Fisamborana an ingahy Ranjivason , tena izy ve sa cinéma ?
1. xxx
(
22/02/2009 09:15)
Niteraka resabe isankarazany koa ity vaovao iray ity !..Ao ny milaza fa tsy nisambotra azy fahatany ny mpitondra fa ao raha . Ao koa ny milaza fa mety cinéma !
Asa aloha izay tena marina ?..
Asa aloha izay tena marina ?..
novalian'i andrywui ny 23/02/2009 11:46
7. xxx
(
22/02/2009 18:30)
xxx:
le mpanao savony ravandison ve izany sa anarana mitovy eh
Hay ve azo anaovana savony eny @ UNIVERSITE sy ny SECES eny e ! :?:
8. xxx
(
22/02/2009 19:28)
le mpanao savony ravandison ve izany sa anarana mitovy eh:-D :-D Taiza indray no nisy nilaza fa RAVANDISON e!
9. andrywui
(
22/02/2009 20:26)
Ranjivason jean theodore !! olona anisany nanangana sy saropiaro mafy tamin'ny fiarovana andRavalomanana sy ny fitondrany hatramin'ny voalohany !! ka efa io nomen'ny Prezida azy io ny valim-pitiany zany !!! TSIAFAHY
10. xxx
(
22/02/2009 20:42)
andrywui:
Ranjivason jean theodore !! olona anisany nanangana sy saropiaro mafy tamin'ny fiarovana andRavalomanana sy ny fitondrany hatramin'ny voalohany !! ka efa io nomen'ny Prezida azy io ny valim-pitiany zany !!! TSIAFAHY
Ny an i lery kosa efa trop e, depuis 1972 mpanimba zavatra , ary izy dia mody manohana olona mba hijanona m'aharitra eo @ seza na iza na iza eo, ka dia aleo izy mba haka seza any Tsiafahy!...
11. andrywui
(
22/02/2009 21:20)
Nohon'ny antony marina sy rariny ve ? sa halako fa tsy Tim fotsiny ?? ka tonga de Tsiafahy !! miaraka amindry Coutiti Assolant, mpamono olona , dahalo ,...tena rariny ve ozy nareo zany ??
12. Andribe
(
22/02/2009 22:18)
tena lany nga le facen ilay palitao ka tsy afaka nivadika intsony kle. Laasa nanao akanjo dalton zany lery ve zao :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D . Moramora ra andrywiwi fa tsy misy internet eny tsiafahy :-D :-D :-D :-D :-D
13. andrywui
(
23/02/2009 11:46)
misy Net ao am gardien chef ao ka !! azo hindramin refa tonga any nareo ! na teneno aho fa tonton-ko lery de asaiko mba omeny Net i Andrybe rehefa manirery iny hi tsatena