MINISTERA 2 NO TAFIDTRY NY TGV
1. xxx
(
19/02/2009 15:11)
Araka ny fantatra izany dia tafiditra ao @ Ministeran'ny Filaminana anatiny sy ny Ministeran'ny Aty tany ny Ministra roa.
Tsy nisy ny fifandonana fa dia niditra tsy nisy olana izy ireo, ny tao @ ministeran'ny filaminana anatiny dia efa niandry tao ny tale Jeneralin'ny Polisim-pirenena sy ireo tompon'andraikitra isan-tsokajiny
Ny Ministeran'ny ati-tany moa dia ilay Talen'ny kabinetran'Ingahy Ministra notendren'ny Ra8 io lasa ministra notendren'ny TGV io.
1-Ny fanontaniana manitikitika ny saina dia hoe, efa nisy tsy fifankahazoana ve tao anatin'ny ireo Ministera roa ireo indrindra ireo mpiara-mitantana tao anatiny no dia mora ihany no nakana azy kanefa ministera mitana toerana anisan'ireo lehibe indrindra eto @ tany sy ny fanjakana. Dia ho toy izay koa ve ny Ministeran'ny fiarovana sa dia tena nisy asan'ny maizina tokoa t@ izao fitondrana izao ka resy avy hatrany?
2-Ho ahy manokana aloha dia efa tsapako fa efa nisy tsy fahafaliana tao anatin'ireo samy mpitantana t@ izao fitondrana ra8 izao ka niotrika tany ilay alahelo, hany ka niandry mpitarika fotsiny sisa dia izao no vokany, na izany aza anefa tsy mbola fantatra ny avoakan'ny ampitso, ny irariana dia ny tsy hisian'ny fifandonana eo @ miaramila sy ny polisy ary ny zandary.
3-tenan nandaitra izany ilay hoe ny vady aman-janaky ny miaramila sy polisy no hitarika ny filaharana sa ve dia tena mpivaro-tena tokoa ireo vadin-drizalahy ireo araka ny voalaza any @ dinika hafa satria izay no voalazan'ny mpomba ny fitondrana ra8?
4-Ho antsika rehetra dia mba ampitao @ ireo izay manan-kavana mpitondra fanjakana mba hahay hitondra tsara rehefa mahazo fitondrana fa tsy ankasitrahan'Andriamanitra sy Jesoa Kristy ny fampijaliana sy ny fampahoriana ny olony, ary indrindra ny fitiavan-tena. jereo tsara fa firy taona moa i Josia no nofidian'Andrimanitra hitondra firenena?
1 Valo taona Josia, fony izy vao nanjaka, ary iraika amby telo-polo taona no nanjakany tany Jerosalema.IITANTARA 34 : 1
Tsy sanatria akory hoe ataovy Josia indray i Andry TGV fa kosa vakio sy diniho tsara io IITANTARA 34 io dia ho hitanareo izay hitondra firenena fa tsy tokony hanompo Tompo roa raha mbola milaza ho mpivavaka :
Tsy misy mpanompo mahay manompo tompo roa; fa ny anankiray ho halany, ary ny anankiray ho tiany; na ny anankiray hombany, ary ny anankiray hohamavoiny. Tsy mahay manompo an'Andriamanitra sy mamôna hianareo. Lioka 16:13Italic text
hafatra ho an'izay mpitondra manaraka rehetra mifandimby: Ny malagasy tompoko dia olona mora entina raha hainao ny mihaino ny feon'Andriamanitra sy ny feon'ny vahoaka entinao.
Misaotra namaky.

novalian'i molota ny 20/02/2009 06:46
2. andrywui
(
19/02/2009 15:21)
ZANY ONY ZANY EEEE!!! HI HI HI HI AN'iANDRYWUI NY TANANA TY MARINA FA TSA MISY SAHY TSONY RY ZALAHY !! MANOVAH ANARANA NDRAY DE OTRAN'NY OE OLOMBAOVAO E!! TAOKO EFA BE ZAO NO NIOVA PS AO !! RA VAO TSY HITA ATO TSONY DE NIOVA ANARANA ZAY !! ARY FANTATRO FOANA DE POTSIRIKO ETO !! HI HI HI HI
3. Noue
(
19/02/2009 15:26)
i XXX sy wiwi koa afaka miditra ao @ minitera eee ! ka midika inona zany ee ???? midika oe lasanareo ve ny ministera ?? aiza re zany eee ! fanjanaka misy lalàna madagasikara eee ! ho hitantsika eo zany eee !! fa iza moa i tgvendrana no afaka manondro oe i ranona minisitry zao sy zao ee ??? prézidà nga io no afaka hanao an'zany ??? tssss
4. tsinjo
(
19/02/2009 15:31)
aza mandy tsy afa tavony oaaaa , ny tantara no aoka itsara e , radem kou day :-D :-D :-D
5. andrywui
(
19/02/2009 15:32)
Bien sur Noue tena Prezida !! ary miarahaba an'i Noue kou aloh eh !! aminizao Fahasoavana be izao de faly aho manoroka anao !! de faharoa ! mamangy amin'ny fahoriana tompoko ;de aza misosoka alaelo tsony re tompok fa mionona e!!!! hi hi h i hi hi hi
6. Oay
(
19/02/2009 15:34)
Miombo'evitra tanteraka @ xxx malahelo kely fotsiny i Oay hoe hevitra tsara toa izao kanefa d misarontava ny mpandefa.Misaotra @ ilay tantara fa io fandinihina ny tantara io no tsy ampy @ Malagasy hany ka manaonao fona satria ny ankamaroany d mpanao tsianjery maimbo klé!
7. andrywui
(
19/02/2009 15:38)
faly aho oa eee! tena faly aho fa lazaiko anareo zany !!! tena faly aho oa eeeeeeééé !!!!!!
8. molota
(
19/02/2009 15:41)
elah OA az mipoerapoera eo! manao fisioka ny SIMA ela ry wiwi a! :-D :twisted:
10. andrywui
(
19/02/2009 15:51)
o lety tsinjo sy lemolota a!!
Miarahaba anlaisany aloh eh !! aminizao Fahasoavana be izao de faly aho manoroka anlaisany sady iny ny dimy ee !! de faharoa ! mamangy amin'ny fahoriana tompoko ;de aza misosoka alaelo tsony re tompok nareo mtsamy fa mionona e!!!! hi hi h i hi hi hi :-D :-D :-D :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif:

11. tsinjo
(
19/02/2009 15:57)
eny wa e , tsy te ahita letsy za we iny tgv lasa any andafy any amilaisany mitsoaka ,hihihi :-D :-D :-D
12. molota
(
19/02/2009 15:58)
RA tsy hoé Andry Radomelina PD za no hitomany , leisany no efa "V" any misotro dia avieo manao RANOMASO TOKA :-D :twisted:
13. tsinjo
(
19/02/2009 16:08)
tadidinla mo andrywui i tgv le nitomany ? tsy te ahita otraniny aho letsy e
14. andrywui
(
19/02/2009 16:12)
Mody mba fotsiny letsy iny ah !! fa reny bandy efa voasoratra tsy hitomany toa anay reny !! fa miaritra petsa fotsiny rehefa misy ny manjo !!!
15. tsinjo
(
19/02/2009 16:15)
hihihi zany an , tena marina letsy le teninla we ampiasa barmine a fa ra tsy zany tsy tafiditra tao aminy bureau ,zany we manao botolo fotsiny vao tafiditra birao
16. Noue
(
19/02/2009 16:23)
zany rehefa faux cul eee!! mody mitomany hakana ny vondron'olona atao sorona !! tsss !! tetika tsy nandaitra akory eee !!
17. molota
(
19/02/2009 16:27)
Fanjakany BAROU an' ry Tanora Gaigy V leitsy no tian'ny ry ANdrwui hanjaka eto Madagasikara eto a! itanlah eo moa zany! ry Andrwui Radomelina :twisted:
18. patrick2002
(
19/02/2009 16:46)
tsinjo:
tadidinla mo andrywui i tgv le nitomany ? tsy te ahita otraniny aho letsy e
Ka misy demony manana hody mahery ve lty tsy hitomany ah! sa inona no hataon'ialahy.
20. botakely92
(
19/02/2009 17:14)
Dia mampamangy any amin' i Ravalotsimifody arye! tsy efa be ve zay azonareo niaraka taminy tao zay fa aleo ndray mba izahay vahoaka madinika no mba hihinana ny ambiny tsy laninareo e!