TGV manque d'intelligence et prudence

1. BOYSGOSS ( 20/02/2009 06:58)
Ny TGV dia tsinjoko hatreto fa tsy dia manana intelligence sy prudence izay manampitrotraka ny tsy hananany legitimité sy legalité ary sahiko ny miteny 100% fa tsy ho ela intsony dia ho vita izy ity. Tahaka ny jeu d'echec ihany io rehefa KO ireo subordonné araka ny niveau hierarchique dia ny roi sisa no mihanjahanja eo dia i Andry RADOMELINA zany.

tadidio fa " aucune arrestation est fait sans aucune fondement judiciaire " vita hatreo zany ny momba ireo minisitra 4 de la rue publique satria niaranahita hitapoko hitapirenena ny acte illegale nataony izay mitovy tsy misy valaka @'ireo mpamaky mangasin t@'ny bar à mine. Tadidio fa na ireo huissier de justice ary dia niala akolaka t@'ny fanontaniana natao azy ny @'ny fisian'ny ordonnance na tsia.

Ho anareo TGV dia ataovy tsianjery tsara ity voalazan'ny lalam-panorenana ity ao @ and. faha 60 : «Lorsque les institutions de la République, l’indépendance de la nation, son unité ou l’intégrité de son territoire sont menacés et que le fonctionnement régulier des pouvoirs publics se trouvent compromis, le président de la République peut proclamer, sur tout ou partie du territoire national, la situation d’exception, à savoir l’état d’urgence, l’état de nécessité ou la loi martiale… La situation d’exception confère au président de la République des pouvoirs spéciaux dont l’étendue et la durée sont fixées par une loi organique…».
Dia mba vakio koa ito extrait tao anatina journal iray :

L’état de nécessité est assimilé à un cas de force majeure. Il s’agit d’une situation de danger pour l’existence de l’Etat, pour sa survie politique ou sa survie économique. Deux éléments étroitement liés ressortent de cette définition. D’une part, il s’agit effectivement d’une situation de danger de survie politique qui peut se traduire, par exemple, par une situation d’impossibilité politique de gouverner ou d’instabilité sociale. D’autre part, le problème de survie économique se réfère directement aux ressources dont un Etat peut disposer pour continuer à satisfaire les besoins de la population, particulièrement en matière de santé, d’éducation…, de même que l’exécution de ses obligations financières internationales.

Fataro tsara koa ny atao hoe loi martial :

c’est une loi qui autorise l’emploi de la force armée dans certaines situations. Elle se définit comme l’instauration dans un pays d’un état judiciaire d’exception, au sein duquel l’armée assure le maintien de l’ordre à la place de la police. Elle se traduit généralement par la suspension de tout ou partie des libertés fondamentales des citoyens, notamment celles de se rassembler, de manifester et de ne pas être emprisonné sans fondement judiciaire.

Raha fitiniko dia zao : aucun issue de sortir pour les TGV, tsy maintsy midona @ rindrina.
novalian'i ratavao ny 20/02/2009 11:21
2. yuka ( 20/02/2009 07:28)
aleo ho fesina any fa manadala fotsiny :D :^) :lol:
3. ANARIM ( 20/02/2009 07:59)
eka ouz
fa mila ampiharina koa ilay lalàna amin'ireo mpanao botolo ireo, raha tsy izay dia lasa bla bla bla eto fotsiny dia mampalahelo!
4. andrywui ( 20/02/2009 08:55)
Tsy misy fesona eo ry Yuka a !! fa miandry alou !! sady mbola tsy adinoko le fihomehy voraka nataonao ahy tatsy ry Yuka !! fa miandry ny fotoana mahamety azy ny hamaliako aniny !! fa ianao io ko manao fetsy zay !! fa mamely tampoka de mitsoaka an !!
5. botakely92 ( 20/02/2009 09:01)
Mampalahelo nareo hita hoe vavan'ny olona very fihinanana, tsy manandraharaha afatsy ny manaratsy olona, t@ voalohany aho mba nandinika lalina sy namakafaka nefa mahita ny fomba fiteninareo dia hita hoe mpiara-miasa akaiky @ ravalotsimifody daholo ireto be vava ireto, isan'ilay niketriketrika t@ famonoana olona teny Ambotsirohatra, mitovy fisainana, mandehana mitery ronono miaraka amin-rdavalotsimifody, hividiano omby ny ambim-bola tsy lany nanaramana ireo mpanakorotana handotoana ny mpitari-tolona, f'angaha tsy fantatry ny olona koa fa hay ireto mba lazaina hoe mpanohana tao Mahamasina ka olona notaterina avy any ambanivohitra, nokaramaina sy nomena vola ny prezidàn'ny fokotany, dia tazonina aloha ny karapanondro fa rehefa vita ny teny mahamasina vao naverina sady nomena vola. Manana havana prézidan'ny fokotany aho nahazoako an'io information io.
Tena intelligent tokoa ra8 ka raha tsy izany ve hahita hevitra be dia be toy izany,
be loatra angamba ny calcium avy @ rononon'omby laniny.
Zay fa dia mazotoa mitady hevitra vaovao fa tsy handany andro aminareo aho
6. andrywui ( 20/02/2009 09:37)
BOTAKELY92 Tena marina daholo ny teninao !! manana hevitra tsara !! marina !! ao asio ihany ry botakely a ! ataovy mahamay reo Tim reo ampahafantaro azy tsara ny hagegena vitany sao tsy tadidiny !!
7. Optik ( 20/02/2009 09:37)
botakely92<

Torohevitra ty ny ahy: aza misotro botakely tsony fa tsy mety am'lah io, classiko sotroina de araho yaourt tiko fa tsara...mahasalama....sady vita malagasy.
ok?

8. botakely92 ( 20/02/2009 09:55)
Azafady fa izaho dia tsy mba nihinana tiko sy produits an-dra8 an ary tsy misotro tsy mifoka tsy migoka ary tsy miloka koa fa ianao mahalala zavatra io no tena mpimamo an-tatatra angamba, sao diso hevitra raha ny volako tsy ariako any @ tiko mihitsy fa aleoko manamboatra yaourt ao an-trano dia mividy ronono eny am-potony, nahay namotika kosa aloha ilay olona voakaraman-dRavalotsimifody e!
izao mba velona ny mpiompy omby sasany mba betsaka no mividy ronono any amin'izy ireo satria potika ny magro mpanao monopolisation, adinon-Ra8 angamba no nilaza hoe poteho daholo afatsy ny ahy ihany dia lasa ireto senegaly nahazo baiko :lol: :lol: :lol:
9. volatsara ( 20/02/2009 09:57)
aza manao triste alimentaire na alahelon-kanina ry botakely a! de mialona ny ronono laninay njay an, tsy ny olona rehetra teny mahamasina kosa no nomena vola na hoe tambanivohitra e! sefo fokontany tgv zao zany notambazim-bola zany de nande , fa manin ra tsy mirakarakana am volan'ol fa mijoro am tsy fananana, sy manohana fitiavana b sy demokrasia.
10. andrywui ( 20/02/2009 09:59)
Marina zany Botakely a!! omeo ny maharary any daolo mits reo letsy a !! hi hi hi !! hisotro klasiko??? zavatra misy fanafody mampalemy saina reny ko hosotroina !! ze tsy nisotro anreny ihany zao no tonga saina tsara oe efa tsy izy tsony ty ra8 ty !! fa ze nisotro vizana daolo ny betrony !! hi hi ih :-D :-D :-D :-D
11. botakely92 ( 20/02/2009 10:10)
Hay ve manaiky ihany hoe niara-nihinana tamin-dRavalotsimifody e! io fa nokibikibin'ny marina dia milaza ny tsy hanontaniana ô, tohizo ny fihinanana rononon'alahelom-bahoaka fa lasa voan'ny cancer any amin'ny atidoha eo sady efa manomboka ny signe io fa manatona dokotera haingana
12. Fahazavana ( 20/02/2009 11:00)
hazakazaka izao , enjehako iny ! enjehako iny , potraka i mpanenjika , tapatsinay i hi , fa inona ihany anefa no ataon'i ndonto aorianako ao e!

manenjika hono fa raha tsy izany tsy ho sitrana ny cancert ao anaty lohany ao
dondrona sy tsy ampy intelligence ilay mpanenjika dia nentina any @ dokotera

mbola i doko au noir koa no tao dia jingy i mpnanejika i hi no nividy ny lamba mena

tsy nisy fihekena izany teto ry le vendran ty a! vazivazy ireny nefa azo raisina tena izy koa sa tsy takatr'i mararin'ny tazon'i cancert koa zany a!

ra te hanaiky zay dia manaiky raha tsy te hanaiky dia tsy manaiky izay hazoana tombony ihany no atao izay no tenindra8 sy tgv farany
:*
13. Fahazavana ( 20/02/2009 11:11)
Tsy mahazo resaka ry botakely a! sa vao avy nifoha avy ao @ varytsymifody ao i ra8 anie efa namoka vavabasy e ! tsa nisy marina nanabikibiky azy izany , ary tsy

marina daholo ireny nivoaka ireny fa i tgv nanambara hoe fanina @ resaka politika ao i botakely fa be ny lainga sy fitaka ao ka tsy hay intsony izay marina

ity no vavaka ataon'i botakely :

mbà tsy hisy itsony anie ny alahelom-bahoaka fa toa izay mitondra misy kianina avokoa o la! la ! omeo planeta tsy misy alahelombahoaka sy mbà rehefa hanontaniana vao milaza aho ry serasera a , fa sao tapa-tsinay eo indray i hi !!!!!
14. a256011 ( 20/02/2009 11:14)
Dia mbola voafitaka koa zany isika mpitolona (TGV). Omaly de hoe ny filoha (ANDRY TGV) mihitsy no hitarika miaraka @ vadiamanjanaky ny Miaramila. De aiza akory??? To mahita hialana bala(Ara-bakiteny) foana lery. De izao lery milaza indray fa rahampitso indray izy vao hitarika. Aiza ihany izy ity e? Aiza i Rossy??? Nefa aleo ihany tsy tonga izy fa raha tonga taty angamba izy de betsaka kokoa ny ra latsaka. Ohatra fotsiny jereo ny tantaran'i Nanie ao @ hebdo de madagascar (20/02/09 - 26/02/09), fa ny nialany tao an-trano t@ 07/02/09 ho eny Ambohitsirohitra de hijery Rossy : " Aleo aho mba handeha fa te hijery Rossy, izay no teny nentiny nandresehany lahatra ny vadiny hialany tao an-trano, saingy de voatarika ny hoeny Ambohitsirohitra izy, de teny no nahafaty azy. Aoka izay ranga fa sao de tsy V (vita) intsony izy ity a! Ohatra ny mahay manakatso fotsiny isika fa tsy mba mahay mijery lavitra. Ndao mba hiasa, fa ny tsy manan-katao aza efa tsy fidiny, dia mbola ho ampin-tsika indray ve ny isan'ireo Chômeurs. Sa ve mety misy asa bobaka azo volena any aorian'izao tolona izao? Taiza izany no tsy naroso hatr'izay? Sa sao de ilay projet n'ny DAEHO ihany no mety hanome asa? Asa aloha ko! Sao de mivarotra tanindrazana kosa marina aloha izany e? Mandra-pahatongan'ny 99 taona mety efa voafindra any Japon ilay tany novolena!!! De ho toy izao foana ve? Toa lahatra ihany ny fahantrana raha izany. Asa aloha ko!
15. ratavao ( 20/02/2009 11:21)
Mbola eo am-pitolomana izao e! ary hitantsika eo ihany ny vokany ry BOYSGOSS ary enao io koa angamba anisan\'ny mpitahiry fatim-bahoaka teny Ambohitsorohitra (fa ataonareo inona izy ireny faty ireny na ireo mbola velona. Fa atao sakafo ve sa petit déjeuner?)
Mazotoa homana e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0943