ianareo reny mpisera eto

21. hana ( 11/03/2009 17:07)
Zavatra mety hiseho io @ premier trimestre de grossesse, aleo hitabataba eo ny any am-piasàna fa tsy misy idirany izany.
Herezo fa kely sisa eh, normalement, rehefa miditra 4ème mois dia afaka ho azy daholo ireny.
Fa araka izay azo atao aloha, araho ireo torohevitr'i xxx6 ireo. Ny tsy itovizako hevitra aminy fotsiny dia izaho @ maraina, misotro rano mangatsiaka kely dia kely (1 na 2 sotro eo). Dia miezaha manana fiainana tony tsy dia mirotoroto loatra sy milamina lavitry ny tabataba. Matoria @ ora raikitra tsy dia alina loatra nefa tsy aloha loatra koa. Miezaha ihany mifoha @ maraina na tsapa mavesatra aza ilay loha, rehefa mihetsiketsika ilay vatana dia maivamaivana ho azy izany. Dia mandehàna tongotra kely dieny madio ny rivotra.
Ilay boisson gazeuse misy manoro io toa vao mainka mandoa raha bevohoka.
Any anaty bus, rehefa sendra ilay fofona tsy tanty dia miezaka mieritreritra zavatra hafa, manatona varavaran-kely (lavitry ny échapement). Raha azo atao dia aza mandeha @ ora be olona loatra
22. xxx ( 11/03/2009 18:52)
Eny ary fa dia isaorana ianareo nanome hevitra. Dia samy mirary soa ho atsika jiaby.
23. Papoose ( 13/03/2009 18:33)
vale:

paoose, ari.malala: misy comprimé kely izay vidina eny am pharmacie, Notamine ny anarany raha tsy diso za, fa efa tena elabeeeeeeee kou za no nampias an'izany, za kou mantsy raha vao lalana be virages ka mandeha mafy le fiara de midégoba!lol




ie za tokoa efa nihinana notamine fa tena efficace tamiko le izy...fa zany hoe tana-bira ihany aloha ny trajet eeee!!! fa aasa raha mba hanao ahoana raha mandeha toliara ohatra na faradofay!!!
fa tena velombelona aloha rehefa mba tsy migobs eee!!
:D
24. welie ( 26/03/2009 16:45)
Salut an,
misy fanafody IPECA anarany (homeo io an) fa tena maha afaka le maloiloy... tamiko aloha nadaitra io e! Sady tsara ny tsirony fa tsetsafina otran'ny bonbon...
Sinon dia misy miteny hoe minana biscuits salés na chips vao mifoha fa tsy misotro rano... Le chips aloha no nety tamiko e (asa mety hoe psychique koa ngmaba za tia chips lol)
Zay fa mahereza e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3491