Ho an'ny PRO RA8
21. naughtyboy
(
26/02/2009 11:12)
voalaza
Ny hevitra azoko aroso ny ahy dia izao: tena tsara raha miongana atsy ho atsy ravalo, saingy angatahana ny vahoaka mba tsy ho i tgv no atosiny hitondra ny tetezamita, fa izay no miala an\\\'ankatso dia mbohidempona
misaotra tompoko o
tena hevitra tsara misy ho saininy vahoaka,zà ko anisany tsy mankasitraka ny ijapiany Andrimbomanga tsy alehany @ tetezamita ty ,amboarina tsara ny fametrahana ny fanamelohana sy ny fitsarana manàla azy eo @ fahefana ary manapaka ny saziny dia dingana lehibe ao amintsika izay sy ohatry ny demokrasia izay=D> , ireto mpomba anle8 tsisy tsangakevitra sy tsy mijery ny atao oe heloka sy ny lalàna ary ny rariny sy ny hitsiny @ zo sy sata mahamalagasy sy ny hasiny tanindrazana eo anivony sehatra iraisampirenena,ireo no fototra @ atao oe intégrism ideological politics sy liberation nationalism(civic&cultural,religion,economy) fa tsy fanatisme ranoray no asesy eto,efa nolazaiko etsy ambony ny santionany @ tokony ampitsaharana ny maha filoha anle8 sy ireo fandikany lalàna ary na voafidy aza t@ halabato dia azo asorina tsara toy ireo oh. nahazo ny filoha rehetra hafa erantany ,na tsy nahatanteraka ko ny andraikiny tahaka an\\\'i zafy na nandika lalàna marobe na meloka toa anle8

24. xxx
(
26/02/2009 12:52)
Ka tsy haiko tsony , misy milaza fa fanatisma , integrisma ny fitazomana an-dRa8 eo am`fitondrana ..sns nefa raha tsy diso zah toa lany tamin`ny fifidianana no-boycotter-n`ny mpanohitra leiry ka tsy azoko hoe iza no diso raha tsy nilatsaka ? sa ve nilatsaka fa 0.000 % dia menatra ? , tsy haiko aloha izay hala-bato satria koa moa efa zatran`ny affirmation gratuite otran`ny Radio Viva sy Antsiva ny olona sasany . Tsy voatery momba ny Fitondrana ny tsy manaiky ny Fanonganam-panjakana ataon`i TGVendrana satria isika rehetra dia miara-mahalala fa tsy maintsy hisy fiantraikany ara-ekonomika ratsy goavana ny fiakaran`i TGV am`tetezamita satria hisakana ny famatsiam-bola mahazatra nefa iaraha-mahalala fa io no mbola miantoka ny ampahany betsaka amin`ny Budget de fonctionnement ny Fanjakana ! Sa ve tadiavina ho simbaina indray ny economie gasy izay efa mba niarina kely teo ? Ekeko fa betsaka ny zavatra tokony hahitsy am`Ra8 , ary zah mino fa lesona ho azy zao zava-miseho zao fa tsy izany kosa akory no tokony hanaovana fanonganam-panjakana sy hanakorontanana ny besinimaro , tsy tia gidragidra , te hiasa mba hivoatra (fa tsy hoe greve generale) satria iaraha-mahalala fa ny asanao ihany no hampanankarena anao fa efa dilan`ny ela sy ny ela izany hoe màna avy any an-danitra izany . Dikan`izany , manao analyse ny olona fa tsy de hoe fanatisma araka ny filazanao azy akory .
25. naughtyboy
(
26/02/2009 12:55)
lisany mpomba anle8 reto anie de fanatique 1 trano fa tsisy mbo afaka mandahatra oh.na araka sosialy,ekonomia,lalàna,fifandraharana ivelany,fahasalamambahoaka ,fampiroboroboana ny fahaizamanao sy teknolojia,
ady @ hanoanana sy fahantrana,fanabeazana sy fitaizana,fanitarana sy famokarana ny sehatra industrialisation,fahavitantena sy tsy fiankinandoha any ivelany sns vitanle8 ...ampandolihany vazaha(WTO,WB,WTO...) tanteraka @ alalany mpitondra manao didy jadona toa anle8(@ fambotriana ny tahiry sy fidirambolany malagasy dia tsy manambola lava fa mindrana ny fanjakana) daoly ny mpomba azy de manaiky,nefa raha olona mba mpandraharaha ihany i le8 na filoha mendrika dia mahalala fa misy ny fototra @ fitantanambola sy fifandrahrahana atao oe microcrédit ialana @ zany
le 1 mbo te hamaly eto zao de resaka lalana efa nisy hatr@ androny mpanjaka no mbo nolazainy fa zavabitany le8,na koa resaka lasa nihinana dibera hatr@ 4mis tsss...maivana e
Izao fotsiny raha nahasoa ny vahoaka izany tsy tonga @ izao korontana sosialy sy politika izao ary fitakiana ny zony sy satany ny vahoaka,ny antokon'olombitsy no nahazo tombony @ fananampirenena ka rariny raha mitroatra ny vahoaka ,toa otrany maivana daoly le valiteny etiny reto mpomba anle8 fa tsy misy matotra

26. naughtyboy
(
26/02/2009 13:09)
xxx > misaotra @ valinteny,averiko ihany fa zà ko nge tsy momba anle fanonganampanjakana tsy ampisainana izany ny tokony ho nataony le Andry ty ra nisaina kely izy hatr@ zay de nanao izay ampitsangana ny antsoiny britanika oe shadow cabinet,ireo kabinetrany mpanohitra mangataka ny fitsangany ireo institution juridictionelle ahafahany mametraka fitarainana aradalàna ny tsy mety nataony le8 babakoto sy ampitsahatra azy @ fitondrana avy eo ho tsaraina izy @ aradalàna noho ireo heloka marobe vitany sy ny fanitsakitsahiny ny lalampanorenana ,samy faly daoly ny rehetra @ zay ny vahoaka tonga @ rariny sy ny hitsiny ary miova famindra ny mpitondra hisolo,tsisy ny faty olona satria samy diso izy 2 lahy.Mihamatoky ny vahoaka indrindra2 sy ny mpamatsy vola sy mpandraharaha avy any ivelany fa misy ny fampiharandalàna tsy mijery tavan'olona eto amintsika.Izay no fiovana voalohany sy dingana hirosoana @ hantsana ary hiadiana @ fahantrana...
27. TEGEVE
(
26/02/2009 15:36)
anaka nauhgtyboy aza dia miroso lalina ny tgv enaao anaka fa izahay ato @ foibe efa miparitaka be ihany be zay diso vita nefa iza moa no tsy nisy indro kely,saingy le sorona vahoaka tsy manan-tsiny iny no tena mampivaky anay ato @ foibe (l) (l)