hianareo variana miady amiko ato fa mba aiza i penguin ???

1. andrywui ( 18/02/2009 19:37)
Variana manasa vangy amiko ato nareo fa i Penguin ane hatramle orambe nivatravatrta be le namely anlery tetsy mahamasina iny tokoa ane de nanomboka tsy salama lery de zao very tanteraka zao e!!! niditra hopital naharitra 4andro manko nedala tamininy de angamb daitra lery fa tsy nahatanty tsindrona klé !! sady lery ko sady nano sipozitoara no nanao tsindrona de mety valaka ny vodinlery de mety vita lengama angamba !!! fa tena tsy hita tsony tko ane !! nefa mba akama nahafinaritra ery ny nanala anleiny tato !!! veloma lesy Penguin aa !! tsy hohadinoako lesy elah !!
2. zama91 ( 18/02/2009 19:49)
ka ela sy penguin anie lesy no star tao nandritra ny krizy iny,raha tsy teto lisany tsy nafana ny dinika ,mbola teo ihany koa ny copin ela noue :roll: :roll:
3. ifiona ( 18/02/2009 19:55)
mbola tsy tapitra anie ilay krizy d'adolatsenton'i andry tgv e!

4. andrywui ( 18/02/2009 20:09)
I Noue ekeko fa akamako be tato , fa i Penguin ko tena nahafinaritra le iny fa tena daitra marina zany angamba dagà !! na voasambotra tany fa nanaranaramaso ny planan'ny TGV tany Ambodivona tany zay de nofatoran'ny olona any leiny !! leiny manko manao bebe loha tsy azo tenenina zay de voa any zay le ngama
5. Noue ( 18/02/2009 20:18)
mbola ho avy leisy izy ry wiwiwi aaa ! tsy taitra ialahy fa matanjaka iny eee ! :-D :-D :-D :-D :-D
6. xxx ( 18/02/2009 20:23)
hoy i andrywui :


I Noue ekeko fa akamako be tato , fa i Penguin ko tena nahafinaritra le iny fa tena daitra marina zany angamba dagà !! na voasambotra tany fa nanaranaramaso ny planan'ny TGV tany Ambodivona tany zay de nofatoran'ny olona any leiny !! leiny manko manao bebe loha tsy azo tenenina zay de voa any zay le ngama



nofatoranla any angamb lery ,ataonla takalon'aina :oops: :evil: :-@ :-@ :-@
7. andrywui ( 18/02/2009 20:31)
za ve ahavoabeda aniny ngodalah be iny fa ny ahy ny lohany ihany no pepoko de basy !!! voa any zay leiny !! na mbola mety mandamaka ampandriana ao !! mbola manohy tsindrona sy sipozitoara ao atranony ao na any amin hopitaly !! eeeeh mampalahelo lery klééé
8. Noue ( 18/02/2009 20:34)
tsy hain'lahy akory ny antony tsy hatongavany eto eee ! mety misy blèm ny pc-ny na zavatra hafa kosa eee
9. rangorivao69 ( 18/02/2009 20:38)
raouioui>AZA OPANA LEITY NY PISERA FA ELAH NO TSY MATANTY VOALOHANY EO REFA ATAON'OL
:evil: :evil: :evil:
10. andrywui ( 18/02/2009 20:42)
an ! an ! an kah henoinlah ane ry Noue fa nitaraina narary ane lery oa tam faramparan'ny herinandro lasa iny oe hamonjy dokotera hanao pikira no nahitako farany anlery de zay !! fa tsy mbola niafana zany ny anlery le tazobe azo teny Mahamasina iny de tsy nisy fihatsarany hatramzao lengama !! oooohhhh !!! pauvre petit penguin !! malhelo ny niafaranlah lesy aho !!elah ko ane letsy be dohika sy be loha foana rehefa anariko ee !! zao ny aina ty angamba no nanaraka !! efa oe aza makany Mahamasina any amity orambe ty fa elah mora mikohaka !!! tsy nety fa lasa iany !!
11. Noue ( 18/02/2009 20:43)
:^)
12. rangorivao69 ( 18/02/2009 21:06)
raouioui>HO AVY EO I PENGUIN FA MARARY ELAH,DE HITOMANY ATY AMIKO NDRAY ELAH :twisted: :twisted: :twisted:
13. Noue ( 18/02/2009 21:10)
8-)
14. andrywui ( 18/02/2009 21:14)
Raha velona soamantsara any ndray ra-Penguin de tsy mampihinana ahy zany iny fa mety ho bediny kely fotsiny ah de avelany !!
15. rangorivao69 ( 18/02/2009 21:29)
raouioui>MANASA-TANANA HOA ZAH ,PENGUIN NITIFITRA ANELAH AVY ANY AMBANY NIPOTSAKA ETY AMBONY E :evil: :evil: :evil: MODY FANINANA EO ELAH,METY LOHAMAIVANA KELY IO NO TSOFAN'LERY KA TSY ATY NO TARAINANA :twisted: :twisted: :twisted:
16. andrywui ( 18/02/2009 21:37)
Atsoiko elah ry Rangory hiaro ahy raha pehan'lery aho an !! elah ve letsy de tsy mba hiaro ahy Rangory be fo ?? elah ane mba akama iany nade bebe fo zay aza e !!! mba arovanlah ah rah sanatri mamely i Penguin !!! fa alefako hianik'hazo elah fa hividianako maina karaoty 5 mitsy elah !! mba hanalanlah ny alina sy ahitanlah ranomasina !!
17. rangorivao69 ( 18/02/2009 21:43)
raouioui>ALEO ELAH LEVONIN'LERY AO FA ELAH PANOPA OL,NY DINIK'ELAH ARIFITO, AZA MBA TGVENDRANA :twisted: :twisted: :twisted:
18. andrywui ( 18/02/2009 21:47)
Ary le oe TGVendrana mba tsy adinonlerony mits isaky ny mamarana phrase ry zalahy !! efa mankaleo !! f'anga tsy mahita hafa ndray ry zah ah !! disk goaka beee ! mapme kely sady mankaleo kely !! zany fon! zany fon ! de alefaso ndray !!!
19. vale ( 18/02/2009 21:47)
andrywui:

an ! an ! an kah henoinlah ane ry Noue fa nitaraina narary ane lery oa tam faramparan'ny herinandro lasa iny oe hamonjy dokotera hanao pikira no nahitako farany anlery de zay !! fa tsy mbola niafana zany ny anlery le tazobe azo teny Mahamasina iny de tsy nisy fihatsarany hatramzao lengama !! oooohhhh !!! pauvre petit penguin !! malhelo ny niafaranlah lesy aho !!elah ko ane letsy be dohika sy be loha foana rehefa anariko ee !! zao ny aina ty angamba no nanaraka !! efa oe aza makany Mahamasina any amity orambe ty fa elah mora mikohaka !!! tsy nety fa lasa iany !!



:-D :-D :-D :-D :-D :-D :^)
20. rangorivao69 ( 18/02/2009 21:48)
raouioui> K'ELAH TARANAKA VENDRANA :evil: :evil: :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1356