Mba vonjeo e!

1. paiso ( 23/02/2009 14:09)
Hono hoa ry reto a? misy protection en écriture ny Clé Usb-ako de inona no ataoko fa sady tsy mety formaterna le izy no tsy mety asiana inoninona ao anatiny sady ny mbola pire de tsy misy famahana azy avy aty ivelany tsy misy an'ilay cadena kely iny zany e
Inona no tokony hataoko fa tena mandreraka be ana mintsy le izy tsy azo ampiasaina mintsy e!!
Mba ampio mou rey olona a sa efa fanary kou zany io clé io ve?
novalian'i nilex ny 02/04/2009 10:44
2. daryprod ( 24/02/2009 05:35)
Bjr, raha ny fitadidiko de jereo ny fichier caché sao de misy ilay hoe system na recycler, fafao ireo fa toa ohatra izay angamba no nampety ny ahy, andramo aloha fa tsy tadidiko tsara e, Misy koa ny logiciel ahafahana mamaha io olana anao io fa andraso aloha jerena.
Mazotoa ary e
3. nilex ( 02/04/2009 10:44)
Bjr ,angaha tsy misy fika ao amin'ny bdr ry daryprod
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3284