Potiky ny BUSINESSMENS sy AUTODIDACTES ny fiainan ny gasy!
21. kalovavy
(
20/02/2009 15:12)
manaiky anao aho ry patrick2002 , aleo mba jerena ny lafiny maha tara an-tsika, na ny vato mpifidianana eny ambanivohitra lavitra tsy azony fiara anyé ka fiara manidina an'i tiko anie mitatitr'azyé
22. lemenakely
(
20/02/2009 16:10)
Dia ho lany andro eto isika mianakavy hiandry an i Paoly eto, ary na ny OUA na ny UE na ny ambassades rehetra dia nilaza fa isika ihany no afaka mamaha ny olana e! Dia hirazorazo sy hilalao eto izany?
23. lemenakely
(
20/02/2009 16:15)
Mamy aloha ilay seza , tsy misy hanome tsiny @ izany ! Fa Meritoire ilay izy e!..Izay no fahitako azy..
24. ravonjison
(
20/02/2009 16:29)
Izaho aloha dia ny fifidianana @ 2012 ihany no hitako fa vahaolana, noho ireto antony ireto:
- raha miongana i Ravalo dia mety ho lasa ( na manana ny marina izy na tsia ) fomba fatao ilay manongana filoha ( cercles visieux), izany hoe rehefa misy filoha vaovao voafidy dia misy bandy vaovao indray mipoitra eo hanongana ny filoha. Mody ny fahantran\' i Gasy no ataony ambetinteny, nefa seza no tadiaviny. Izay zavatra izay no tiako hialana.
- mandrapahatonga ny fifidianana dia tokony samy hiomana @ izany na ny antoko politika na ny vahoaka na ny mpanao gazety. Raha nisy zavatra tsy mety nataon-dRavalo dia tokony hasiana porofo ( tena ilaina io), ka izany porofo izany dia tokony havoaka gasety sy @ radio ho fantratry ny olona, dia ny olona @ izay no mitsara azy @ 1012. Fa raha toa ka dredradredra be fotsiny no atao, Ravalo hono nangalatra e, namono olona, dia tsy hidirako izay. Moramora anie ny manaratsy olona e, miventiventy resaka fahantrana e. Fa ny mitady porofo no sarotra. Ka ny porofo aloha no tokony ho tadiavina, fa raha tsy izany dia izay rehetra te haka seza dia mody midredradredra fahantrana sy manaratsy olona fotsiny, mba hanaovany manipulation @ vahoaka. Izay koa dia tiako hialána.
- I Ravalo dia olona iray ihany. Misy koa ireo olona hafa na olona manodidina azy izay mba manapa-kevitra koa. Tsy azoko mihitsy ilay hoe : isaky ny misy zavatra miseho dia tonga dia Ravalo foana no tanisaina. Ireo olona hafa any antoerana na ireo ministra izany dia tsanganölona fotsiny, ny mpitsara dia tsangan\' olona.. sns. Misy ihany ny zavatra sasany tsy miankina aminy mihitsy. Izany zavatra izany rehefa jerenay atý dia hihomehezan\' ny olona fotsiny isika, miteniteny foana toy ny zazakely hono.

25. Mirananirina
(
20/02/2009 16:54)
Ahoana kosa moa nohiandry amin'ny 2012 nefa amin'izao fotoana izao no mitranga ny olana.Izaho aloha dia momba any menakely ihany amin'ilay hoe asio ny fifidianana
26. lemenakely
(
20/02/2009 17:12)
Mirananirina:
Ahoana kosa moa nohiandry amin'ny 2012 nefa amin'izao fotoana izao no mitranga ny olana.Izaho aloha dia momba any menakely ihany amin'ilay hoe asio ny fifidianana
Ao fa hanaovako mofo menakely ianao e, hi hi hi
27. patrick2002
(
20/02/2009 18:13)
Izaho aloha dia ny fifidianana @ 2012 ihany no hitako fa vahaolana, noho ireto antony ireto:
Tsy ekena ny fifidianana 2012 satria efa lasany Ravalomanana aby ny babay sy lohavohitra ,rivotra hiainanao sisa no tsy ho azony ravalo.
- raha miongana i Ravalo dia mety ho lasa ( na manana ny marina izy na tsia ) fomba fatao ilay manongana filoha ( cercles visieux), izany hoe rehefa misy filoha vaovao voafidy dia misy bandy vaovao indray mipoitra eo hanongana ny filoha. Mody ny fahantran' i Gasy no ataony ambetinteny, nefa seza no tadiaviny. Izay zavatra izay no tiako hialana.
Ravonjison : betsaka ireo mpanao politika nitady anio toerana io fa tsy nisy nanaraka anisan'izany ry Henry Lecacheur ,Voninahitsa,
Ny tiako ho tenenina dia tsy izay olona mitsiriritra anio toerana io akory dia hisy mpanohana ,fa matoa ianao misy mpanohana efa manana organisation maty paika ianao ,ary olona tsy naloto t@ fitantanana ny raharaham-pirenena.
28. ravonjison
(
21/02/2009 12:12)
Patrick2002: ireo antony sasany dia efa voalazako tany @ discussion hafa, fa haveriko eto ihany ny sasany.
1- hoy ianao hoe lasan\'i Ravalo daholo ny babay sy lohavohitra : averiko indray raha misy ny porofo manambara fa marina izany ary halatra sy tsy ara-dalána no nangalan-dRavalo izany dia asehoy ireo porofo, asaivo manakany ny mpanao gazety haka sary, hanao interview, hanoratra mikasika izany, izany rehetra izany dia tokony heseho ny vahoaka, avy eo ny mahoaka no mitsara azy @ 2012. Fa raha tsy misy ireo porofo, dia resaka fanaratsian\' olona fotsiny ilay izy ( mora ahazoana points politiques kanefa tsy mamaha olana)
2- hoy ianao hoe i Andry manana mpanohana: izaho aloha nanaraka tsara ny toe-javatra fa tsy miombo-kevitra mihitsy aho mikasika ny fomba nataon\' i Andry. Aiza ve dia tonga de hoe izy hono no ho filoha, tsy niala tsiny t@ vahoaka akory izy noho ny vokatr\' ireo manifestation (olona maty, fandrobana...). Izaho aloha tsy mino tanteraka fa te ho filoha izany i Andry e.
Misy antony hafa ao mahatonga azy manao ireo toetra ireo : na izy saribakoly , na izy manana olana manokana eo aminy sy Ravalo. Ny olona toy i Andry tsy tokony hitondra firenena.Izay te hanohana azy manohana azy.
3-Hoy ny sasany , tokony hasiana fifidianana izao: eritrereto tsara hoe misy olona any ambadimbadika any te haka seza ( na i Andry mihitsy aza), na tsy mifankahazo @ Ravalo, dia manakarama olona izy hanao manifestation sy hidradradradra fahantrana, ny ao antsainy anefa dia ny hanala an\' i Ravalo, na hamaly faty an-dRavalo na haka seza. Raha toa ka asiantsika fifidianana na tetezamita , dia tanteraka ny fanirian\'io olona io ( mety tsy ho lany Ravalo satria mandeha foana ny fanaratsiana azy). Izay zavatra izay dia tiako hialana tanteraka.
Raha toa misy olona any ambadimbadika any manentana an\' i Andry, aoka izy hiseho sy hijoro @ mahalehilahy azy, hampiseho ny program-ny ho fampandrosoana an\' Dago, dia aoka izy hirotsaka candidat @ 1012. Izay ihany no lalana hitako fa mety. Fa raha toa izy miafinafina foana, manambara izany fa tsy madio ny ao antsainy.
Mi comprendre tanteraka an\' i Ravalo aho raha toa ka tsy te hiaona @ Andry izy, fanambaniana azy izany. Toy ny jiolahim-boto anie i Andry e, manao bodongerina.
Io ady antrano sy fandrobana io foana dia antony iray mampahantra ny pays africain e. Mba tongava saina e.
Marihiko fa tsy momba an\' i Andry aho na Ravalo, fomba fijeriko fotsiny ireo voalazako ireo.