Patrick2002 : somary tsy mandeha ny discussion- tsika, tsy fantatro na ianao no tsy nahazo resaka, na izao no tsy nahay nanazava, fa ny tiako holazaina dia izao :
- i Ratsiraka efa hatr@ 1975 no nitondra, noho izany tsy tokony hitrondra intsony izy, fa tsy hoe hararaotina ara-bakiteny ilay lalam-panorenana t@ 1991 hanagalána seza. Ny olona misaina rehefa tapitra ny mandat dia mipetraka. Iny tsy miankina @ hoe ny lalam-panprenana t@ 1980 na t@ 1991, na t@ 2000 vao vita, fa resaka fomba fisainana tsotra fotsiny , rehefa indroa no nahazo seza dia tsy tokony hiverina eo intsony. Efa hita maso be ny ataon\' i Robert Mugebe ao Zimbabwe , dia i Ratsiraka koa saika hanao izany. Mahamenatra izany ra Patrick a , rehefa tsy mety dia tsy mety.
Izay angamba sisa no azoko lazaina, ny teninao sasany tsy hovaliako intsony, tsy mitovy ny fomba fijerintsika e.