nakaia andro asabotsy tato aby ndray ary reny nandra reny !!

1. andrywui ( 21/02/2009 08:25)
De gaga aho fa tsary nisy hita tato aby ry lerony !! nakaia anga sa nisy innn ndray halina ?? le klitika manko no nanofy nanoroka andravalo ony itonton halina !! hi hi hi fa ny sasany nankaia sa reraky ny ampijaliako ato isan'andro de mba manao grasy matiné he he he !! aleo ary alou aho hanjakazaka ato rehefa mbola matory i Penguin ! fa iny no tena mahafinaritra ny mampihinana azy ato !!! ary nankaiza kou ry vavy kely madity reny ?? ifiona Noue , Yuka ,Mirana ? reny ndray tsy de azo petahina mafy fa mora mitomany otran'ny Mirana le norahon'ny ra-kidoro kely iny tena nipepipepy mitsy !! :-D :-D :-D :-D
novalian'i andrywui ny 21/02/2009 23:16
2. xxx ( 21/02/2009 09:07)
toa hoe voasambotra teny anosy hono i kirodo,marina ve izany raouioui :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. xxx ( 21/02/2009 09:12)
aiza ela ry kidoro an :p :p :p
4. ifiona ( 21/02/2009 09:44)
andrywui: bonjour eeee! :-D :-D :-D

aona ty oe hihaona @ ra8 ity ndray fa tsisy dia-be ve zany sa?
5. xxx ( 21/02/2009 09:55)
fil info , 21 février 2009, heure de publication à Madagascar .

12H35 : Rencontre dans un lieu " neutre " à 13 h. Andry TGV donne rendez vous à ses partisans demain place du 13 mai.
12H30 : TGV appelle ses partisans a rentrer. Une rencontre est prévue avec Marc Ravalomanana ce jour
12H20 : TGV est à Analakely. Il lit une lettre du FFKM invitant a une rencontre avec Ravalomanana à 13h
12H20 : Mahajanga : Les pros Tgv appellent au megaphone a un rassemblement pour cet apres midi
12H00 : 13 mai attend Andry Rajoelina
11H30 : Les pro Tgv au 13 mai. Culte religieux au palais des sports de Mahamasina. 5000 personnes environ

Sabotsy tsisy action androany sa Samedi blanc. Tsy milay ndray kle
6. tsinjo ( 21/02/2009 10:01)
za mba niandry an'le tatitra an'ilay rezervisita 50 le voatana eny betongolo sy ilay 9 maty androany nefa de tsisy fanambarana izany , fa aona eee ???
7. gran ( 21/02/2009 11:05)
Mbola misy ihany ve ny tsy kopy fa be lapoaly sy mpamitabahoaka ty TGV TGv ty?
ho avy Rossy aho e, kay fanjonona sorona fotsiny iny.
9 no maty omaly maraina e, tsy marina izany.
hanao diabe de izaho @zay no ho sorona (hialoha lalana) aho e, aveo tsy sahy akory fa zara aza misy ialana bala hoe mbola andeha hifampiraharaha @ pamono olona aloha i TGV.
anio (omaly) ihany de hamoaka ny reservistes voasambotra aho ;-) ;-) ;-) 8) 8) 8) :lol: fa mpitolona reny e, aiza akory? mety Ra8 no hamoaka ireny androany ra hivoaka ireny fa tsy TGV ^^
tsy hisy intsony ny fifampirarahana aho oeeee, fa tsy hifampiraharaha @ mpamono olona TGV satria pamono olona no mifampiraharaha @ pamono olona. Zao no porofo fa samy mpamono olona reo : ny iray mitady ny sorona hatolotra eny Ambotsirohitra, nasaina manokana t@ radio viva mitsy t@reny ny tsirairay hitondra ny fianakaviany aveo mody tsofiny rano ho faty soamantsara. Ary ny iray mpandatsakainan 'ny sorona naroso. SAMY ASAN DEVOLY NY ATAONIREO, MIVORY AKETRINY DEVOLY SY SATANA

zao ny vahoakan'ny TGV manjary miady atrano, satria ao ny naniry sy nivonona ny hanao picnic ka nitondra vary sy loaka ary lasary sy ranonapango, ao reo niandry action gidragidra, ao no efa tsy natory andrakalina fa efa nanao plan maty paika fa ho eny Iavoloha hono, Kay hoy TGV oe nde mody dolidoly fa tsy idiranareo ny fivorian'ny samy pamono olona.
Tsy ho vita tataraina eto daholo ny fokasy sy bombina ataon ireo fa asakasakareo fa anareo ny safidy DEVOLY (TGV) SA SATANA (RA8), ny ratsy indrindra aloha de ny fiverenan'ny LOSIFERA (RATSIRAKA) e!
Torohevitra : aza miala @ GRAN fa hoavy tsy ho ela izy hanavotra any MADAGASCAR. i GRAN oa fa tsy i ZAFY na MAYOL an!
8. andrywui ( 21/02/2009 11:06)
Ary taiza daholo reto akizy reto no tonga mivatravatra ato daholo !!!
xxx1 == tsisy Kidoro voasambotra zany fa naka entana any amin port Tamatave any lery ,fa misy matos lourds bobaka be tonga any !! he he ! efa misy mahafantatra an !! ie ! de nitarika ny delegasiona naka anzay any kidoro !! fa amin'ny fiverenany eo kosa alou de misy olona hitomany ndray eto !! iza moa izay nitomany zay ?? hi hi hi !! fa za kosa tsy hiaro tsony fa aleo vizanin'ny kidorobe eo nareo ra mbol misisika aminy eo !! tsy hita iny volombavany fotsy be mampatahotrabe iny !! de mbola sahy manantokantona azy eo ihany !! Fa zay zany ny resaka ee!! anio alou zany de RAS fa tsy de misy ho lazaina firy fa karazan'ny efa mipaotsy i Prezida zany matoa efa miantso ho mpinamana mafy otran'io izy !! kay ve izy io mba mahay midina kely otrizany ihany e! tena noheveriko fa le mpiavonavona be aleoko maty reny raha ny vavabeany hatramzay oe :: ""tsy misy hiraharahiako ze vahoaka eto anyananarivo eee!! raharahiako innnn ze tananarive eeee!! kay hilefitra hiatso fihavanana ihany !! zahay koa tsy ranon'ikopa ka !! zay no antony nandravana ny teny ankianja anio, fa rahapitso de mitohy indray ny vely kibay !! hi hi hi
9. Mirananirina ( 21/02/2009 12:51)
ato ihany agnay sa tsa hitandroky?????????????
Rehefa asabotsy dia mamonjy tsena agny antanana aby ny olona sa manao akory moa LeAndry,aleo antsoiko hoe DaAndry androky
10. andrywui ( 21/02/2009 23:16)
de nahagaga tokoa any fa de tsary nisy hita tato aby nefa ane de andro vo amin 12h iny fa de nahagaga iny anikeo naraina iny !! sa tsa sahy naketo rehefa teto ah !! ka naleo niandry namana ho bebe !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0539