NAMONO OLONA INDRAY RA8 OMALY

1. ralalaina ( 05/03/2009 07:45)
4 no maty tany ambositra,1 teto tana,izany no toetrany de mendrika ho filoha izy tsia ny valiny mamono no ainy fa tsy mamelona
novalian'i Oay ny 05/03/2009 16:36
2. Andribe ( 05/03/2009 07:58)
matimaty aminapa tsss :-D :-D :-D :-D
3. ralalaina ( 05/03/2009 08:00)
novonoina fa tsy hoe zany
4. xxx ( 05/03/2009 08:00)
mbola vitsy izany tompoko raha tena nitifitra ny miaramila, fa mbola misangy aza izy, olona tanampolo ve tompoko hanana vato iray sarety? ny nihavian'ny fanafintohina no meloka, izay mandika lalàna de ampiharina aminy ny lalàna, aza kivy tompoko fa tsy mijanona io chiffre io fa mitombo foana raha mbola be loha ny mpikomy!
vita tompoko
5. Andribe ( 05/03/2009 08:02)
any zany matimaty aminapa waaaa :^) :^) :^) :^)
6. xxx ( 05/03/2009 08:03)
Isaorana bdb ny Emmonat tamin`ny fandraisany andraikitra ! Zay vao tena hita fa misy miaro ny olona sy ny fananany ! Aoka izay ny TOLONA DISO LALANA sy ny FANDROBANA !!! Tokony efa misy andraikitra raisina koa eny am`Fokontany isanisany mba hanomezan-tanana ny Emmonat arak ny hevitro !
7. Oay ( 05/03/2009 08:06)
Andribe:

matimaty aminapa tsss :-D :-D :-D :-D

Andribe satria ve enao miamikamina tsara sy tsara fivelomana satria ny ray amandreninao anisan'ireo voky antenda noho ny halatra sy ny fanitsikatsaham-bahoaka d lazainao fa matimaty amin'apas ny vahoaka leo ny fijaliana sy ny tsindry hazo lena mahazo anazy, tandremo ry akama fa mbola lavitra ny lalankaleha ary hoy ny fahendrena Malagasy "Aza ny loha saha mangina no jerena fa Andriamanitra antampon'ny loha".
8. rataxx ( 05/03/2009 08:10)
refa miahaka de aleo ho faty any tsy mahay miana :-D :-D :-D :-D :-D :-D
9. rataxx ( 05/03/2009 08:12)
refa miahaka de aleo ho faty any tsy mahay miana :-D :-D :-D :-D :-D :-D
10. xxx ( 05/03/2009 08:12)
Oay e! mbola misy foana ve ny olona tsy tonga saina @ zao fa hoe hatao fitaovana fotsiny? tena nieritreritra za fa i Andry niantso t@ TV plus t@ vaovao iny efa feo efa lavitra be! tena marina izany f'efa tsy eto intsony izy f'efa lasa lavitra eeeeeeeeeeee! hafatra sisa no hapetrany ho anareo, veloma madinidinika hono hoe! :lol: :lol: :lol:
11. Oay ( 05/03/2009 08:19)
xxx:

Oay e! mbola misy foana ve ny olona tsy tonga saina @ zao fa hoe hatao fitaovana fotsiny? tena nieritreritra za fa i Andry niantso t@ TV plus t@ vaovao iny efa feo efa lavitra be! tena marina izany f'efa tsy eto intsony izy f'efa lasa lavitra eeeeeeeeeeee! hafatra sisa no hapetrany ho anareo, veloma madinidinika hono hoe! :lol: :lol: :lol:

Eny ry xxx mbola misy foana ny olona tsy tonga saina raha mbola misy ny jadona sy ny tsindry hazo lena,
raha mbola misy ny tsy mihinana hafa tsy indray mandeha isan'andro d tsarovy tsy maintsy misy ny manao hoe "Aleoko maty toa izay hiaritra izao zava-misy izao"
Mbola averiko fa za tsy manome tsiny an'ireo izay voky raha tsy mitolona izy ireo (Oay d mbola misaotra an'Andriamanitra satria mbola mihinana aradalana)fa ny mampalahelo d ny latsa ataon'izy ireo an'ireo vahoaka mijaly.
Ireo vahoaka mijaly ireo d efa ela no tsy mahazaka fa tsy nisy nitarika d tsy hafanihetsika.

12. mion ( 05/03/2009 08:20)
Andribe satria ve enao miamikamina tsara sy tsara fivelomana satria ny ray amandreninao anisan'ireo voky antenda noho ny halatra sy ny fanitsikatsaham-bahoaka d lazainao fa matimaty amin'apas ny vahoaka leo ny fijaliana sy ny tsindry hazo lena mahazo anazy, tandremo ry akama fa mbola lavitra ny lalankaleha ary hoy ny fahendrena Malagasy "Aza ny loha saha mangina no jerena fa Andriamanitra antampon'ny loha".


Ahitsiko, vahoaka tratra nandika lalàna sy mbola mikasa handika lalàna ary nanjehy ny andro ho lava ny ankamaroan'ny TGV, efa fantampantatra daholo.
Sahy manonona ny "Fahendrena Malagasy" ve ny TGV, sahy Manonona ny Anaran'Andrianamanitra?
Valiako oe : "Aza ny loha saha mangina no jerena fa Andriamanitra antampon'ny loha"

Andriamanitra nahita fa fandrobana foana no nisy isaky ny vita ny eo @ 13 Mai, Andriamanitra naheno fa lainga sy tsaho no ahely etsy sy eroa, ary Andriamanitra mahita ny fizarana vola etsy @ ENS isan'andro hanakaramana ny TGviste,

hihihi
13. ralalaina ( 05/03/2009 08:24)
Marina daholo ny voalazany ela ry oay,ireo miaro ireo de olona mahazo tombotsoa @ izao fitondrana izao hany ka lasa manao be marenina fontsiny nefa tsy fantany fa misy farany ny zavatra rehetra
14. Oay ( 05/03/2009 08:24)
rataxx:

refa miahaka de aleo ho faty any tsy mahay miana :-D :-D :-D :-D :-D :-D

Tsy mahagaga ny réaction'i rataxx, ka efa matavy loatra ianareo izany hoe efa manana ambibava fa ny atahoranareo d raha mitohy ny korontana d hihena ilay fihinanareo d sao d hihena koa ny kibo.
Rataxx a tsy efa mba tokony hanao fitness ve sa ahoana d ireny produit taille fine reny ndray mba vidiana é, lafolafo aloha é, fa aza d sarotahotra loatra rataxx a!
15. xxx ( 05/03/2009 08:26)
Oay: tena olona tsy tonga saina ireo ary voakarama isan'andro hanakorotana, tsy izao hataony izao mihintsy no hampivaha ny olana eto @ firenena, raha tapitra io grevy io mbola vao maika hahantra ho fadiranovana ireo satria very asa fa hilaozana mitolona, tokony ho tonga saina @ zay fa tsy ho fitaovana fotsiny ihany, ary ny mpitarika azy aiza anefa izao? moa nisy maty na naratra ve na iray aza?
16. ralalaina ( 05/03/2009 08:29)
xxx miseho fa aza miafina lava,tsy masahy miseho fa matohatra toa ndra8
17. Andribe ( 05/03/2009 08:35)
matimaty @ tsy hinanankanina tsss :^) :^) :^) :^)
18. andrywui ( 05/03/2009 08:38)
tsy ianao no tompon'ny aina fa aza mandatsak'aina fa eo ambony lohanao sy ny taranakao ireo rà mandriaka halatsakao ireo !!!! tadidio fa na Ratsiraka lazaina fa mpamono olona aza mbola nibaiko foana oe : TIFIRO AMIN'NY TONGONY tamile teny Iavoloha 91 !! hianareo mpanohana koa anie hitodihan'ny nataony io e
19. ifiona ( 05/03/2009 08:41)
ralalaina: f'iza no matahotra zao, tsy ilay nandositra any La Réunion ve?

andrywui: salut less! :D
20. xxx ( 05/03/2009 08:44)
ra lalaina ô! na hiseho aza za tsy ho fantatrao akory, PS angaha hahafantaran'olona e! sa ho handefasanao mail za? hihihihi, raha zay mantsy de suis dakôro!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3395