Lôso anao

1. andryfn ( 27/02/2009 08:01)
Mba mitady ny tonon'io hira io. Tsy haiko tsara na io no tena loha-teny na tsia. Kaiabma ilay izy. Misy tonony kely tsaroako ity :

Tsy mampanino edy e
Zao ko ......
Manambitamby lava ro
Tsy dinin'olo (2fois)

Misaotra mialoha
novalian'i ainaheri ny 05/03/2009 13:44
2. kalinou ( 28/02/2009 17:08)
hira 2 samihafa ireo lazainao ireo : ny 1 loso anao de ny 1 tambitamby, samy kaiamba izy 2.
ilay loso anao ilay hoe :
ny elanelantany
aza atao mahaketraka e
aminao lalandava
ny eritreretro e
aza adino fa atoy misy olo tia anao
farafaharatsiny taratasy alefaso
3. andryfn ( 04/03/2009 10:19)
Misaotra an'i Kalinou fa io lazainao io mihintsy ilay hira tadiaviko ka raha afaka manome ahy io ianao dia hisaorana mialoha sahady
4. kalinou ( 04/03/2009 22:07)
MBOLA TSITAKO ILAY IZY FA REFA HITAKO ALEFAKO ETO IHANY E! ILAY MP3 SA NY TONONY NO TEDAVINAO FA TSY HAIKO TANTERAKA NY TONONY! TAPATAPNY IHANY
5. ainaheri ( 05/03/2009 13:44)
Tiako kou io hira io,miala tsiny raha somary misy diso

lôso anao
nandeha tsy nipôdy
za raika fogna atoy ee
tsy tafandry isanaligne eee
ahatsiaro ny fotoagna
niarahagna takô eee
mbô nisy notiaviko eeee
donc anaoo


Ny elanelantany,
aza atao mahaketrake eee
Aminao lalandava,
ny eritreritre eeeee
Aza adigno fa atô eee,
misy ôlo tia anao ooo
Farafaharatsiny eeee
Taratasy alefaso ooo
(2 fois)


Fagninjehana natao antsika arô,
tsy ahôakooo
Malaigna ny malaigna eee
tsy mampagnino ooo
Hilôso ho zahao oooo
niarahantsika roeeee
Ko nisy tsy foikoeeee
donc anao



Ny elanelantany....
...........(2fois)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2821