Feno indray 13 mai anio
21. Annie2006
(
03/03/2009 15:39)
Mampalahelo: Hamory ireo mpangaropaosy ao mahamasina indray hono Ravalo rahampitso satria TSY SAHY MISEHO VATANA ny mpamono olona.
Ho jerevantsika hoe firy marina ireto mpangaraompaosy havorindravalo ao Mahamasina io.
Ny an'i TGV sy ny vahoaka malagasy liampivoarana aloha mazava e: Transition ihany fa tsy misy mila jadona mihitsy.

22. andrywui
(
03/03/2009 15:40)
Tsy Annie2006 mihitsy no niteny an'io fa izaho Andrywui no iteny fa 2.000.000pers mihits noteo adroany ! na latsaka kely fotsiny taminio raha tsy diso !! ka inn no olana ?? ireo ny TGV ireo !! mirifatra be !! mitsaky tsara ny frein -ny !!!! misy etage tsara tarehy be !! mandeha courant fa tsy mande lasatsy reraka otran TIM !!! zany ny TGV zany !! sady lavabe fa matratra 500m ny halavany izany oe mahazaka olona 2.000.000 ao anatinle TGV milay be !! de ahoana amzay nareo amzany hatsarany izany !! sady miloko ORANGE mahafinaritra !
23. ifiona
(
03/03/2009 15:52)
andrywui:

zay za vao tena resy lahatra fa tsy mahay mamaky teny andrywui
ity ny post nalefan'i Annie2006 raha mijery ambonimbony enao ry andrywui a
[=quote=Annie2006]
Raha raisina ny nivory tany @ faritra ka aroso koa ny teo @ 13 mai, dia efa manangasanga 2.000.000 ny olona. Amin'ny fo tsy miangatra no hilazako an'io.
Raha isaina koa ny fianakavian'ireo olona ireo (miisa 5 mantsy ny fianakaviana ao madagasikara) dia tratra ny 10.000.000 malagasy miandany tanteraka @ Andry TGV sy ny tolona entina manavotra an'i Madagasikara.
Raha raisina kosa ny etsy ankilany (aoka isika tsy hiangatra mihitsy e), TIM io, dia tsy ampy 10 ny olona. Raha esorina ny miaramila izay mamoritra dia tena irery Ravalomanana. Kanefa, mba tsy dia hampalahelo loatra azy dia aleo isana koa ireto omby vavy be ronono (4.000) sy ireto osy (200) ka atao mpanohana andravalomanana daholo: 4.200 izany dia miampy ilay olona tsy ampy folo (10) @ forum. Ireo sisa no manohana ny jadondRavalomanana.
Maka sinibe hasiana ranomaso.
[/quote]
24. ifiona
(
03/03/2009 15:55)
andrywui:
Tsy Annie2006 mihitsy no niteny an'io fa izaho Andrywui no iteny fa 2.000.000pers mihits noteo adroany ! na latsaka kely fotsiny taminio raha tsy diso !! ka inn no olana ?? ireo ny TGV ireo !! mirifatra be !! mitsaky tsara ny frein -ny !!!! misy etage tsara tarehy be !! mandeha courant fa tsy mande lasatsy reraka otran TIM !!! zany ny TGV zany !! sady lavabe fa matratra 500m ny halavany izany oe mahazaka olona 2.000.000 ao anatinle TGV milay be !! de ahoana amzay nareo amzany hatsarany izany !! sady miloko ORANGE mahafinaritra !
zay za vao resy lahatra fa tena tsy mamaky tena mihitsy andrywui
ity ny post nalefan'i Annie2006 raha mijery ambonimbony kokoa enao, averiko fa tsy sure za hoe hoe hitan'io voamaso be anao io
Annie2006: