greve de la FAIM :

1. salopard ( 18/02/2009 16:38)
Ampy izay ny fitavozavozana, ho raisiko ny andraikitro, hanomboka anio ny greve de la faim-ko (fa tsy fin-ko akory), mandrapialan-Dravalomanana, dikany:

-Hitsahatra tsy hisotro rano aho
-Hitsahatra tsy hisakafo hanina
-Hitsahatra tsy hisakafo an'i MADAMA-ko

tsy ampy dôzy aloha e!sao misy any e!

sniff
tchouff...tchou...snif...
novalian'i andrywui ny 18/02/2009 21:08
2. lemenakely ( 18/02/2009 16:49)
dia hanao ohatran i SATROBORY teny ANALAKELY t@ andron i ZAFY ALBERT izany an ? :-D
3. Noue ( 18/02/2009 16:56)
salopard:

-Hitsahatra tsy hisotro rano aho
-Hitsahatra tsy hisakafo hanina
-Hitsahatra tsy hisakafo an'i MADAMA-ko
izay ataonao any moa , ianao ihany no mahafantatra an'zany eee !! fa pov madame :-D :-D :-D


4. xxx ( 18/02/2009 18:38)
tsy po madame ka!! zah eo hanolo azy :-D :-D :-D
5. xxx ( 18/02/2009 18:48)
ny ahy zao ny madame Andry TGV no higréveko:
tsy hitsahatra ny hinana azy;
misotro ronono rehefa vizana;
d mihinana indray rehefa mahazo aina!
6. Noue ( 18/02/2009 20:42)
:-D :-D :-D :-D :-D
7. andrywui ( 18/02/2009 21:08)
fijo io re olona io manao xxx mitady hangala-badin'ol io a !!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0404