isika thésard mahatsiaro irery aty andafy na aiza na aiza

1. captation ( 03/03/2009 21:04)
eto isika thésard mahatsiaro irery aty andafy , na aiza na aiza firenena ianarantsika no mamaky ny maha irery

Safidy ry ireto ilay hanao doctorat na thèse aty ampitan-dranomasina , mandritry ny farafahakeliny 3 taona
Ianareo ve tsy mahatsiro irery rehefa mandeha ny fotoana , indrindra rehefa mbola celibataire?
na dia efa manambady aza koa, satria ilay vady tsy mba afaka izarana hevitra ?
Miandry ny vetsompanahin-tsika dia miantso antsika rehetra ifanerasera sy hifankahalala eto @ ity sehatra ity
Mandrapiresaka ary e

novalian'i Ratoa ny 16/05/2009 20:12
2. vaninna ( 03/03/2009 22:09)
rehefa misafidy hoe hanao doctorat ange normal be raha mahatsiaro irery satria tsy misy ireo akama miaraka promo ohatry ny taloha intsony é, hoe andeha hi-decompresse kely miaraka ny même promo sns
irery dia irery mi_deambule any @ bibliotheque sns..
Raha fetsy dia tsara raha mba mazoto mandeha @ ireny soirée doctorale ireny, mety ahazoana namana na relation ahafahana mahita miasa sady mianatra
tavela kely indray aloha ny these raha io ny choix é
3. 08051972 ( 04/03/2009 16:39)
captation:

eto isika thésard mahatsiaro irery aty andafy , na aiza na aiza firenena ianarantsika no mamaky ny maha irery

Safidy ry ireto ilay hanao doctorat na thèse aty ampitan-dranomasina , mandritry ny farafahakeliny 3 taona
Ianareo ve tsy mahatsiro irery rehefa mandeha ny fotoana , indrindra rehefa mbola celibataire?
na dia efa manambady aza koa, satria ilay vady tsy mba afaka izarana hevitra ?
Miandry ny vetsompanahin-tsika dia miantso antsika rehetra ifanerasera sy hifankahalala eto @ ity sehatra ity
Mandrapiresaka ary e



Tsy ny mianatr'hany no matsiaro irery fe refa lavitra ny firenen'tena d'efa matiaro irery e! Maereza fa ne nareo aza mbola fantatra oe afaka 3tôna fa nenay manambady d'efa oe à l'infinie! Dago tany fakana vacance sisa!!!!
:roll: :roll: :roll: :lol: :roll:
4. Ratoa ( 16/05/2009 20:12)
Na eo aza ny vady sy fianakaviana rehetra dia mahatsiaro irery é!!! Ny antony dia tsy mitovy ny finiavana. Indraindray ianao voatery mihidy aman-trano fa tsy afaka mamangy havana na mijery cinéma na mitsangatsanga miaraka @ fianakaviana na havana na namana satria efa nisy zava-kinendry @ io andro io. Mety @ ilay tian'ny havana na namana anaovana loisir na zavatra hafa miaraka aminao no tonga tampoka ny inspiration lehibe.
Dia tsy afaka ho aiza dia isolé dia nerveux ianao dia ry zareo koa.
Indraindray koa ianao mba tia hanao activité hafa anefa ry zareo tsia.

Izay ilay fiainana ka arahana @ ny onjany izy moa ny vaza-kinendry sy hafaliana rehefa vita ny thèse no tena zava-dehibe. Nanao 2thèses izaho izay miteny anao.

Mazotoa fa mody ventiny ny rano natsakaina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4425