03/2009 09:18)
Orazandry kely Mion a ny vola anie zandry fitady foana e fa ity aina nalatsaka aona anefa manan-taranaka ? tsy hanody ve ny ràn'ireo olona ireo ? tsy hivaly amin'ny taranaka ve na tsy hivaly aminao nanao azy aza ? mba jereo ny maha olona na mamy aza ny vola ny Fanahy tsy tokony ho very
24. ravonjison ( 05/03/2009 09:33)
Mba tokony ho tonga saina ny vahoaka fa natao tohatra fiakarana fotsiny, ilay tohatra indray anefa toa tapaka, satria hazo boboka no nanaovana azy.
Tsy vahaolana mihitsy ny mandray hazo dia mandeha mandoba sy manakorontana e, mody sarontsaronana hoe manifestation, efa kobo iny. Ny maty maty ihany , ny fahantrana mitohy hatrany.
Isaorana ny mpitandro ny filaminana izay maharaka tsara ny toe-javatra ary miasa tsara.
25. mion ( 05/03/2009 09:34)
Rappel: fitiavam-bola no nahafaty ireo, ary fitiavan-droba, mandroba ny zavatra kely indrindra hanana'ol ka hatram in'ny fiandrianam-pirenena. Mitsemboka tompoko vao mihinana fa t@ arivo taona lasa no nisy mana avy tany an-danitra ôôô

. raha mpandroba sy mpandika lalàna ry KALACKely no maty an tsy misy hanenenana, ary ny ran'ny mpanao ratsy tsy hanody fa mody any @ afobe direct !!!
Ary tsy vitan'ny oe mandroba fa mbola manakana ny zanakay tsy hianatra, mapihorohoro ny vadinay, manakana anay tsy hiasa, tsy ny zavatra voaroban'ireo mintsy ry zandry no nde ho entiny hamelomana ny zanakay a! nenlà tsy haiko fa ny ahy alou de an an an, aoka etsi. (sady ol tia tena be reo ve hizara e). za ary hamporisika oe fongory hatram fakany!!!
26. tafondro ( 05/03/2009 09:52)
Hoy ra Oay teo hoe :"Aza ny loha saha mangina no jerena fa Andriamanitra antampon'ny loha". Fa inona no hidiran'A/tra @ ity raharaha ity ?ny fahadomelin' ny tsi 11 no mahatonga ny zavatra tahak' izao ,ary samy tompon'andraikitra ny rehetra fa tsy tokony hiantsoana ny lanitra izany .
8) 8)
27. KALACK ( 05/03/2009 10:05)
Izao ry zandry kely a tsy kalakely aho aloha fa lahy be ,de jereon'ny zandry ary zavatra ety antany daholono resahan'ny zandry zandry zany fa raha ny Fanahy aloha zany defa odiana tsy hita intsony satri zany mamono olona izany anie ry zandry ka tsy afa-maina amin'A/tra na inona hatao na inona e,mba jereon'ny zandry kely anie ity e apokal 21/8 mankalaza zandry kely a
28. tafondro ( 05/03/2009 10:52)
Nisy nilaza teo fa hoe: fitiavam-bola no nahafaty ireo ,tsetsatsetsa tsy aritra ity ,raha tsy nisy moa ny vola dia mba ahoana no mety ho fiainan' ny gasy ? raha nosoloana zavatra hafa fa tsy dia vola ravin-taratasy sy vola fatim-by boribory ireny no hifandrotehana sy hifamonoana ? mety ho tonga lafatra ve ny fiainana raha avadika ny fifampiandraiketan' andraikitra eo @ fiaraha-monina ? atao echange par apparition identitaire ohatra ny famatsiana ny mponina @ lafiny rehetra,( identifications numeriques populaires obligées ).Mety ho tsara . :!: :!:
29. Oay ( 05/03/2009 16:36)
tafondro:

Hoy ra Oay teo hoe :"Aza ny loha saha mangina no jerena fa Andriamanitra antampon'ny loha". Fa inona no hidiran'A/tra @ ity raharaha ity ?ny fahadomelin' ny tsi 11 no mahatonga ny zavatra tahak' izao ,ary samy tompon'andraikitra ny rehetra fa tsy tokony hiantsoana ny lanitra izany .
8) 8)

tafondro a! tsy ao anatin'ny baiboly io teny io fa ny fahendrena Malagasy.
Miditra @ ity resaka ity Andriamanitra satria ny leitmotivn'ny Apostoly Marc d ny hoe Minoa fotsiny ihany.
Miditra @ ity raharaha ity Andriamanitra satria na ny andaniny na ny ankilany d manao fitariampivavahana isakin'ny hanao zavatra.
Miditra @ ity raharaha ity Andriamanitra satria raha tsy nanohitra ny FJKM efa ela no niroso t@ tetezamita ny firenena.
Ny @ hoe domelina ny tsi11 d tsotra ny valiny:
i tafondro sy Oay izao d tsy manao grevy satria mety ny fiainan'izy ireo fa ireo manao grevy ireo d tsy mety ny fiainany d zarany nisy nitarika d lasa any izy.
I Oay izao d na hitohy mandritra ny taona eo ary ny grevy d tsy rarahany satria mandeha ny fiainany d tsy mimenomenona izy
fa i tafondro kosa mimenomenona satria matahotra sao hihena ny fihinanana d izay no mahatonga an'i tafondro himenomenona izay azo lazaina hoe misy fahamarinany satria za tsy eo @ toeran'i tafondro fa na izany aza anefa d aloan'ny hitenenana na hanaovana zavatra raha manana fahendrena Malagasy fa tsy safiotra d tokony naharay an'io fanabeazana io d ny hoe "Aza ny loha sahy mangina no jerena fa Andriamanitra antampon'ny loha"

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0074