Famerim-bola
1. ni81
(
27/02/2009 17:01)
Rehefa mividy zavatra eny @ toerana fivarotana ao dago dia tsy mamerim-bola madinika ny ankabeazan'ireo mpivarotra sasany fa ataony hoe: "atao bonbon fa tsy misy madinika".
Eny fa na dia itony mpivarotra vaventy toy ny SHOPRITE aza dia tsy mamerina mihitsy matetika ireo caissière.
Raha sendra tsy ampy anefa ny volanao dia tsy mahazo izay vidiana ianao fa mihahaka eo...
Raha tsy mamerina toy izao foana izy ireo ve tsy ahazo ohatrinona isan'andro atao ARGENT DE POCHE?

novalian'i fahamarinana ny 28/04/2009 14:59
3. Lejoba
(
27/02/2009 23:52)
fanazavana no omeko an'i Ni81 sy izay liana.
Rehefa tsy milamina ny tany dia manangona vola madinika (pièces de monnaie) ny manankarena. Ireo vahiny no tena mpanao an'io.
Ny antony? Raha raikitra ny tena korontana ka mila manavotra aina ny fianakaviana nefa misy manenjika, dia afafy ao aoriana ireo vola madinika ireo.
Tsy ilaozan'izay hisy hiondrika hitsimpona ireny. Arakaraky ny mahabetsaka ny afafinao no mahabe ny mpanangona.
Izay dia ampy hanembatsembana ireo mpanenjika : bouclier humain vita ho azy.
Jereo anie fa raha vao milamina eo ny resa-pô dia mivoaka indray ireny eh.

4. ni81
(
28/02/2009 06:49)
Ka tsy t@ zao resaka politika izao ange ry Lejoba no nisy an'ireo resaka lazaiko ireo e! Mbola nilamina tsara ny tanàna dia efa nahita io fomba ratsy io aho.
Taloha aloha ny hitako t@ zà mbola nipetraka tany Mahajanga dia ny mpivarotra tao no tsy mba mamerina ireny vola mavo na menamena kely ireny. Fa ny tena nahagaga ahy dia tao Antananarivo, dia ilay mpivarotra lehibe tokony hanana madinika mandrakariva no tsy mamerina. Nefa afaka manakalo vola tsara mihitsy izy ireo any @ banky.

5. xxx
(
12/03/2009 12:38)
Atoroko hevitra ianao, izaho koa mantsy te hanao an'ilay izy , histoire des les faire cxxxx@ fa mandreraka ny ataony : miiantsenà dia ataovy pecto 4 ny vola sasany, dia avereno aminy ny lazainy hoe tsy misy madinika
On vera leur tête à ce moment !!!
On vera leur tête à ce moment !!!
6. ni81
(
12/03/2009 17:44)
Atoroko hevitra ianao, izaho koa mantsy te hanao an'ilay izy , histoire des les faire cxxxx@ fa mandreraka ny ataony : miiantsenà dia ataovy pecto 4 ny vola sasany, dia avereno aminy ny lazainy hoe tsy misy madinika:-D :-D ka zà tsy any intsony fa rehefa mandalo @ manaraka indray zany e!
On vera leur tête à ce moment !!!
Fa nisy olona nahay azy ka! Noteneniny hoe: nareo tsy mamerina foana fa tsy miala eto zà raha tsy mahazo fameriny anio :lol: :lol: fa tonga dia ariary zato no naveriny kanefa tokony ho ariary folo sisa. Fa mino aho fa mbola nisy betsaka tavela tao @ caisse-ny ambin'ireo azony tontolo andro! :D
7. catalyn
(
27/04/2009 16:32)
Izaho koa nanao vacansy tany dago ny décembre lasa teo ary tratran'io tsy mamerina famerimbola io. Tao @ SCORE tany toamasina tamin'izay. Ny tena moa mbola FMG ny niala tany ka somary sahirankirana ihany satria mbola tsy zatra an'ilay ARIARY.
Rehefa niantsena tao @ score voalohany dia , noraofina fotsiny ny famerim-bola fa tsy nokontina satria nentin'ny fahatokisana. rehafa lasa lavidavitra vao nikaonty sy nijery ilay ticket, gaga ary aho fa efapolo be izao no banga. Tsy nasiako olana fa hoy aho hoe @ manaraka dia isaiko ny famerim-bola ary ilako vaniny raha toa ka banga na ariary folo aza.
Nony niantsena manaraka @izay aho dia nisaiko tsara ny famerim-bola, gaga indray anefa aho fa nihoatra indray ny vola nomeny ahy.
Nanontany ny anadahiko aho hoe tsy azoko mintsy ny fandehan'ny caisse ao @ score fa raha tsy ampy ny famerim-bola dia mihoatra; ka hoy ny navaliny hoe efa fataondry zareo ny tsy mamerina famerim-bola raha latsaky ny 50Ar fa raha mihoatra io ny tokony haveriny dia tonga dia 100Ar no omeny. Gaga fotsiny aho.

8. fahamarinana
(
28/04/2009 14:59)
:arrow: catalyn :ka nahazo tombony ndray njy zany teto kouh !.. :) (l)