Sao d mora loatra ra8 le excuse
21. kalovao
(
27/02/2009 13:58)
Ekeko fa sahirana ny vahoaka fa tsy vahaolana io fihetsiketsehana io @zay de tsy mety vita fiainana efa sarotra zao ve? firy taona indray ny fanarenana azy na ny krizy t@ 2002 aza mbola tsy voavaha de ampiana indray, soa ihany moa fa mbola milamina aty aminay k'oh!
22. fijo
(
27/02/2009 21:15)
ny loza anie ry zareo dia ity e,i andry dia mandainga foana.izao izy vao niresaka tamin'ilay solontenan'ny ONU,dia milaza sahady fa nanolotra hevitra azy io fa manaiky ny governemanta hidirana amin'ny repoblika faha V,nefa ny ONU sy OUA manao fanambarana fa tsy manaiky hafatsy ny aradalana,ka ahoan ano hiresahan amain'ny olona mandainga lava toa io????inona moa no nahatonga ny FFKM nanapakevitra fa tsy misy mahazo miresaka amin'ny mpanoa gazety momba ny dinika intsony hafa tsy ry zareio??satria i andry dia lainga foana no lazaina eo.hafa no ekeny ao an trano,lainga hampandriana adrisa ny ery ankianja no lazainy ny mpanao gazety.
23. tanymasina
(
28/02/2009 21:31)
Rehefa mangirifiry ny olana dia tsaboy fa aza mbola entina vonoina indray ry ise a diso izany fomba fijerinao izany
Ny fototr'aretina hitsaboana azy fa tsy fanafody hafa satria ianao matanjaka be ve dia hilalao courant
Mba misaina fa izany no anaovan'ny vazaha antsika tsinotsinona
Izay marary tsaboina izay mangirifiry tsofina fa tsy VONOINA
Ny olana Politika andeha hitady izay afaka mitsabo azy
Raha marary dokotera no antsoina, raha tsy mahay ny zanakao pedagogue tadiavina fa tsy mpanandro
ka ny anao mpanandro no atoninao nefa tsy mahay ny zanakao ka aiza no handeha ny raharaha
Mpanao politika antonina rehefa politika no olana
Mba ahitsio ny fijery fa aza mitampimaso Fa malagasy ianao nateraka haranintsaina otra ahy koa