MINISTERA 2 NO TAFIDTRY NY TGV

21. Noue ( 19/02/2009 17:49)
ka ianareo anie botakely mbola tsy ampy taona dia voararan'ny lalaàna ny hitondranareo fanjakana eee ! mbola tsy matotra eee ! rehefa feno 40 taona eee =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
22. andrywui ( 19/02/2009 18:01)
hoy i botakely :::


Dia mampamangy any amin' i Ravalotsimifody


ha ha ha ha ! taiza ndray letsy ry lety no nahitanlah anzany anarana zany le !! androany aho vao nahenoanzany Ravalotsimifody zany kléé !!!
:-D :-D :-D :-D :-D
23. molota ( 20/02/2009 06:41)
aiza elah ry wiwiwi sa mbola MAKAFOKA t@ lé chin2 omaly hihihi :-D :twisted:
24. molota ( 20/02/2009 06:46)
efa miverina @ny ny Fanjakana ara-dalàna ny ministera 4.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1774