Feno indray 13 mai anio

1. Annie2006 ( 03/03/2009 13:08)
Hisaorana ny vahoaka malagasy @ fahendreny ka sahy mijoro mitaky ny zo-ny fa tsy manaiky terena miasa maina sahala @ andevo.

Na dia teo aza ny fanakatsakanana nataon'ireo miaramila mpamoritra, dia tonga maro ny vahoaka liam-pivoarana teny @ 13mai nanotrina ny ady @ jadondravalomanana.

Izay noheverina fa hoe hihena dia nitombo be indray ka na ireo vahoaka malagasy any @ faritra aza dia mihetsika daholo ho fanavotam-pirenena.
novalian'i ifiona ny 03/03/2009 15:55
2. ralalaina ( 03/03/2009 13:10)
marina mihintsy izany,manomboka rahampitso de hijanona tsy hiasa ny ministera rehetra fa hoeny @ 13 mai,service minimum sisa no atao midika izany fa na ireo minisitra ary tsy to teny intsony
3. andrywui ( 03/03/2009 13:11)
Tena feno hika be mihitsy e!! olona zany , ! olona zany , !!!! ireo ve tsy efa misy 30.000 ry Annie ???




jereo eto
4. Annie2006 ( 03/03/2009 13:18)
Raha raisina ny nivory tany @ faritra ka aroso koa ny teo @ 13 mai, dia efa manangasanga 2.000.000 ny olona. Amin'ny fo tsy miangatra no hilazako an'io.
Raha isaina koa ny fianakavian'ireo olona ireo (miisa 5 mantsy ny fianakaviana ao madagasikara) dia tratra ny 10.000.000 malagasy miandany tanteraka @ Andry TGV sy ny tolona entina manavotra an'i Madagasikara.

Raha raisina kosa ny etsy ankilany (aoka isika tsy hiangatra mihitsy e), TIM io, dia tsy ampy 10 ny olona. Raha esorina ny miaramila izay mamoritra dia tena irery Ravalomanana. Kanefa, mba tsy dia hampalahelo loatra azy dia aleo isana koa ireto omby vavy be ronono (4.000) sy ireto osy (200) ka atao mpanohana andravalomanana daholo: 4.200 izany dia miampy ilay olona tsy ampy folo (10) @ forum. Ireo sisa no manohana ny jadondRavalomanana.

Maka sinibe hasiana ranomaso.
5. Noue ( 03/03/2009 13:24)
tsssss ! fenohipoka aiza koa eee ???? jereo ny sary eee ! zany aza raha tsisy ireo mpianatra avy any ankatso dia wainn be teo indray !! tssss !!!

14H00 : FIn du 13 mai. Andry Rajoelina dans son discours Andry Rajoelina a reconnu que son mouvement s'essoufle sur Tana mais qu'il se développe en province

[URL=http://img25.imageshack.us/my.php?image=journee03mars2009002.jpg][IMG]http://img25.imageshack.us/img25/4926/journee03mars2009002.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img25/journee03mars2009002.jpg/1/][IMG]http://img25.imageshack.us/img25/journee03mars2009002.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]
6. andrywui ( 03/03/2009 13:27)
mbola ampiana ny Ministra kou kosa ry Annie a! miampy 20zany sy le akoho amamborona teo de 30 TTC(taxe tout compris) izy miaraka amle biby fiompy !!
de raha mbola aiditra ko reo tranon'ny TIKO sy MAGRO may de 38ttc miaraka amin'ny trano may zany no manohana azy !!! ny eto am forum no tena betsaka satria betsaka iletré eto ka tsy mahalala zavatra !!
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
7. xxx ( 03/03/2009 14:02)
Hilaza zavatra aminareo indray aho rankizy fa henoy aho satria efa miteny volo olona ihany hianareo.Ny hoe te-hamono olona iMr.Ravalomanana de tsy de ekeko loatra ,fa teren'ny Satana hamono olona no marimarina kokoa .ny antony de izao (mahalala azy tsara aho , ary izy mahafatatra ahy koa) mpiasa tao amTiko aho taloha TIKOBOYS efa renareo ve izany? misy sorona be atao amizao fahefana lasa mitsingeveheva hananany izao ,manavao ny fifanarahany tamin'i Satana izy aminizao fotoana izao satria voafetra ho isa masina ihany ny fe-potoana hitondrany eo (7taona =isan'ny Fahafenoana = isan'Andriamanitra fa zimbazimbaina) baiko avy amin ny Satana io ,fa (ny isa 6 no tena isan'ny Satana) izay midika tsy fahampiana na tsy fahafenoana ,nisy fotoan izay nangatahana ho sorona ny zanany na ny zafikeliny tsy nekeny anefa io fifanarahana io ka niova ho ràn-jaza indray ,marihiko anefa fa mitombo isa indray ny zaza apetraka raha tsy le zanaka na zafikely ,izany oe lasa mety ho X 6 na ho X 7 zany ny isan-jaza ,rehefa voapetraka ny sorona dia miandry ny confirmation avy amin'ny LOSIFERA lehibeny amizay izy ;marihiko fa tsy miseho aminolona i Losifera fa ny lefiny faha -3 no mifanerasera aminolona , ka de anjaranao ny mandinika fa tsy misy lainga na vazivazy izay nolazaiko teo ,raha misy manana fanotaniana hianareo dia ho valiako, Misaotra e!
8. ifiona ( 03/03/2009 14:07)
lainga be an'i Annie2006 zany fa matoa tsy nisy chiffre nivoaka tany @ AFP na sobika momba ny manifestants androany dia vitsy loatra ka tsy mila tenenina akory zay isany satria MINORITAIRE. Rehefa mahatratra eo @20 000 eo minimum vao volaza eny @ ireny site ireny.

vita tompoko
9. Pilato ( 03/03/2009 14:12)
Ho an'i xxx

Mety ho PRO ra8 za mety ho PRO tgv koa anefa.
fa ny zavatra otran'izao no tena tsy zakako !
za dia scientifique : tsy mahalala biby afatsy sahona, ary amiko dia ref tsy marina dia diso, zany hoe ny marina amiko dia izay nahitako taratasy fanamarinana (pieces justificatives) !
Koa hino 100% an'i xxx aho amin'io zavatra nolazainy io raha manana taratasy marina izy amin'ireo nolazainy ireo.
fa ankoatr'izay dia sokajiako ho anisan'ireo MPANELY TSAHO i XXX .
Mazava tsara ny tiako ho lazaina !

Ary dia manasa tanana aho
10. Oay ( 03/03/2009 14:14)
ifiona:

lainga be an'i Annie2006 zany fa matoa tsy nisy chiffre nivoaka tany @ AFP na sobika momba ny manifestants androany dia vitsy loatra ka tsy mila tenenina akory zay isany satria MINORITAIRE. Rehefa mahatratra eo @20 000 eo minimum vao volaza eny @ ireny site ireny.

vita tompoko

Horakoraka ny an'ny sahona fa ny tsiboboka no tompon'ny rano é! Efa manaraka ny any @ faritany ny any fianara zao d nahazo hery ny olona rehefa maty ilay tsy manantsiny tsy mpilahatra iny, ny any Toliara d efa lasa any ny Profesora Zafy hamoaka an'ilay nogadraina ka raha izao no mitohy tsy vitan'Antananarivo intsony ny mitana an'io klé.Fa iretsy ankilany kou alou d tsy maintsy handrovitsihy klé, sarotra ny fandidiana wa!
11. xxx ( 03/03/2009 14:14)
feno hono 13mai!eisyyyyyyyy aho e lay aligna e! samy manana ny fenony
12. ifiona ( 03/03/2009 14:24)
xxx: feno angatra angamba.
13. xxx ( 03/03/2009 14:24)
efa mihena toa ny fen'antitra é! na ireo mpitarika aza efa tsy hitany tsony zay lazaina, @ manaraka d hiteny hoe ho eto daholo ny alikanareo sy ny sakanareo any an-trano mba hameno isa!!!
14. xxx ( 03/03/2009 14:25)
xxx6 : inona ary ity bla bla ity, izany foana , t@ andron-dRatsiraka koa dia nalaza ery ny kazaran-javatra toy izany ... ry ngovitra e ... sns ... mbola mino an'izany foana ve nareo e ?

Tsy hitanareo fa misy milalao ny raharaha ? Misy zavatra tsy takatry ny pro TGV sy pro TIM ao ambadika ao , na izaho koa aza , satria tsy possible ny hihantokantona ohatr'izao ny raharaha. Mety vazaha mody miady ireo fa tsy hainareo . Izaho aloha mi abandonne @ izay mety ho théorie-ko sy fitsàratsàrana e.
15. xxx ( 03/03/2009 14:32)
MBOLA ZAZA FANAHY HIANAREO KA ENTIN'NY FO FOTSINY FA HINOY IZAY LAZAIKO ANAREO FA MARINA :

Hilaza zavatra aminareo indray aho rankizy fa henoy aho satria efa miteny volo olona ihany hianareo.Ny hoe te-hamono olona iMr.Ravalomanana de tsy de ekeko loatra ,fa teren'ny Satana hamono olona no marimarina kokoa .ny antony de izao (mahalala azy tsara aho , ary izy mahafatatra ahy koa) mpiasa tao amTiko aho taloha TIKOBOYS efa renareo ve izany? misy sorona be atao amizao fahefana lasa mitsingeveheva hananany izao ,manavao ny fifanarahany tamin'i Satana izy aminizao fotoana izao satria voafetra ho isa masina ihany ny fe-potoana hitondrany eo (7taona =isan'ny Fahafenoana = isan'Andriamanitra fa zimbazimbaina) baiko avy amin ny Satana io ,fa (ny isa 6 no tena isan'ny Satana) izay midika tsy fahampiana na tsy fahafenoana ,nisy fotoan izay nangatahana ho sorona ny zanany na ny zafikeliny tsy nekeny anefa io fifanarahana io ka niova ho ràn-jaza indray ,marihiko anefa fa mitombo isa indray ny zaza apetraka raha tsy le zanaka na zafikely ,izany oe lasa mety ho X 6 na ho X 7 zany ny isan-jaza ,rehefa voapetraka ny sorona dia miandry ny confirmation avy amin'ny LOSIFERA lehibeny amizay izy ;marihiko fa tsy miseho aminolona i Losifera fa ny lefiny faha -3 no mifanerasera aminolona , ka de anjaranao ny mandinika fa tsy misy lainga na vazivazy izay nolazaiko teo ,raha misy manana fanotaniana hianareo dia ho valiako, Misaotra e!
16. tsinjo ( 03/03/2009 14:52)
feno hipoka ????? hahahaha aleo hime kle , tongava mitsy aty mada nama de mahita fa aza belazao aaaaaa , nanivivatsiva tao ampovoany mitsy za ahitako oe tena sardine ve izy ato fa to vitsy kely , kay na ny tao ampovoany ary malalaka be , tsssss :-D :-D :-D
17. AndryRajoel ( 03/03/2009 15:02)
BE de Be ry Annie ah!! teo ho eo amin'ny 500 teo ho eo zao no nanatrika anah; betsaka be mitsy ngeh eh!! :°) :°) niampy ny tany @ faritra: zao an fianarantsoa: nanondidina ny 50 teo ho eo d tany mahajanga ndray teo ho eo @ 30 teo hoe bdb eh!! zavatra tsy maintsy mandrrrresy rrrre ny tolona eh :oops:
18. cocorie ( 03/03/2009 15:02)
za d miasa eto am avenue fa aza d mandainga re a! ery akaikin'ny gara le mpanao démonstration mitantara soratra am tany mampitangoron'ol, ety aloha kely mpanao tourniquet mampitangoron'ol koa, manomboka eto am pharmacie de l'océan ka hatreo am made in france ny mpitangorona 13 mai. 20 000 eo ve ireo e? taiza no nanao garabola nianatra nanisa zany? zao e, tongava mba manampy isa d mahita hoe firy ireo
19. xxx ( 03/03/2009 15:17)
ho ento hatr@ alikanareo ry Annie2006 fa mbola tsy ampy a!
20. ifiona ( 03/03/2009 15:19)
cocorie: on est d'accord, ka pire noho izany aza no nolazain'i Annie2006, hozy iz hoe 2 000 000, hoy aho hoe aleo hihomehy :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078