Daewoo inona no avantage ?
1. zama91
(
20/02/2009 20:25)
araka ny fanatra dia hoe hanofa tany 99ans eto dago ny daewoo,inona avy ireo avantagentsika gasy @ izany,
novalian'i patrick2002 ny 21/02/2009 20:04
3. xxx
(
20/02/2009 20:32)
Tsy misy mihintsy rehefa tena natao ny fandinihana ,toa vao maika aza hampiditra loza amin'atambo .Jereo ny tao Kenya ,Soudan ,Somalie ,Ethiopie ,Georgie , Thailande ,Indonesie, sns ...Tsy lainga fa tena conviction tsy azo hafenina ,nisy ady foana tany @ ireo firenena ireo noho izany .
4. xxx
(
20/02/2009 20:37)
f'angaha tsy mandoha impos ireo ary manomeha asa hoan'ny malagasy,no manamboatra infrastricture toy ny lalana ,hopitaly sns
5. klitika
(
20/02/2009 21:05)
xxx:
f'angaha tsy mandoha impos ireo ary manomeha asa hoan'ny malagasy
Fa asa tsy raikitra akory fa asa mandalo satria rehefa miakatra ihany ny vokatra vao miasa ianao, koa tsy aleo ve miasa eo amin'ny tanimbolinao toa izay ny an'ny ol
xxx:
f'angaha tsy ..manamboatra infrastricture toy ny lalana
Fa lalana itaomany ny vokany io sy ivezivezeny ao amin'ny 1.300.000ha io fa tsy lalana ho an'ilay taxi-brousse Tsiroanomandidy-Maintirano akory
xxx:
f'angaha tsy ..manamboatra hopitaly sns
Satria raha marary ny mpiasa dia tsy afaka mioty ny vokatra, fa tsy hoe ho an'ny tantsaha akory
Dia ahoana ireo mampiasa ilay tany ho kijanan'omby? Dia hiakatra koa ve izany ny vidin-kena fa tsy ampy intsony ny kijana? Dia ho lasan-dry zalahy hatramin'ny renirano anondrahany ny famboleny be velarana? Dia ho feno zezi-bazaha hatramin'ny rano anaty vovo ka voatery hiviko olympiko na eau vive ny olona raha tsy te ho voan'ny aretim-boa
sns, Aleo izy lasa any fa tsy ilaina
6. zama91
(
20/02/2009 21:12)
klitika:

araka ny voalaza dia mbola miandrycrise politique eto dago ny deawoo,vao hiroso @ fambolena katraka OGM
7. zandikely
(
20/02/2009 21:25)
Tsy misy tombotsoa na dia kely aza fa dia FAMAROTANA TANINDRAZANA NO NATAON'IREO VENDRANA ISANY IREO. Ny vokatra ange tsy hijanona eto fa Alefa any Coré.
Ny tenin'ny DG n'ilay compagnie farany dia mety hajanona ny projet aty Madagascar noho ny fidinan'ny vidina Katsaka amin'ny tsena iraisam-pirenena.
Karazana fampandriana gisa ilay na dia izany aza.
Raha mba mahalala tantara tsara RAVALOMANANA, fa resaka tany kely tetsy MANTASOA tany nomena JEAN LABORDE, rehefa maty izy, dia nangataka i Fratsay fa tokony omena an'i neveu n'i Jean Laborde ilay tany fa tsy nanaiky izany ny Mpanjaka nanana ny fahendreny tamin'izany. Izany anisany nahatonga ny guerre Franco-Hova tamin'ny 1883.

8. xxx
(
20/02/2009 21:28)
zama91:
klitika:
xxx:
f'angaha tsy mandoha impos ireo ary manomeha asa hoan'ny malagasy
Fa asa tsy raikitra akory fa asa mandalo satria rehefa miakatra ihany ny vokatra vao miasa ianao, koa tsy aleo ve miasa eo amin'ny tanimbolinao toa izay ny an'ny ol
xxx:
f'angaha tsy ..manamboatra infrastricture toy ny lalana
Fa lalana itaomany ny vokany io sy ivezivezeny ao amin'ny 1.300.000ha io fa tsy lalana ho an'ilay taxi-brousse Tsiroanomandidy-Maintirano akory
xxx:
f'angaha tsy ..manamboatra hopitaly sns
Satria raha marary ny mpiasa dia tsy afaka mioty ny vokatra, fa tsy hoe ho an'ny tantsaha akory
Dia ahoana ireo mampiasa ilay tany ho kijanan'omby? Dia hiakatra koa ve izany ny vidin-kena fa tsy ampy intsony ny kijana? Dia ho lasan-dry zalahy hatramin'ny renirano anondrahany ny famboleny be velarana? Dia ho feno zezi-bazaha hatramin'ny rano anaty vovo ka voatery hiviko olympiko na eau vive ny olona raha tsy te ho voan'ny aretim-boa
sns, Aleo izy lasa any fa tsy ilaina
araka ny voalaza dia mbola miandrycrise politique eto dago ny deawoo,vao hiroso @ fambolena katraka OGM
Tsy lasa izany baba ,efa nahatonga ady namoizan'aina marobe ny momba io resaka tanindrazana io eran'izao tontolo izao .Ary raiso tsotra fotsiny hoe ianao no hiharan'izany dia ahoana hoy ianao? Jereo ny mahazo ny apatride rehetra eran-tany dia ho tsapanao fa izany no tena fahotana voalohany lehibe maningotra ny ain'ny ankabeazan' ny olombelona .Tsy firaharahiana ny lovan' ny zanaka amandimby sy ny fara .Na ho lava volo aza ny tany ka tsy ho voahasa ,dia avelao hipetraka fotsiny ao,Masina ny tanindrazana Zama an .Izay no tadidio,ary ny antony nahalavo voalohany an-dratsiraka dia ny nangalarany ny tanindrazan'olona ankolaka ka tsy maintsy hitondrany takaitra mandrapahafatiny ,je touche du bois,tsy manozona aho .
9. klitika
(
20/02/2009 21:34)
INona moa no olana amin'izay katsaka OGM any?
Fa ny olana dia hoe tany tokony anitaran'ny taranakay fambolena omena ny kelimaso fotsiny

10. xxx
(
20/02/2009 21:58)
Mbola ampiako kely .Jereo ny tantaran'ny TTS nampanaovin-dratsiraka ny asa ratsy t@ ny nitondrany fa novonoiny daholo ny ankabeazany .
11. patrick2002
(
20/02/2009 22:58)
tsy nodinihana tsara ilay izy amiko ,fa mety hahasoa ary mety haharatsy an'i Madagasikara .
Tokony ho fantarina aloha hoe ilainy gasy ve ilayb tany afaka 50 taona ohatra sa tsy hilaina ,misy etude demographique hatao amin'izany hoe firy ny isany malagasy afaka 50 taona ohatra ,sao dia tonga ny fotoana ny malagasy tsy afaka mamboly satria lasany coreen ny taniny,
Eo koa ny aminy environnement ampy ve ny rano hanondrahana an'izany tany izany satria ,jereo ny any Israel fa mivoatra tsara ny fambolena dia manjary mitombo ny tany efitra na desert ,izay hametrahana ny palestinien .
Izay vao manapaka hevitra .Jereo fa nisy ny tany nomena ny katolika rehefa tafiditra tao ny mpanjanaka ,mpangalatra tanindrazana no nahazo ny katolika tamin'izany ary 95% ny relijiozy dia vazaha avokoa t@ tapna 1900 tany ho any nefa amin'izao miara miaiky isika fa nitondra fivoarana ho an'i madagasikara ny nanomezana tany ny katolika.
Ny vazaha colon nampiditra ny voly vanille ,cafe ,girofle ,poivre ,izay antoky ny economie gasy amin'izao fotoana izao , ny somalac izay ny colon no nanamboatra azy ho tanimbary
Tokony hodinihana ilay izy ary hatao mangarahara ,fa tsy atao peta-toko sahala ny nahazoana ny AIR FORCE ONE .

12. zama91
(
20/02/2009 23:47)
patrick2002:

marina izany mila dinihana tsara,ary tokony asiana referandum mihitsy ny zavatra toy izao donc mila fanazavana mba handresy lahatra
13. ndenn
(
21/02/2009 01:55)
zama91:
patrick2002:
tsy nodinihana tsara ilay izy amiko ,fa mety hahasoa ary mety haharatsy an\'i Madagasikara .
Tokony ho fantarina aloha hoe ilainy gasy ve ilayb tany afaka 50 taona ohatra sa tsy hilaina ,misy etude demographique hatao amin\'izany hoe firy ny isany malagasy afaka 50 taona ohatra ,sao dia tonga ny fotoana ny malagasy tsy afaka mamboly satria lasany coreen ny taniny,
Eo koa ny aminy environnement ampy ve ny rano hanondrahana an\'izany tany izany satria ,jereo ny any Israel fa mivoatra tsara ny fambolena dia manjary mitombo ny tany efitra na desert ,izay hametrahana ny palestinien .
Izay vao manapaka hevitra .Jereo fa nisy ny tany nomena ny katolika rehefa tafiditra tao ny mpanjanaka ,mpangalatra tanindrazana no nahazo ny katolika tamin\'izany ary 95% ny relijiozy dia vazaha avokoa t@ tapna 1900 tany ho any nefa amin\'izao miara miaiky isika fa nitondra fivoarana ho an\'i madagasikara ny nanomezana tany ny katolika.
Ny vazaha colon nampiditra ny voly vanille ,cafe ,girofle ,poivre ,izay antoky ny economie gasy amin\'izao fotoana izao , ny somalac izay ny colon no nanamboatra azy ho tanimbary
Tokony hodinihana ilay izy ary hatao mangarahara ,fa tsy atao peta-toko sahala ny nahazoana ny AIR FORCE ONE .
marina izany mila dinihana tsara,ary tokony asiana referandum mihitsy ny zavatra toy izao donc mila fanazavana mba handresy lahatra
Tsy azo ekena ny amin\'izany ra pà sy razama a! jereo fotsiny ny nahazo ny gasy hatramin\' ny 1896 ,ka hatramin\'izao fotoana izao ,lasa tena faraidiny ny malagasy ,sa tsy izany no ambetin-dresaka ataon\' ny média internationaux momba an\' i Mada ? mba hahazoana tombotsoa dia atao ny fomba rehetra mba hisintonana ny vokatry ny tany ,tadidio tsara anefa ra pa fa efa taonjato marobe no efa nisian\'izany hoe fambolena sy fiompiana ary jono an-dranomasina izany tao dago .Ary anisan\'ny sompitra goavana teo @ ranomasina indiana i mada raha ny resaka fambolena no resahina .Tamin\'ny andron-drandriantsioharana 1660 tany dia efa nisy ny lalana nifehy ny fananan-tany tao @ faritanin\'Imerina ,izay nametraka ny fampitomboana ampahatelony ny tany navelan\'ny raibe sy ny reniben\'ny olona nandova isam-pokontany isan\'ambaratongany.Ary nisian\'ny lova tsy mifindra koa izay fomba nahomby fa dia noharatsian\'ireo valovontaka tamin\'ny saina ratsy fanebahana sy feno fanivaivana ny satan\'ny mponina malagasy .Tsy mbola nisy fiarahamonina nitovy t@ malagasy ka nisian\'izany hoe fanalàna ondrana izany eran\'izao tontolo izao raha tsy diso aho (banissement des relations incestueuses )afatsy tao madagasikara irery ihany .Ka hoy aho hoe raha ny fiarahamonina toa izany no tadiavinareo ho simbana dia mandiniha tena kely aloha , vao mandroso soson-kevitra @ ny fanofana ny tanindrazana @ olona tsy fantam-piaviana ary! Raiso fotsiny ny explosion démographique misy eto an-tany ,dia manaova kajy tsotra ,efa maro mila tsy ho zakan\'ny firenena ny famelomana ny malagasy 18 millions et qlq ,ny kely ananana mety ho tombotsoan\'ny fara amandimby no mbola ho tadiavinareo hahofa taonjato iray izao , Tsy hainareo akory ny potentiel ho azo @ izany na dia ny harena ankibon\'ny tany fotsiny aza ,dia tadiavinareo atao varoboba ity firenena ity.Anareo ny mandinika fa ny ahy dia efa haiko ny mahalala ny tsy maintsy hataoko .Ny @ fandrosoana sy ny fivoarana dia tsy dia midika ho inona izany rehefa tena dinihina satria ny ao andoha ihany no mametra azy ireny arakaraky ny saina ,tsy hifanao lohan\'angidina masobe tsy mahita isika ka mitady ny fahorian\'ny sasany .!!!
14. zandikely
(
21/02/2009 05:50)
Ndenn: Misaotra anao fa mitovy hevitra aminao tanteraka. Enga anie ho maromaro ny tahaka anao.
Ny olana manko dia heverin'ny sasany hoe resaka politika ny filazana zavatra marina tahaka izany.
Tsy adalan'ireo Razantsika velively ny nanao ny sorona ny ain'izy ireo hatramin'izay fa fiarovana io tanindrazana io. Nefa ange ry zareo tamin'izany fotoana zany mbola vitsy fa nandinika sy nisaina fa io tany io dia aina io, harena io, ho avin'ny taranaka io.
Zavatra sarobidy amin'ny Malagasy ny tanindrazana.
MASINA NY TANINDRAZANA

15. patrick2002
(
21/02/2009 13:25)
Tsy azo ekena ny amin'izany ra pà sy razama a! jereo fotsiny ny nahazo ny gasy hatramin' ny 1896 ,ka hatramin'izao fotoana izao ,lasa tena faraidiny ny malagasy ,sa tsy izany no ambetin-dresaka ataon' ny média internationaux momba an' i Mada ?
Izaho mieritreritra fa mbola farahidiny ny gasy rehefa niala t@ colon ,jereo ny tany voavoly t@ androny colon ary jereo izao ,nitombo veh? miha-tototry ny atsanga aza ny tanimbary any alaotra ,inona ny voly vaovao nampidiriny malagasy nanomboka ny taona 1960 , ireo voly rehetra teto madagasikara dia ny colon no nampiditra azy ,ary misy isaky ny faritra ohatra ny voaloboka tany @ betsileo ,ny sisal tany atsimo ,cafe sud-est, vanille tany avaratra ,ny canne a sucre ,tany mahavavy .
Ny naha farahidiny ny gasy dia tsy noho ny fanomezana tany ho an'i vahiny fa noho ny tsy fahaizany mitantana ny harena eo aminy ,mbola tsara tantana kokoa ny hareny gasy niaraka ny vahiny ,
Ka raha hoy ianao hoe varotra tanindrazana ,ny ahy tsy any no eritreritro hoy izaho hoe fiaraha-mitantana miaraka @ vahiny .
16. ndenn
(
21/02/2009 15:08)
patrick2002:
Tsy azo ekena ny amin\'izany ra pà sy razama a! jereo fotsiny ny nahazo ny gasy hatramin\' ny 1896 ,ka hatramin\'izao fotoana izao ,lasa tena faraidiny ny malagasy ,sa tsy izany no ambetin-dresaka ataon\' ny média internationaux momba an\' i Mada ?
Izaho mieritreritra fa mbola farahidiny ny gasy rehefa niala t@ colon ,jereo ny tany voavoly t@ androny colon ary jereo izao ,nitombo veh? miha-tototry ny atsanga aza ny tanimbary any alaotra ,inona ny voly vaovao nampidiriny malagasy nanomboka ny taona 1960 , ireo voly rehetra teto madagasikara dia ny colon no nampiditra azy ,ary misy isaky ny faritra ohatra ny voaloboka tany @ betsileo ,ny sisal tany atsimo ,cafe sud-est, vanille tany avaratra ,ny canne a sucre ,tany mahavavy .
Ny naha farahidiny ny gasy dia tsy noho ny fanomezana tany ho an\'i vahiny fa noho ny tsy fahaizany mitantana ny harena eo aminy ,mbola tsara tantana kokoa ny hareny gasy niaraka ny vahiny ,
Ka raha hoy ianao hoe varotra tanindrazana ,ny ahy tsy any no eritreritro hoy izaho hoe fiaraha-mitantana miaraka @ vahiny .
Andraso kely aloha ary ianao hanazavako kely azy , efa betsaka ny fifanarahana natao t@ colon raha izay no fandraisanao azy ,tsarovy tsara anefa fa politikam-pambolena hanomezana hery ny tantsaha avokoa ireny tatitra tsy marim-pototra ireny ,izay nampiasain\' ny mpanjanaka niarahany nanao t@ ireo malagasy azo raisina hoe mpitondra fanjakana teo ambany fifehezan\'izy ireo , ary raha niteny ianao hoe ,ny sisal, cafe ,vanille ,jirofo ,fary ,vary ,akondro ,mananasy ,manga ampalibe ,rotra ,goavy ,voasary ,lotisia ,ny longozo , coton , cannel, ny anana isan-karazany ,ny légume , sy ny sisa tsy voatanisa ,dia heverinao ve fa dia ny colon no nitondra izany tao Mada voalohany indrindra ? t@ fomba ahoana ary hoy ianao no nanaovany izany ? notanterina t@ sambo vé ? anjaranao aloha ny mandravina izay .Manaraka izany dia niteny ianao teo hoe ny nialan\' ny colon no voa maika naha-faraidiny ny malagasy ,amiko dia tsy mitombina marina io , à 30 % nisy ny olam- pifandraisana teo @ vazaha sy ny teratany momba ny fanajariana ny rafim-pamokarana ,satria ry zareo dia mpiavy valovontaka ary nanana ny fomba fiasan-dry zareo ,ary nanana ny andraikiny koa manoloana ireo fianankaviany tany europe rehetra tany , dia tsy maintsy nanao izay mba azony natao hintsinjovana ny mpiray tanindrazana taminy ,t@ alalan\' ny famokarana sy ny fanondranana entana isan-karazany avy tao Mada , ary marihina eto koa fa efa nisy ny fifandraisana ara-barotra t@ ireo firenena arabo sy aziatika ary afrikana talohan\' ny nahatongavan\'izy ireny tao dago .Ny tsy nahato ny fiarahana nonina dia ny fitambesaran\'izy ireny be loatra t@ ireo malagasy mpamboly sy mpiompy ary mpanao asa-tànana , en général ny malagasy rehetra izany ka nahatonga azy ireo nampihatra ny fanaovana asa an-terivozona (lalamby , làlana rarivato ,etsetra ) ary nitarika zava-nahonena taty aoriana (de 1895 -1959 araka ny tatitra nataon\'ny BSI \"bureau de statistique international de la population mondiale\" dépendant de UNESCO et de l\'ONU ,dia 2 millions et 500 milles et quelques no victimes\' ny colonisation tao Mada .C\'était au grand damm des autres pays occidentaux qui n\'avaient point emis des condamnations envers les procedures françaises dans leurs colonies d\' antant .Dia niteny ianao hoe nanomboka t@ 1960 dia voly vaovao inona no nampidirin\'ny malagasy tao Mada ? toa tototry ny antsanga sy ahi-dratsy ny tanimboly rehetra !Ny valiny angamba dia tsotra , manana ny ampy ny malagasy fa ny fintsinjarana ny vokatra no tsy mbola voafehy tanteraka ,ary manana ny ambim-bava azo ahondrana koa. Dia eto no mipetraka ny olana @ fizarana ny tany satria ianao niteny hoe raha nanome tany ireo vahiny tonga hila ravinahitra tao Mada ve ny fanjakana malagasy dia ho afa-pahasahiranana ? Tsy mahay nitantana ny hareny ve ny malagasy ? Amiko tsy azo tsaraina bolangina be toa izany ny fandehan\'ny fiaraha-monina fa tsy maintsy dinihana @ antsipiriany .Tsy anti-europeen aho tsy anti-asiatique koa ary tsy asocial ,fa ny zavatra tsapako kosa dia ny ny tokony hanaovana fifanarahana vaovao sy ara-drariny @ ireo firenena izay hiara -hiasa @ Madagasikara momba ny fihariana , mba tsy hisian\'ny fandanjana mavesatr\'ila , hamelona ny atsy fa hamono ny ary .Mbola afaka manampy resaka @ manaraka fa dia izay aloha ny fomba fijeriko ,mbola be ny tiako holazaina ny momba izay zavatra izay .
:idea:
17. patrick2002
(
21/02/2009 20:04)
lava loatra sady mihitatra be ny raharaha ,tsy tokony hafangaro ny rafi-panjanahana sy ny rafi -pamokarana t@ mpanjanaka
marina ny teninao hoe efa betsaka ny natao t@ tantsaha ,aiza ary izy izao ,tsy mari-pototra hoy ianao ,izao miteny hoe marina io ,
Ny famokarana anie ry Ndenn tsy hoe akory hataovy betsaka ny vokatra dia mivoatra io , tsia ny valiny
Ilaina ny famokarana fa rehefa tsy mahay mivarotra ianao ,tsy handeha ny famokaranao ,ary tsy handeha ny varotra raha tsy misy ny mpihinana (consommateur sy ny orinasa mpanodina industrie) ,Tsarovy fa ireo no mampatanjaka ny kapitalista ,ary nahafaty ny rafitra komunista ,nieritreritra ny komunista fa rehefa betsaka ny vokatra dia ampy ,nefa inona ny teo ,
Ka hoy izaho aminao hoe raha tianao ny hivoatra ny voly vary ,tsy maintsy mahita partenaire iarahanao miasa ianao hividy ny varinao ,dia izay no hilaina an'ilay vahiny ,ary izy vahiny tsy hividy ny vokatrao raha tsy sur-place izy mijery hoe ahoana ny fambolenao azy ,sao dia rano betsaka ny radiation atomique ao anatiny no hanondrahanao ny varinao ,ka ho faty eo daholo izy hihinana ny varinao.
Ohatra fotsiny ny any madagasikara tsy azo hanina manta ny salade sy ny anandrano satria taikisoa no hanaovana zezika ,ka ilay taikisoa misy atody na cysticercose ,izay zao dia hitanao fa tsy azony antoka raha tsy sur-place izy.
efa betsaka ny fifanarahana natao t@ colon raha izay no fandraisanao azy ,tsarovy tsara anefa fa politikam-pambolena hanomezana hery ny tantsaha avokoa ireny tatitra tsy marim-pototra ireny ,