Ohatry ny tsy misy ilana azy izany kaly ny lapam-panjakana a

1. klitika ( 21/02/2009 13:49)
Ka ny Filoham-pirenena ery ambala-kisoa ery no mandeha mifampidinika amin'ny mpanohitra.

Iza ary no protocol an'io Prezida io le? Taiza no nisy nanao fifampiraharahana avo lenta toa izao dia hoe andao atao ao amin'ny tranom-petin'ny falda eh.

Tsy hoe maniratsira, fa ohatry ny hoe mpitondra fanjakana mandeha mipaka ilay izy
novalian'i klitika ny 21/02/2009 16:05
2. andrywui ( 21/02/2009 13:54)
Mivadiha TGV letsy ry Klitika rehefa fopla Ravalo io a !! raisina antanandroa elah fa adaboy any io !!! i Penguin zao efa io nila arrangement amiko mafy io fa mba te hiditra tgv ony lery de raisiko tsara lery de mpiakama be zahay izao !! fa tsy ho ataony Penguin tsony ny anarany ato fa hovainy ony !!
3. tsinjo ( 21/02/2009 14:00)
sao d eialahy letsy ra wuiwui no hivadika tim a ,
klitika ,izy nge no nasaina fa tsy nanasa e
4. klitika ( 21/02/2009 14:02)
andrywui:
Mivadiha TGV letsy ry Klitika

Ka za nge ry Andrywui mbola sarety fa raha toa ka mba regarega indray aho dia tena moramora ihany no nivadihana ho TGV eh.
Ry Penguin koa efa ho lany taranaka fa efa mitsonika ny glasy any amin'ny tendrotany koa, tsy mahagaga raha hiovana anarana i leiry. Mety hovainy hoe Ganala io izao na hoe Gisamanatody
5. ralalaina ( 21/02/2009 14:06)
aza dia manenjika olona resy loatra ry zalah
6. klitika ( 21/02/2009 14:06)
Fa tena milay ho'a raha isika mpifanadrina antsoratra eto ireto izany mba manao fihaonana an-tampony, dia samy mitondra izay hafatra napetrany teto.

Dia atao ny ady hevitra, dia mba heritrereto am'zay ny tohiny

donakely aloha no voalohany
7. tsinjo ( 21/02/2009 14:10)
ra misy zany raklitika de rawiwiwi ngamba de manopa variraraka tsy akinjanona mitsy :-D :-D
8. ralalaina ( 21/02/2009 14:12)
fa de inona loatra zalah no dia hialonanareo any andrywui
9. andrywui ( 21/02/2009 14:17)
eny oa lesy ralalaina !! nefa ane lety i penguin sefondry lerony aza efa tgv zao e !! ngajh laisany manantena ahita an'i penguin tsony e !! efa tgv iny zao efa mpiakama be zahay sy lery zao !
10. klitika ( 21/02/2009 15:21)
Mba mety m'lay tokoa ilay hoe mifanatrika ny samy mpisera politika, dia lasa fianarana ho an'ireo milaza mpilalao politika ao amin'ny tanana ao ireo.

Fa ry xxx izany miheritreritra hoe raha hitako i Kidoro tonga dia roraiko, nefa vao nahita ny Bogositen'i Kidoro tonga dia babo nilefaka hoe: Hay ianao kay ilay kidoro, firy ny nomerao-nao kay raha tsy mahadiso?

Dia Ra-Pa izany no manao ny fanokana ary i Diamondra27 no asaina mitan-tsoratra.

Iza re no atao mpanelanelana eh?
11. andrywui ( 21/02/2009 16:02)
za tsy miaraka amin'ny tsiparifary otran'ny klitika zany eee!! ra mivadika tgv otran'ny penguin elah de akamako manao anzany aho fa ra tsy mety elah de ndana miainga any sao ataoko petsa eo !!
12. klitika ( 21/02/2009 16:05)
andrywui:

ra mivadika tgv otran'ny penguin elah de akamako manao anzany aho fa ra tsy mety elah de ndana miainga any sao ataoko petsa eo !!


Nga nareo manerika be k'le :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2898