Maty ny prézida
1. Oay
(
02/03/2009 08:35)
Maty ny prézida an'i Guiné Bissao fa tsy ny an'i Madagasikara an!
Aza taitaitra fa toneo ny fo sao d tapaka ny lalan-drà.

novalian'i Fanhaiky ny 03/03/2009 13:10
3. Andribe
(
02/03/2009 09:04)
Mahatsiravina koa nareo toedraharaha efa tendue be zao mbola manao zavatra tsy telin ny tenda eo ihany
tsss :evil: :evil: :evil:
tsss :evil: :evil: :evil:
4. tsikivy01
(
02/03/2009 09:27)
Raha maty le8 velona le9 ! Maty koa ny omby be ronono sy kisoa, maty koa ny tiko sy ny maha-gros be ireo ! :-D :-D :-D :-D
5. AnA
(
02/03/2009 09:34)
GUINÉE-BISSAU : LE PRÉSIDENT VIEIRA TUÉ PAR DES MILITAIRES (AFP)
Selon un responsable de l'armée, cité par l'AFP, le président de Guinée-Bissau, Joao Bernardo Vieira, a été tué par des militaires, au lendemain d'un attentat qui a coûté la vie au chef d'état-major des forces armées du pays.

6. penguin
(
02/03/2009 09:53)
Tsy matin'elah Ra8 kah. Anay io ary tsy omenay vonon'elah ary mbola tazoninay hatramin'ny 2012. =)) =)) =))
7. Oay
(
02/03/2009 10:20)
penguin:
Tsy matin'elah Ra8 kah. Anay io ary tsy omenay vonon'elah ary mbola tazoninay hatramin'ny 2012. =)) =)) =))
Fa angaha kosa misy mikasa hamono an'i Ra8 klé, aoka kosa letsy fa tsy mety izany klé, fa tsy maty izany koa i Ra8 é raha tsy hoe d efa ratsy sanjila mihintsy angaha nedala fa raha mbola miaraka @ ilay masina enao radada ozy i Ra8 d tsy hisy hahresy anazy izany eo é! satria Andriamanitra sy ny Fiangonan'i Jesosy Kristy eto Madagasikara efa anazy i Masina enao Radada koa mbola anazy d efa lasa mpaminany i Ra8 ka vao miketrika ry TGV d efa kobony d ny anazy no tonga aloha izay no mahatonga ana miteny hoe tsy misy mahafaty an'i Ra8 zany eo, ary tsy misy sahy hamono azy izany koa é, satria raha isy manao an'izany d hotezitra mafy Andriamanitra sy Fiangonan'i Jesosy Kristy eto Madagasikara ary i Masin enao Radada ka handripaka ny Malagasy toa ny zavanisy tany Egypte klé! Minoa Fotsiny Ihany fa i Marc tsy hofaty izany.
8. andrywui
(
02/03/2009 10:59)
inona ndray ary ty atsanga lazaindra-Oay léé !! tena efa nitsanga nitoetra ny hafaliana aho ranga oe haleloia zany ra-Oay kay le izy resaka laisoa fotsiny !! mba rehefa tena izy ranga ra- Oay de lazao mahoraka sy iantsoy anjombona eto hifaliana sy hifandomam-bera a!! hanasa ny mpisera rehetra eto ho eny amin crocodile na KFC mihitsy aho rah vao poinsa manaraka io kozindra- Oay io !! ataovy poinsa amzay ary ee!!!! hifaliana anie e!!! ha ha ha aha aha aha :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
9. Oay
(
02/03/2009 11:23)
andrywui:

Aoka kosa letsy ra-Andrywui fa tena tapaka ny tsinaiko ato klé,hihihi.... Tsiky lesy d ampy a! Mbola ho avy ilay maraina fa tsa atao be leroa ny tarona fa hiaraha mahita eo ny ho avy a!
10. andrywui
(
02/03/2009 11:29)
ka anay efa maiky ny hifaly kou aia ro hiandry maraina tsa hoavy eto fa hamakiana voatavo ar vyiii !
11. Fanhaiky
(
02/03/2009 13:08)
Oay:
Maty ny prézida an'i Guiné Bissao fa tsy ny an'i Madagasikara an!
Aza taitaitra fa toneo ny fo sao d tapaka ny lalan-drà.
Ny ahy izao ny saina efa saika nataoko teo amin'ny fisasahany, gravy indray iny fomba filazanareo iny
:( :( :(
12. Oay
(
02/03/2009 14:14)
Fanhaiky:
Oay:
Maty ny prézida an'i Guiné Bissao fa tsy ny an'i Madagasikara an!
Aza taitaitra fa toneo ny fo sao d tapaka ny lalan-drà.
Ny ahy izao ny saina efa saika nataoko teo amin'ny fisasahany, gravy indray iny fomba filazanareo iny
:( :( :(
Aoka kosa fanaiky a! ka le izy tena nahatonga saina ana satria henoko t@ RFI d hoe nisy namono ilay prézida d norobain'ny olona ny fananany d tena ozy za hoe tena natory teny Faravohitra ary ve wa ny filou klé d ahoana ary wa no tsy naharenesako ny pobasy sa basy mitsifotra fotsiny no nampiasandry zalahy ha moa ka tany Guinée-Bissao ilay izy klé, d ozy za we havotra ihany lekely ty nainga t@ fomba malalaka... 18.3
13. Fanhaiky
(
03/03/2009 06:25)

[/quote]
Raha iny ve no sanatria maty nisy nitifitra izany dia asa fotsiny angamba izay hiseho eto @ ity Tanindrazantsika mahonena kely ity, fa ny irariana aloha dia ny mba tsy hisian'izany fandatsahana ain'olona izany intsony eto fa tena mampivara hontsana anie eh, sady toa tsy misy dikany ny fiainantsika olombelona raha sanatria izany no misy fa ohatra ny biby, ny biby aza mbola mifampiaro rehefa sendra ny fahavalo tsy resy...
14. ari.malala
(
03/03/2009 07:44)
andrywui:
inona ndray ary ty atsanga lazaindra-Oay léé !! tena efa nitsanga nitoetra ny hafaliana aho ranga oe haleloia zany ra-Oay kay le izy resaka laisoa fotsiny !! mba rehefa tena izy ranga ra- Oay de lazao mahoraka sy iantsoy anjombona eto hifaliana sy hifandomam-bera a!! hanasa ny mpisera rehetra eto ho eny amin crocodile na KFC mihitsy aho rah vao poinsa manaraka io kozindra- Oay io !! ataovy poinsa amzay ary ee!!!! hifaliana anie e!!! ha ha ha aha aha aha :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
andray kosa izany mba toetsaina kle! fifaliana hoanao ny fahafatesan'olona? ekeko hoe ts tinao izy nefa na izany aza d hahafaly anao v ny fahafatesany? so mba ts mety! na za koa aza ts mankasitraka ny ataony sy tsy mahazoazo ny toetrany fa ts atao hahafaly ny fahafatesany!
16. Fanhaiky
(
03/03/2009 13:10)
Oay:
Ny teny Malagasy d milaza hoe Raha todi-paty aza manody fa raha todi-pitia manodiava.
Oay fa inona indray ty miantso tody ity, misy teny koa anie hoe Aza mamaly ratsy ny ratsy eh! de hoe: Valio soa zay manao ratsy anao dia... Ary farany tadidiko foana nefa tsy tanterako mihitsy dia ny hoe: Ny valifaty tsara indrindra dia famelana ny hadisoan'ny hafa...