Aza mety
1. Rafahafahana
(
02/03/2009 15:24)
Tsy manana toerana anie ny mpanao politika gasy aty frantsa é.
Ny fahantrana no ahafantarana an'i Madagasikara aty frantsa ireo mpanao politika taloha efa naloan'ny vahoaka ireo anie aty ka hoatran'ny olon-tsotra rehetra fa tsy hoe zay rehetra aty frantsa akory no inona. Firy ny frantsay mahafantatra an-dRatsiraka sy ny epikany?
Aza mety ampesonina sy lanin'ny olona andro amin'ny resaka ajorony.
Ny fahantrana no ahafantarana an'i Madagasikara aty frantsa ireo mpanao politika taloha efa naloan'ny vahoaka ireo anie aty ka hoatran'ny olon-tsotra rehetra fa tsy hoe zay rehetra aty frantsa akory no inona. Firy ny frantsay mahafantatra an-dRatsiraka sy ny epikany?
Aza mety ampesonina sy lanin'ny olona andro amin'ny resaka ajorony.
novalian'i andrywui ny 02/03/2009 18:21
2. yuka
(
02/03/2009 15:35)
Ka izay ndrindra manko,ireo no efa miha lany vatsy dia manovokovoka mafy ery ry TGV manongapanjakana fa te hody ny reniny :-D
zany foana ny fikan-dRadidy refa very seza!
Ronaldo09 koa angama exile :-P :°) :-*
zany foana ny fikan-dRadidy refa very seza!
Ronaldo09 koa angama exile :-P :°) :-*
3. TEGEVE
(
02/03/2009 15:41)
anaka rafahafahana sy yuka marina loatra ireo voalazanareo ireo ny tenako manokana dia mifandray sy mifanerasera satria hiady ve satria ny fianakavianao tsy mitovy fiery politika @nao ? tsia .arymilaza ry zareo fa samy maka ho azy ny aty france ,dia milaza ny sasany hoe raha izany dia aleo mbola hitondra r8 fa ho hita eo zay lany vatsy aloha ,miady an-trano ry zareo é,mila mamono baolina i tgvendrana (l) (l)
4. molota
(
02/03/2009 16:12)
TGVendrana ary tsy mbola mihetsika eo @ny 13 mai fona simba moteur angamba :-D :-D aleo atao hoé: MANIMBA :{
5. andrywui
(
02/03/2009 16:19)
ahoana letsy ry akama Molota de ela letsy zan ka !!! sitrana ve ialah lets ??? ela moa teny Mahmasina tam le orambe ry tokoa ooo ??? de aona lety ah ny olon tato zao efa be mits no nisaon anlah lets ry molota oe vita ny anlery ka tombondalana ny azy !!! fa hono oa lets efa renlah mo ny vao lety ? rangorivao ane vita matavy e!!! voatsoka tao lery fa niteny ratsy de nisy nitoroka de tonga de nomen drahery ny mavesatra !! vita ny aminy fa de ny fiononana sisa fa tsy mi-existe tsony le rangorivao !! ka mitandrema ihany les fa ts mitsitsy ra hery amzao a !!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
aza miverna any hopitaly tson lesy fa mandosira a !! de amzay afak maketo foan elah !!!
aza miverna any hopitaly tson lesy fa mandosira a !! de amzay afak maketo foan elah !!!
6. molota
(
02/03/2009 16:35)
Mangina elah ry wui wui fa tsy hoé SIRA akory ny bandy kah tsy mahazaka! mb misy atao koh ny aty fa tsy hoé otran'lah mitanina andro manao voay eny @ny 13 mai ééé miaraka @ny TGVendrana +V :twisted:
7. andrywui
(
02/03/2009 17:06)
za lets ry akama molota mb miresk tsara amlah otranren mpirahalah elah ts nifankahit ren de tong de vato malao no eny antapokandrinay klé !! de aona ary e !! ndao moles hinamana a !! elah mb bandy mahafinartr ian e !!! andao elha entik eny am 13mei am sabotsy fa tena goavan aminio !! de aiza elah no jereko ? sad mb mirozy eny tsik lahy ??
9. Annie2006
(
02/03/2009 17:22)
Nisy nitifitra ny filohan'ny guinéeana. Vita matavy. Maty, nojerempotsiny.
Tena hendry ANDRY TGV marina. Hisaorana izy ary hisaorana ny vahoaka malagasy mitaky demokrasia sy fivoarana am-pahendrena;
Tena hendry ANDRY TGV marina. Hisaorana izy ary hisaorana ny vahoaka malagasy mitaky demokrasia sy fivoarana am-pahendrena;
10. molota
(
02/03/2009 18:01)
aza mody hoé Marina eo!! TGV= MPANONGAM-PANJAKANA, MPANDORO,MPANIMBA, in daholo ireny tovolahy Mena maso mampiorohoro tanàna ireny miaraka @ny bande orange ireny :?: demokrasia marina no ataonareo an! :-D :twisted:
11. andrywui
(
02/03/2009 18:13)
ravalonamana , ravaloaratra , ravalomarc , ravalomanana !!!! tena tsy hay tsony zay anavahana ny vary amin tsiparifary fa de ze tsy akama de voapeka be any fa henjana ty ps bobaka be mitovitovy ty klé !!! :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w
13. andrywui
(
02/03/2009 18:21)
V iza e ? misy V daholo anie reo e !! sa ra ravalo V ... marina ny anlah les molota !!! tena omeo ny V ... marina izy les a !!! merci akama molota an!!
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
