Potiky ny BUSINESSMENS sy AUTODIDACTES ny fiainan ny gasy!
1. lemenakely
(
20/02/2009 10:54)
Raha izao fandehany izao dia famotehana ny fiainan ny olona tsotra izao , efa ho firy herin'andro izao dia toa lasa tafahoatra ny ataon ny mpanao politika na ny andaniny na ny ankilany .
Toa andrakandrana etsy , provocation eroa ...
Lasa ohatran ny ankizy milalao BANDE sy ROLE ilay raharaham-pirenena
Tsy tena misy tena fandraisana andraikitra
Ny hevitry ny hafa :idea:

novalian'i ravonjison ny 21/02/2009 12:12
2. tsinjo
(
20/02/2009 10:58)
efa hita fa milalao ane ry lerony e, fa ny olona no tsy tonga saina :oops:
3. penguin
(
20/02/2009 11:00)
Ka izahay ara-dàlana sahalan'ny zimbazimbain'ny mpanao bodongerona dia tsy manaiky lembenana amin'izany ry lemenakely a. Avela hanao izay tiany vé ny mpananibohitra amin'elah ? Lery TGVendrana hono no mpitari-tolona favy ary manana stratégie milay ka ahoana havohay indray koa ny hafa.
4. vahiny2004
(
20/02/2009 11:21)
Eka ozy
Raha hiala @ autodidacte -businessman ka hiditra @ autodidacte businessman dia posy aho ka !!!
Miombo-kevitra @ peguin , tsy misy lehibe ohatry ny vatolampy fa rehefa tsy miteny ikakazan'ny vorona !!! Tsy ekena ny tsy ara-dalàna ary mila mihetsika ny majorité neutre na pro Ra8 raha tsy te handihizan'ireto voalavo mitady miaka-dapa ireto

5. xxx
(
20/02/2009 11:25)
Enga anie mba ho tapitra amin'ity herinandro ity izao kilalao izao fa handray ny andraikiny am-zay ireo miaramila nilaza fa andray andraikitra ireo.
Efa latsaka anaty lavaka ihany ny firenena izay efa mahantra.
Tena tsisy avenir tsony eto Mada hozy zay bandy iray izay. De ho aiza isika Malagasy? Aleo samy esorina eo izy 2lahy ireo mba hanarenana ny firenena aloha.

7. lemenakely
(
20/02/2009 11:39)
xxx:

Tena mandreraka ilay izay raha samy hisafidy isika FITONDRANA ARA-DALANA eken izao tontolo izao sa NY FITONDRANA azo avy @ LOHAMBOTO sy FANDROBANA dia aleo ianareo no hamaly!
Fa amiko aleo ny FIFIDIANANA no hitsara au lieu de mi compliquer zavatra be dia be ! :?:
8. xxx
(
20/02/2009 11:43)
Aleo ho jerena zay farany eo e!! ze leo miala ! ze resy mipitsika ! aleo ny ady hande ! aleo ny tifitra hande ! aleo ny fandrobana hande ! aleo ny greve hande ! aleo ny eo a mahamasina hande ! mety daolo io e !
9. xxx
(
20/02/2009 11:59)
F'hita fa kilalaon-jaza no ataon-dry zareo koa,
Ra8 > rah tena mbola enao marina no filohan'i Madagasikara, raiso ny andraikitrao , avela ho tafalatsaka lalina ve M/car vao hitsangana e, Sary vongana fotsiny no fiheverako anao @ zao toe-draharaha izao.
Reefa tsy tafa de mirosoa @ teteza-mita fa aza manao sary vongany io.
Ny fanjakana tarihan-dRa8 mbola manankery no dradradraina gauche droite nefa tsy hitako hoe mankaiza, inona no ataonareo ao? matory ve?, tsy ny fanehoana hery, filalaovana fitaovam-piadiana, famonoana olona akory ny vahaolana, vao maika mandatsaka antsika @ kizo izany.
TGV > Raiso koa ny andraikitra fa aza lalaovina fotsiny ny vahoaka madinika. Vonoy haingana ny baolina fa reraka ny olona , reefa tsy tafa tsy mahamenatra ny mihemotra.
Ho an'nyTAFIKA > raiso ny andraikitrareo fa aza manaiky atao saribakoly io fotsiny. Sanatrian'izany ohatran'ny omby, reefa tsy hanao izy roalahy MIROSOA ianareo fa tsy ianareo akory no hatao biby fampitahorana isan'andro vaky izao.
Sery vitan'anamalaho tsy hamonoana vantotr'akoho.

10. lemenakely
(
20/02/2009 12:13)
Amiko dia aleo asiana fifidianana ara-dalàla izy ity !Na mifidy ny hanohy hiaraka @ ilay fitondràna @ izao na hiroso @ teteza-mita alohan ny fifidianana @ 2012.
Au lieu de mi compliquer zavatra etsy sy eroa , misy ihany ny vola hanakaramaina ny olona eny @ 13 mai sy MAHAMASINA sy ny mpandroba ,asa tsy tsara ve izay hevitra izay ?

11. Mirananirina
(
20/02/2009 12:19)
Amiko dia aleo asiana fifidianana ara-dalàla izy ity !Na mifidy ny hanohy hiaraka @ ilay fitondràna @ izao na hiroso @ teteza-mita alohan ny fifidianana @ 2012.
Ekeko 100% mihitsy.
Laozandry zalahy manao (police-voleur)Ali Baba e.
12. lemenakely
(
20/02/2009 12:27)
samy te ahazo SEZA na ny andaniny na ny ankilany fa aleo ny vahoaka no hitsara @ izay OLONA MENDRIKA ny hahazo an izany @ fomba MIHAJA sy MODERNA ary EKEN IZAO TONTOLO IZAO :idea:
13. nyavo2000
(
20/02/2009 12:35)
Ny seza leitsy efa and-R8 an! de dongian'ny TGvendrana halaina ankeriny.
Ny gaigy Vendrana no tsy maoderina fa manao lohamboto
lemenakely:
samy te ahazo SEZA na ny andaniny na ny ankilany fa aleo ny vahoaka no hitsara @ izay OLONA MENDRIKA ny hahazo an izany @ fomba MIHAJA sy MODERNA ary EKEN IZAO TONTOLO IZAO :idea:
14. Mirananirina
(
20/02/2009 12:42)
Ny seza leitsy efa and-R8 an! de dongian'ny TGvendrana halaina ankeriny.
Ka izay indindra no mahatsara ny asiana fifidianana:hita eo izay mahery.Tsy misy tsiny avy eo,fa hita eo izay tiany vahoaka.
15. lemenakely
(
20/02/2009 12:54)
aleo angamba ho henoina kely ny hevitry ny olona vitsivitsy nanontaniana teny an-dalana
Mila casque , na baffles na haut parleur
http://www.tvmada.net/webreportages/Solution_Populaire_19022009.html

16. patrick2002
(
20/02/2009 13:20)
Ka ny manahirana anie ira-8 efa tsy azo antoka inony @ fifanarahana izay natao ,na hatao ,sahala @ tsy mba filoha na homme d'Etat ,ka na inona negociation hatao eo mety ,manonofy izy rahampitso dia laviny indray ,eo no manahirana azy ,ary efa tsy hatokisany mpanao politika azy ,na ny miaramila na ny intellectuel na mpitondra fivavahana ,na communaute international .
NIsy ny dakar 2 fa notsipahiny ra-8 ,nisy ny fifanarahana niaraka t@ Andry Rajoelina sy Rajemison Rakotomaharo,Norbert Lala Ratsirahonana t@ Andry vao lany Ben'ny tanana fa nolavina ,ka inona no mety ho negociation hatao amin'izany ,ny azo atao sisa dia hongotana @ tsy ara-dalana

17. lemenakely
(
20/02/2009 13:43)
patrick2002:

ianao ihany dia mahavaly azy !
Rehefa tsy misy négociation possible dia raha ny vahoaka manerana ny nosy no nametraka azy teo t@ 2001 sy 2006 , dia aleo ny vahoaka tena izy no HITSARA hoe mbola ho tohizana ve izy ity sa aleo HAJANONA
:!:
18. patrick2002
(
20/02/2009 13:53)
hanaiky an'izany ve ra-8 ,ary raha manaiky hafaka hisafidy malalaka ve ny malagasy ,sa hasina indray ny ramatahora ,ka izay lehiben'ny fari-pifidianana tsy hanamboatra ny valim-pifidianana dia ho soloina ,hanaiky hanao confrontation de PV ve i ra-8?
A SAVOIR
A SAVOIR
19. lemenakely
(
20/02/2009 14:03)
patrick2002:
hanaiky an'izany ve ra-8 ,ary raha manaiky hafaka hisafidy malalaka ve ny malagasy ,sa hasina indray ny ramatahora ,ka izay lehiben'ny fari-pifidianana tsy hanamboatra ny valim-pifidianana dia ho soloina ,hanaiky hanao confrontation de PV ve i ra-8?
A SAVOIR
efa andro efa mandroso izao tadidio fa vetivety dia azo ny vokatra rehetra t@ 2001 iny , efa manana ny moyens na ny andaniny na ny ankilany mahalàla tsara izany atao hoe COMMUNICATIONS izany !ary atao inona fotsiny ireo solontenan ireo mpanohana eraky ny birao fandatsahambato ?
20. patrick2002
(
20/02/2009 14:14)
miteny anao izaho lemenakely ,t@ deputation farany teo nangarahara ve ny fifidianana ? 85% depute TIM ny ao @ assemble , ny fifidianana communal farany teo nangarahara veh? naharesy i Andry Rajoelina tao Tana satria teo ny Mpanao gazety ,ary betsaka ny elanelana 68% lasany Andry izay no nahalany azy ,fa tany ambanivohitra rehetra ,ny faritany betsaka no tsy azony TIM ,amin'izay izay Maire rehetra independant dia rahonana rehefa tsy manohana TIM na tsy miditra TIM .
Efa andro mazava izaho hoy ianao ka diniho tsara fa ianao any an-toerana.