GOVERNEMANTA VAOVAO

1. Andribe ( 20/02/2009 07:22)
hanangana governemanta vaovao etsy @ 13 mai koa hono ra8 :^) :^) :^) :^)
novalian'i ratavao ny 20/02/2009 10:20
2. yuka ( 20/02/2009 07:25)
:roll: 8O :roll: 8O :roll: :lol: :lol: :lol: 8)
dia ianao ve no PM?? :-D :-D :-D
3. tsinjo ( 20/02/2009 07:27)
aza mirediredy letsy e ela ,
4. xxx ( 20/02/2009 07:47)
Kilalao anie ny fitondrana eto gasikara e, marina mooooaaaa
5. Andribe ( 20/02/2009 07:51)
zay koa mba mitady seza ko :-D :-D :-D :-D na sous forme fotsiny aza :^) :^) :^) :^) :^)
6. ratavao ( 20/02/2009 10:20)
Tsy aleo tonga makany an-tranon'i R-8 am zay ampandrosony ao amin'ny saloany raha mitady seza, sady any mbola betsaka Yaourt arosony anao! Dia mazoto homana e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0752