Raha hofaty ianao tsy ho ela.....
21. soanja
(
25/02/2009 07:21)
ikaretsaka:
ohabolana malagasy aza izany ko... raha maty aho matesa rahavako, raha maty rahavana matesa ny omby matavy! :°)
Mba ohabolana ratsy koa zany!!!!!
22. Koditra
(
25/02/2009 15:58)
Za kalou ra maharay hafatra avy any Ambony oe daty sy ora ary segondra anankiray somary elaela dé afaka manomana zvtra betsaka, itovizana daôlo io oe anaovantsoa ho an\'ny namana, fianakams, olotina sy mpiara-belona. Tonga @lé fitenenana oe mbò mametrà kely eh!
Fa refa lé ora 1 sisa tavela iny nefa mety ho tenté iany iadivarotra kely @ao Ambony oe mbò andraso kaloungany fa mbò meo 2 na 3 volana ndray kalou fa sô dé tsy hovitan-drizalah rery ny manetsa, lé tanimbôngazo ary atsimotrano ary tsy mbola misy tokontaniny h@ zao sns ... :-D
Refa tsy mety iadina varotra mo zany dé tsy maintsy ifidy @zay ao anatin\'lé minitra vitsy farany iny oe inn no tiko hamaranako azy, hitsotsotra hiaraka @ olotiko eo ampandrina ve sa handohalika hibebaka mba ho voavonjy ny fanahy sa eny ambony latabatra miaraka @ akama rehetra mifandombera manao tsi-tsin faraparany. :lol:
Misaotra an Soanja @lé dinika milay be.

23. fahamarinana
(
25/02/2009 18:00)
:arrow: koditra : dia inona no mety ho valiny...tsin-tsin o! :) (l)
24. Koditra
(
25/02/2009 18:07)
Fahama : efa oe refa @lé minitra vitsy farany iny vao hisafidy fa tsy @zao fotòna zao akory. :-D :-D
26. fahamarinana
(
25/02/2009 18:17)
:arrow: iny eny kelly-keliko sy ny fimenomenomany !! mba tsy foiko izy manao an'io an !! :-*
koditra : ka hoy soanja hoe supposons zany fa efa faranydia inona no ataon-droky!! :) (l)

27. Koditra
(
25/02/2009 18:28)
Fahama : refa nieritreritra zà dé mety azo atambatra iany kay izy 3 reo klé : Eo ambony fandriana miaraka @olotina, ny akama manatrika manodidina miara-manao tsin-tsin no sady mangataka @ ao Ambony handray ny fanahiko. Mety ve zany? :lol:
28. Koditra
(
25/02/2009 18:29)
kelly13 : Inn ary ty mitsoaka matanjaka ity fa avia eto akaikiko eto. :lol:
29. kotobekibo
(
25/02/2009 22:07)
Koditra:
Fahama : refa nieritreritra zà dé mety azo atambatra iany kay izy 3 reo klé : Eo ambony fandriana miaraka @olotina, ny akama manatrika manodidina miara-manao tsin-tsin no sady mangataka @ ao Ambony handray ny fanahiko. Mety ve zany? :lol:
zà koa aloha d tena ireo angamba no ataoko e!:D
Ireto misy hevitra avy @ artistes : natacha st pierre + pascal obispo
http://www.dailymotion.com/search/mourir%252Bdemain%252Bobispo/video/x9a2r_natasha-pascal-obispo-mourir-demai_music
30. sitlo
(
26/02/2009 07:22)
"Raha maty aho matesa rahavana, raha maty rahavana matesa raomby"
Io aloha dia ohabolana malagasy tena miteraka tsy fitovian-kevitra tokoa. Ohatra ny fanozonana izany mantsy ilay izy. Fa ny fanazavan'ilay mpampianatra anay tamin'ny terminale dia momba ny fihavanana ihany. Hoe mahafinaritra ny fiainana eto an-tany, ka raha sembanin'ny fahafatesana, dia aza manahy fa miandry anareo any an-koatra aho. Fa mandra-mpialanareo eto an-tany aloha dia aleo ny omby (harena) ihainanareo eto ihany, fa rehefa rahatrizay, dia ento manaraka anareo.
Izany hoe tsy tena ratsy loatra araka ny fahenoana azy ilay ohabolana. :°)

31. sitlo
(
26/02/2009 07:24)
Fa raha izaho manokana aloha raha fantatro ny fotoana ahafatesako dia tsy raharahiko loatra. Faly fotsiny aho fa na izany aza tsy ovaiko ny fomba fiainako.
32. soanja
(
27/02/2009 04:23)
sitlo:

Misaotra an'i Sitlo nanome fanazavana io ohabolan-drazana io. Tsara koa angamba io no amehezantsika ny hevitra hoe: Na toy inona aza izay ho any ankoatra dia tsy misy tsara lavitra nohon' ny fametrapetrahana ny fifankatiavana sy ny fihavanana ho tontosa sy ho lovasoa alohan'ny handaozana ity fiainana iray feno mistery ity.
33. ikaretsaka
(
27/02/2009 15:12)
sitlo:
Fa raha izaho manokana aloha raha fantatro ny fotoana ahafatesako dia tsy raharahiko loatra. Faly fotsiny aho fa na izany aza tsy ovaiko ny fomba fiainako.
mitovy isika sy sitl