fin de l'episode
1. klitika
(
20/02/2009 04:09)
Izaho mba hoe hiandry ny film manaraka
Kay tapitra ilay izy, fa dia angoron'entana i Ra-8 ary dia omena tso-drano andeha any Afrika Atsimo, na Swazi, na Bulgarie
Dia afaka firy taona indray ny tolona manaraka satria mbola mifamahofaho ny samy mpanohitra
Kopakopa tanana eh
Tsy nila Rossy akory ve le

novalian'i klitika ny 20/02/2009 06:09
2. klitika
(
20/02/2009 04:25)
Ngefa izy haka aina kely aloha fa mba reraka tamin'iny ady sy tolona iny.
Dia asa aloha izany na mbola ho eo ny 13 na ahoana, any Ambatobe any izao tsy hay intsony hoe iza daholo no omena an'ireo Toyota Prado vaovao ireo, dia voatery ilaozana ve ity Ambatobe ity?
Saingy tsy maintsy mande sao lasa Kelitiana Bruno eto koa

3. Optik
(
20/02/2009 04:36)
Mampihomehy hoa le TGV sy ny le jiolahimbotony,
Velom-panatenana daôly fa navela hi-visite birao kely ,
Be anefa no ho tapaka lalan-drà eo anio!!!
=)) =)) =))
Velom-panatenana daôly fa navela hi-visite birao kely ,
Be anefa no ho tapaka lalan-drà eo anio!!!
=)) =)) =))
4. a256011
(
20/02/2009 05:03)
Nanonofy ve za omaly sa ahoana e? Toa naheno poabasy be, nony maraina ny andro dia naheno vaovao (mety ho diso an!) aho fa hoe nesorin'ny miaramila indray hono ny olon'ny mpitolona niandry ny ministera omaly alina (...) Ahoana ihany ary zany??? Fa ngaha tsy efa minisitra to teny ilay minisitra omaly e? Sa minisitra 5 heures(...) fotsiny? Fa an'iza marina ny tafika e? An'i Vahoaka mpitolona sa an-dRavalo? Sa sao dia mpikarama an'ady Afrikana Tatsimo indray ilay halina. Enga anie mba ho diso ny vaovao ho henoko, fa ho be ihany ny ho kivy @ mpitolona raha izany.(...)
5. klitika
(
20/02/2009 05:04)
Ry Patrick2002, sy Andriwui ilaozany natory fa tsy nahazo kafe dia lasan'ny ol ndray le ministera
Soa aloha fa efa nahazo mosara Orange ry zalahy. NY sasany efa nitetika be hoe Ambasadaoro TGV
Soa aloha fa efa nahazo mosara Orange ry zalahy. NY sasany efa nitetika be hoe Ambasadaoro TGV
7. klitika
(
20/02/2009 06:01)
mbola manonofy ngamba ry zalahy izay, hoe izaho leitsy dia efa teo ambaravaran'ny ministera le aza