Mampalahelo ny mpandalo, ny mpivarotra teny Mahamasina

1. Noue ( 26/02/2009 20:38)
Dia tena nampalahelo oa ny mpandalo, ny mpiantsena, ny mpivarotra t@ nanaovan'ny jiolahimboton'tgvendrana eee !

horohoro no hanaovana azy ireo oe ho potehina ny tsenany raha tsy makao @ sit in

harao kely anie ny fandehan-javatra eee!

21H30 : Andry TGv appelle ses partisans jeudi a 10h à Mahamasina pour destituer le PDS Guy Rivo Randrianarisoa ny ampitso (androany zany)

12H30 : Andry Rajoelina n'était pas à Mahamasina

à peine 70 personnes no mba tonga tao + 50 jiolahimboto

11H43: Michèle Ratisvalaka prend la parole à Mahamasina. Pas encore grand monde

13H15 : Fin du sit in Tgv. La foule a été dispersée, les militaires font des rondes autour de la zone anosy mahamasina


dia izao no ataon'ireo jiolahimboto

Un partisan d'Andry Rajoelina demande à des passants de rejoindre leur mouvement (AP)

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img21.imageshack.us/img21/672/partisansandrytgv.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img21/partisansandrytgv.jpg/1/][IMG]http://img21.imageshack.us/img21/partisansandrytgv.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]

novalian'i rohy ny 27/02/2009 13:41
2. Noue ( 26/02/2009 20:41)
hampitahorina ny olona :evil: :evil: :evil:

Mpandefa : Ralitta [ Valio ] 26-02-2009 20:18:37
Lohateny : Vaovao tsara ho fantatra
Mampalahelo fa ny ankabetsan'ireto Bus eto Tana dia mandefa ny Radio Viva raha mahatsikaritra ianareo.
Antony raha ny filazan'ireo mpamily namanay dia nomena 40.000 FMG par jour ry zareo noho izay.
Mampalahelo satria betsaka ireo mpandeha no tsy te handre io Radio irao Radio io noho ny vaovao tsy marina avoakany, misy ary moa no efa nanova ny anaranio radio io ho Radio Fafy Lainga


3. Andribe ( 26/02/2009 20:45)
mamon ny môly nga lery zany :^) :^) :^) :^) :^) :^)
4. Noue ( 26/02/2009 20:48)
mampalahelo ny manjo ny olona eee !! :^) :^) :evil: :evil:
5. tafondro ( 26/02/2009 20:49)
Tsy hita izay hitsarana izany tao mahamasina izany .Tokony hisy arofanina anie ny eny antsena rehefa misy manif toy ireny .
6. ndenn ( 26/02/2009 20:54)
Mpiani-kazo vatombatony izany zatovo izany angamba ,fa hono ho a ry Andribe ? misy zavatra azo sotroina angaha ao aminareo ao ? ho tonga any aho raha misy na dia canette fotsiny aza !
7. tafondro ( 26/02/2009 20:58)
Aiza zonderimbondala ,misy ve?
8. Noue ( 26/02/2009 21:02)
ka tsy azonareo ve ilay fika eee ??? ny alakamisy dia tsena eny mahamasina, dia natao fanahiniana io sit-in io androany @ zay hita fa ho feno mpiantsena sy mpivarotra @ zay dia lazaina indray oe fenoooo hipoka tao mahamasina eee !!!! :evil: :evil: :^) :^) :^) nefa 70 personnes no mba tonga tany satria tonga saina ny olona fa tsy azony atao SORONA intsony eee
9. tafondro ( 26/02/2009 21:11)
Efa fantatry ny mpanao politika daholo ny point sensible eo an-tanàna rehefa misy hetsika ohatr'izany .
10. tafondro ( 26/02/2009 21:11)
Mampalahelo ilay toe-javatra mitranga fa dia atao ahoana moa ?
11. tafondro ( 26/02/2009 21:12)
Noue ,ekena tokoa ilay strategia fanangonam-bahoaka akaikin -tsena fa na dia izany aza inona moa no entin'izany ho azy ireny ,tsy fandrefotana sy fampihesonana fotsiny ve no hiandry ny vahoaka madinika mpivarotra noho ny olona tsy ampy dinika sy eritreritra?
12. andrywu ( 26/02/2009 21:16)
Noue:

ka tsy azonareo ve ilay fika eee ??? ny alakamisy dia tsena eny mahamasina, dia natao fanahiniana io sit-in io androany @ zay hita fa ho feno mpiantsena sy mpivarotra @ zay dia lazaina indray oe fenoooo hipoka tao mahamasina eee !!!! :evil: :evil: :^) :^) :^) nefa 70 personnes no mba tonga tany satria tonga saina ny olona fa tsy azony atao SORONA intsony eee


tsssss.....tsssss......tsssss





13. Noue ( 26/02/2009 21:17)
be loatra koa ireo lainga nasesinyt@ olona eee !! be loatra koa ny zavatra simba , ny aina sns eee !! etsy andaniny , io varotra io no mba fotom-piveloman'ny olona dia mbola atao an'zany ihany ry zareo !! tena tsy rariny kosa eee !!! fa firy ??? firy no very asa noho zao adalana nataon'tgvendrana zao ?? nefa anie mino aho fa ireo ekipany ireo dia mahafantatra tsara fa tsy mety ny nataony eee !! dia tsy mba menatra akory tsss
14. andrywu ( 26/02/2009 21:29)
gazety tsy miankina kosa le topmada an ,tao mantsy io sary io,io no mba cliché ity tao tstsssss tssss tssss...iza no mahita hoe olona teny isotry tratra nangalatra no nalaina sary dia hoe teny mahamasina io tssss tssss
15. tafondro ( 26/02/2009 21:34)
Enfin noue an , raha tena mandinika ny atao hoe strategie politika isika dia efa tsy maintsy mahalala ny plan urbain voalohany indrindra ,manaraka izay dia ny point nevralgique 'ny tanàna ,fahatelon'izay dia ny tendance idéologique 'ny mponina , fahaefatra dia ny rapport d'influence misy ao @ antoko politika rehetra , fahadimy ,aleoko tsy ho tenenina fa sao dia ampiasain-dry zalahy, ny fahafito ,faha8 faha 9, koa dia torak'izany .Mbola tsy voatohintohina ny fiandrianam-pirenena hatramin'izao aloha n'inoninona ataon-dry zareo etsy andaniny. Amiko dia tsy i Andry rajoelina no tena Maestro @ ity raharaha ity fa olona efa fatam-poko sy fantam-pirenena eran'izao tontolo izao .
16. abcdefg ( 26/02/2009 21:37)
manana havana mipetraka any antsirabe zahay,izao mihintsy no anaovan'ny jiolalimboto tgviste ny mponina sy ny mpivarotra rehetra:miasa tsara ny olona, avy ry zalahy dia mitabataba, mivzavaza toa hamono, ny fitaratry ny magazay torahana dia vaky satria tsy avy dia manaraka andry zareo hilahatra sy hanimba, handroba,mijaly ny vahoaka re!aiza ny mpitandro filaminana antoerana re?tsy rariny tsony re!
17. tafondro ( 26/02/2009 21:41)
andrywu:

gazety tsy miankina kosa le topmada an ,tao mantsy io sary io,io no mba cliché ity tao tstsssss tssss tssss...iza no mahita hoe olona teny isotry tratra nangalatra no nalaina sary dia hoe teny mahamasina io tssss tssss

Efa nisy nilaza tao fa tanora mpianinkazo teo@ tetezan'i bekiraro io rangahy io hoy ny honohono .

18. xxx ( 26/02/2009 22:14)
Mitovy tarehy be amin'i N... koa ity olona amin'ny sary ity. Kambana angamba.
19. rangorivao69 ( 26/02/2009 22:19)
andrywu> kay elah io jiolahibotopoour io ,ataoko mahamay ny maman'ny ty ralina ,alah koa forseko hamely ao fa boykely atidoha ty :-D :-D :-D
20. andrywu ( 26/02/2009 22:26)
ela mihitsy kay no rangorifototra ny afo mampisavorivory ny mpisera ato,alain'ela daho ps nolona dia avy eo ela manopa fotsiny.beberangory tsy misaina fa kely aditoha :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0377