FILAZANA MANJO

1. BOYSGOSS ( 24/02/2009 11:17)

Amin’ny hafaliana tsy roa aman-tany no hampilazainay anareo fa ny havamalalan’ny mpanimba firenena:

Atoa TSAHO Gidro Valaketraka
Dia nantsohin’I Lainga hody any aminy teo @’ny iray volany hoy :

Vadiny: RAPAMITABAHOAKA Maherilainga
Ny Zanany : TSAHO Gidro Mpamaky trano sy zanaka aman-jafiny
TSAHO Gidro Botolo sy ny zanaka aman-jafiny
TSAHO Gidro Mpampiorohoro sy ny zanaka aman-jafiny

Ny iraitampo amin’ny Rainy sy ny Reniny :
Mme Veuve BOKY Mena
Mlle. PARADIS Socialiste
Mlle. OUMANIST Ecologika
Mme Veuve COLON Smotig assasin (France)

Ny nofony dia hiala ao amin’ny fonenany villa voavidivola lot 34 bis Fohifisainana ary ho entina atao veloma farany eny amin’ny toerana falehany matetika alohan’ny hametrahan’azy ao amin’ny fasandrazany ao Mpamitabahoaka.

« ...Koa hilaozy ny akamanao fa efa voatokana ny toerana ho azy eny tsiafahy, aza kivy ary aza ketraka fa izay namafy rivotra dia mijinja tadio ... » LALAM-PIAINANA 24.15

Tsy misy baramina ary tsy misy kibay

2. tsiafoi1 ( 24/02/2009 11:21)
:twisted: :/ :twisted: :roll: :^) :evil: ;-)
3. andrywui ( 24/02/2009 11:21)
Ny koktail molotov sy ny barre à pince hamakiana vavahady vy tsy voateny !! donky azo entina zany ireo apesaina refa vita ny fandevenana !!
4. namanabe ( 24/02/2009 11:31)
AMIN'NY ALAHELO LEHIBE no hilazana ny tapaka sy ny namana eto amin'ny serasera fa nantsoin'ny haine hody any amin'ny i :
LOHAN'ANGIDINA NANORATRA ITY SUJET ITY

Hoy ny vadiny ELEPHANTA MAINTY mpanolontsaina azy @ hakondranana rehetra izay ataony

Hoy ny iraitampo aminy alika sy ny voalavo avy etsy fianarantsoa

Hoy ny zanany kamboty velondray najanona any dago any

Ny nofony dia hiala ao ambodikidiro villa SDF GIGOLLO PRESIDENT AU NOIR

TSY MISY HANENENANA NY NAHALASA AZY FA MISEHO HO MASINA ANEFA MITENY RATSY SY MANOZON'OLONA LAVA ETO ARY MPAMPIADY OLONA

MISAOTRA TOMPOKO 8O
5. andrywu ( 24/02/2009 11:35)
dia mamangy fahoriana aby e
6. BOYSGOSS ( 24/02/2009 11:38)
namanabe:

AMIN'NY ALAHELO LEHIBE no hilazana ny tapaka sy ny namana eto amin'ny serasera fa nantsoin'ny haine hody any amin'ny i :
LOHAN'ANGIDINA NANORATRA ITY SUJET ITY

Hoy ny vadiny ELEPHANTA MAINTY mpanolontsaina azy @ hakondranana rehetra izay ataony

Hoy ny iraitampo aminy alika sy ny voalavo avy etsy fianarantsoa

Hoy ny zanany kamboty velondray najanona any dago any

Ny nofony dia hiala ao ambodikidiro villa SDF GIGOLLO PRESIDENT AU NOIR

TSY MISY HANENENANA NY NAHALASA AZY FA MISEHO HO MASINA ANEFA MITENY RATSY SY MANOZON'OLONA LAVA ETO ARY MPAMPIADY OLONA

MISAOTRA TOMPOKO 8O

7. BOYSGOSS ( 24/02/2009 11:44)

O leitia, nareo zany anie ka mora marary fo sy mora tezitra e, tena hita mihintsy hoe mifanakaiky ny ....nareo, tena mora maty nareo raha zao no itohy fa aza mijery forum tsony, aiza ary zany

=)) =)) =)) =)) =))

Misotro aloha OLYMPIKO kely dia ndana matory, dia mialatsiny fa tsy nanonona anaran'olona zah fa kay ve misy misy anaran'olona toa ireo any @-drangah. o^o o^o o^o o^o o^o
8. Fahazavana ( 24/02/2009 11:57)
i oleti a ! olo mifampiady rima ireo fa tsa misy mora tezitra , ndàna i aby mijery dokotera fa hors sujet , fa njareo mikàkàkàka eto fotsiny , efa nifanarahana aby io fifamelezana io hanjonoana an'i o letia ! dà miboredika eto

:lol:
9. Fahazavana ( 24/02/2009 12:07)
amboary kely reo ondrinao reo ra dadabomont , efa tsy vitan'ny asa sy fampaherezana intsony ty kalé , maditra mihoampefy daholo puttain de masimasina va !! io sarina petit poid sy karoty fona dia sinon mifanome ferapara lava eto 8) ny sasany toa miakatra b ny sasany toa ............ampiasao ny baramina sy ny kibay rangahy ty a :roll:
10. Kdaombaramita ( 24/02/2009 12:41)
AKory avy ianareo tompoko,

Indreto izahay tonga eto, anisan'ireo nangina tamim-pahendrena, tsy tonga mba hamendrofendro fa tonga hiara-paly. Na dia teo ary ny hoe adidy maro samihafa, noho izahay very aza dia manam-potoana be koa hanotronana anareo. Tombon'adalàna ny azy, làlana tsy iraisana, ary dia efa ny lainga no niantso azy koa dia tsofina rano izy ho faty.

Akoatra izay, noho ny hafenoan-jio be loatra dia tsy afaka ny handevina izahay, noho ny tahotra sao vao mivoaka ny razana dia efa miboridana koa izahay, izy ary mety efa niboridana izay noho ny mpanotrona azy fainga tànana loatra, efa hay ihany ny toerana handevenana azy moa, iny tsy iarahana, koa dia mampamangy any amindry ratsy rehetra any hono hoe fa tsy nahavoa ny tetika.

Izay fa dia mangata-dàlana izahay hitotorebika noho ny hafenoam-pifaliana be loatra.

AZA MISOSOK'ALAHELO INTSONY TOMPOKO
11. tafondro ( 24/02/2009 13:18)
COMMUNICATION FUNEBRE :
Ikôzina ny akama piara-mitoul ,fa isy fiaraa mikandra leibé zay tairina atsy o atsy momba ny @ filaminan ,mila ny tary besandry ,ny besaina ,ny mairatra ,ary ny raitra reetra o tonga @ zany kaon-doa makotsoka zany manomboka @ lakamisy o avy \'zao eo mamasina .
Filinna vôlouany:fandaarana n\' kandra anjedàana n\' Gàna Voustra reétra eto an-tanànn\' .(Natoukana o an\'ny mairatra)
Faaro:fikarakaràna \'ny matôs reétra etin\'ny besandry amaizana reo plaiso sy pandoro vouvoun\'ola .(oan\' ny raitra )
Fatelo:fanôvana taratas\' isamborana ny loandoany @ reo mtady ivarotra ny tandrazana anôvany tani-katsaka OGM sy PALMIER àHUILE TUEUSE (oan\'ny besaina )
Faefatra:fanôvana taratasy anakanana ny ftrandraàna tsy ara drariny ny petrola sy ny lanthanides ar\' ny gazy sy arena sous sôl reétra (mbôla oan\'ny besaina iany)
Fadimy:fanôvana mandat d\'arrêt oan\' iandrywui ,rangorivato96,boysgoss,ratavao ,pengiun, sns ...
Faenina :fanetanana ny akama reétra @ konsera rindrakira alouan\'ny andeanana anôvana ny asa reétra \'ikambanana )
Dé zay ouz lé masnah ouz !!!uhr uhr uhr uhr uhr !!! :lol: :lol:
12. BOYSGOSS ( 24/02/2009 13:19)
Kdaombaramita:

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
13. tafondro ( 24/02/2009 13:26)
tafondro:

COMMUNICATION FUNEBRE :
Ikôzina ny akama piara-mitoul ,fa isy fiaraa mikandra leibé zay tairina atsy o atsy momba ny @ filaminan ,mila ny tary besandry ,ny besaina ,ny mairatra ,ary ny raitra reetra o tonga @ zany kaon-doa makotsoka zany manomboka @ lakamisy o avy \'zao eo mamasina .
Filinna vôlouany:fandaarana n\' kandra anjedàana n\' Gàna Voustra reétra eto an-tanànn\' .(Natoukana o an\'ny mairatra)
Faaro:fikarakaràna \'ny matôs reétra etin\'ny besandry amaizana reo plaiso sy pandoro vouvoun\'ola .(oan\' ny raitra )
Fatelo:fanôvana taratas\' isamborana ny loandoany @ reo mtady ivarotra ny tandrazana anôvany tani-katsaka OGM sy PALMIER àHUILE TUEUSE (oan\'ny besaina )
Faefatra:fanôvana taratasy anakanana ny ftrandraàna tsy ara drariny ny petrola sy ny lanthanides ar\' ny gazy sy arena sous sôl reétra (mbôla oan\'ny besaina iany)
Fadimy:fanôvana mandat d\'arrêt oan\' iandrywui ,rangorivato96,boysgoss,ratavao ,pengiun, sns ...
Faenina :fanetanana ny akama reétra @ konsera rindrakira alouan\'ny andeanana anôvana ny asa reétra \'ikambanana )
Dé zay ouz lé masnah ouz !!!uhr uhr uhr uhr uhr !!! :lol: :lol:

PS: Veloma lets' ry Tary Gaigy Vôdouna isany ôôô !! Tsisy rancunes ny aty

:p :p
14. TEGEVE ( 24/02/2009 13:27)
imposture iny andrywi iny izao,efa tsy mpikambana ato aminay intsony TGVOAROKA izay hanaovanareo azy any (l) (l)
15. ratavao ( 24/02/2009 13:27)
De matesa any izy miaraka amin'ny fananany e, ny rà solon'ny rà teny Ambohitsirohitra!
16. rangorivao69 ( 24/02/2009 13:42)
raouioui> minani an-maman-elah elah zao fa nadaboky ny tgvendrana :-D :-D :-D
17. andrywui ( 24/02/2009 13:50)
Mbol velona nofo amndrà letsy i Andrywui ry zalah midelira reto a !!! mbol ty aho ary mbol vonona hanafay sy hananatra anreo eto ambarampifona anareo TIM reo na izah irery aza de vitak zany nefa isaorana eto ireo akama bulldozer rehetra toa andry Ralalaina ,,, Kidoropamba ,,,,Ratavao ,,, sns ao ambadika ao manomana ny hamelezana eto rahariva ha ha ha ha mbola ho ela ny lalao eto fa aza mora msendotr' eee !! calme fa ny tosi-drà anie tampoka eee !! ha ha ha :-D :-D ^:^ =D> =)) =)) =)) :-@ :-@ :-D :-D
18. TEGEVE ( 24/02/2009 14:05)
anaka andrywi

mila miala sasatra ianao fa manalabaraka izao toetranao izao,efa nisy ny fanarahana natao tamin'i TIM ,fa izao ataonao izao dia mendrika ny TGV, tsy hisy hanampy anao ny soldat sasany (l) (l)
19. pengiun ( 24/02/2009 14:22)
Za ko ane zao dada tezeve efa tafiditra mambira ao aminao e ! so de tokony omena kandra ko aho fa mila sosy zao ny bandy ?
20. rangorivao69 ( 24/02/2009 14:30)
efa kobon'i sefonelah io ps bdb io kou kay fika handraisan'le vendrana karama maro2 ,tiakeky mianakavy tony pivarobooud tony ,ary hitako tgvoaroka :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3761