hianareo variana miady amiko ato fa mba aiza i penguin ???

21. xxx ( 18/02/2009 21:54)
I ra naughtyboy sy i badboys aza tsy tazana intsony sa tavela teny ambohitsirohitra ? 8O
22. xxx ( 18/02/2009 21:55)
hoy andrywui

Atsoiko elah ry Rangory hiaro ahy raha pehan'lery aho an !! elah ve letsy de tsy mba hiaro ahy Rangory be fo ?? elah ane mba akama iany nade bebe fo zay aza e !!! mba arovanlah ah rah sanatri mamely i Penguin !!! fa alefako hianik'hazo elah fa hividianako maina karaoty 5 mitsy elah !! mba hanalanlah ny alina sy ahitanlah ranomasina !!


:-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =))
23. Belami ( 18/02/2009 22:03)
lasa any @ pole sud izy :-D :-D :-D
24. andrywui ( 18/02/2009 22:28)
olona efa ts salama marary iny ve lesy mbola nalefanlah any ndray leee!! iny ahatanty voyages tsony aina kely efa ambivitra iny fa de anlah ry belami ra daitra any leiny !!
25. rangorivao69 ( 18/02/2009 22:57)
OMEN-DRAPENGUIN ELAH RADEM FA MATORIA MAKA AINA?ARY AZA MANDRINGA FA KOBO BE NITIFIRIN-DRY ZALAH TAO NY ALINA :evil: :evil: :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0754