reprise des ministères par l'Etat ce matin 20 février 2009?

1. ifiona ( 20/02/2009 04:57)
info ou intox?

RNM et Antsiva :
Les 4 ministères ont été récupérés cette nuit et sont occupés en ce moment par l'ARMEE
novalian'i klitika ny 20/02/2009 06:45
2. klitika ( 20/02/2009 05:06)
Jereo eny hoe

Dia rehefa miloko maitsomaitso lomotra izay ny akanjon'ilay mpiambina dia efa niverina tamin'ny taniny indray izany ilay ministera
3. fijo ( 20/02/2009 05:22)
efa nivoak aindray ka,io anie wa miditra dia mivoaka e,ny vahoak atsy heritreretina,fa ny kilalao fahiny no mahafinaritra azy
4. klitika ( 20/02/2009 05:27)
fijo:

efa nivoak aindray ka,io anie wa miditra dia mivoaka e,ny vahoak atsy heritreretina,fa ny kilalao fahiny no mahafinaritra azy

Nga nareo irery sisa no taitra
5. fijo ( 20/02/2009 05:28)
ka maika aheno ny vaovao maraina ko
6. xxx ( 20/02/2009 05:29)
zahay tsy kivy e, mitohy ny tolona.
7. klitika ( 20/02/2009 05:31)
xxx an
asiana omby mahia be tandroka ve eo amin'ny 13 ho tolomin'toi eh. Kozio aho fa itondrako fa tsy maninona
8. fijo ( 20/02/2009 05:33)
sao maty hoazy ao kle
9. xxx ( 20/02/2009 05:42)
efa tonga ny basy vaovao, raikitra manomboka androany ny "ady lehibe", i zafy albert tsy haniky ny nisamboarana an'i betiana bruno sy tabera.

miomana

"MINONOA FOTSINY IHANY"
10. fijo ( 20/02/2009 05:47)
hay ve le fitaovana 11 taonina ka an'i TGV fa tsy andravalo indray e???ary mpandainga kay ireto
11. ifiona ( 20/02/2009 05:52)
fijo:

hay ve le fitaovana 11 taonina ka an'i TGV fa tsy andravalo indray e???ary mpandainga kay ireto



tratran'ny laingany ihany anie lery avy eo e (tgv), tsy mahagaga raha tsy mihaino azy intsony ireo mpanara-dia azy.
12. Radoo ( 20/02/2009 05:52)
vrai, oan'zay mbola te hitolona de ny mpitarika anareo @ zay tolomina fa tsy mahavita az reo.
13. fijo ( 20/02/2009 05:57)
ny ahy aloha ny vadin'ny mpitarika no hotolomiko izao kle
14. klitika ( 20/02/2009 05:59)
fijo:

ny ahy aloha ny vadin'ny mpitarika no hotolomiko izao kle

Iny ho'a efa tolomin'i Xavier fa takalon'ady
15. fijo ( 20/02/2009 06:02)
gay gay gay aok aletsy,an an tsy mino fotsiny aho raha izay ka
16. ifiona ( 20/02/2009 06:05)
Dia iza ndray hono zao no atao sorona tete de file androany? Bebe sy dadabe an'ireo miaramila?

:lol:
17. fijo ( 20/02/2009 06:09)
le zafikely mbol ahoamboaraina ka.ilay mandady mihintsy.
18. molota ( 20/02/2009 06:33)
ho an'ny TGViste : Alaivo ndray ny ministera fa tsy maintsy MIVERINA @ny Fanjakana ara-dalàna fôna io éééé :-D
19. Noue ( 20/02/2009 06:45)
yaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa !!! =)) =)) =)) =)) =)) =))

Au petit matin, vers 3h du matin de ce vendredi 20 février, les forces de l’ordre ont repris le contrôle des quatre ministères. Elles ont surpris les « andrimaso » ou les personnes chargées la garde de ces lieux que les manifestants venaient d’investir en fin d’après-midi d’hier 19 février.

Les barrages de pierres, de pneus calcinés et de bacs à ordures ont été nettoyés et malgré une certaine résistance des gardes ou des « andrimaso » les forces de l’ordre sont rentrées en possession des quatre ministères, à savoir, le ministère de la Sécurité intérieure, le ministère de l’Intérieur, le ministère de l’Education nationale et le ministère de l’Aménagement du Territoire. La victoire des manifestants de la Place 13 mai n’aura duré que l’espace d’une nuit « blanche ».

Selon les informations diffusées par la radio nationale et la radio Mada, la circulation dans les parages de ces ministères sis à Anosy est de nouveau libre au grand soulagement des usagers qui craignaient depuis hier soir que les sites soient encore interdits d’accès en raison des barrages.
20. klitika ( 20/02/2009 06:45)
Aza manao an'izany kosa eh

Ilay estrady eny amin'ny 13 amin'izay no asaina alainy dia afindra ao amin'ny Lyfr
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0396