FILAZANA MANJO
21. rangorivao96
(
24/02/2009 15:47)
mbola tohizako le teniko teo tsy vitanzany fa ten olona tsis sain nareo TIM reo e, tena mpivarotr marin ka mitady hamita bahoaka
22. namanabe
(
24/02/2009 19:03)
akory ro !
Mampilaza fa ny fatin'i kidombarambita dia ho halevina any andavaky ny voalavo nohon'ny fahaizany mandahatra lainga sy fampiandiana olona , tsy hanatrika
hakaiky ny fandevenana ny tenanay fa mamofona haine be sy fialonana ny razana ka sao dia manangatra
Any amin'ny vary tsy mifody no handehanan'ny fanahiny vatapaty au noir no handevenana azy , fasana au noir no asiana azy ary mpandevina au noir no ho avy eny , pasitera au noir no hanao veloma farany ary paradisa au noir no hipetrahany , ary vavaka au noir no hatao farany DIA FOROM AU NOIR NO HIFANKALOZANY HEVITRA ANY .
MASINA AU NOIR IZY TCHAO !
:} :} :}

23. tafondro
(
24/02/2009 23:34)
Au noir au noir au noir = maizina bé tsy ahitana mitsinjo ,na dia 1 mm prés aza ! Goavana ny lanitra!!!
24. rangorivao69
(
25/02/2009 02:14)
ary le tafondromaty ty ve mahay mamaky teny e,mba ampianaro lesy ny vadinelah raouioui :-D :-D :-D