13H00 : Andry Rajoelina n'est pas a Ampefiloha.

1. Noue ( 18/02/2009 13:14)
fa lasa aiza lery klet'ieee ??? nadabony tao zany ny mpanaraka azy ??? dray dray dray ! toa tsisy lazaina androany zany eee !!

14H30 : Fin de la manifestation. aucune avancée. rien à signaler

14H00 : Les ministres de TGV sont en discussion avec l'Emmonat

13H00 : Andry Rajoelina n'est pas a Ampefiloha. Les ministres y sont. Sit in en cours

12H00 : Sit in à Anosy des partisans TGV. En attente de Andry Rajoelina
novalian'i andrywui ny 18/02/2009 21:30
2. andrywui ( 18/02/2009 13:17)
Aiza le sary mapme kely Noue a!! asio sary hiomehezana e!!!
3. Mirananirina ( 18/02/2009 13:22)
sary inona indray zany ry Andry a
4. ifiona ( 18/02/2009 13:26)
salut Andrywui!

lety e! lasan'i Mirana ndray i wiwiwi :(

maninn marina kay i andry tgv toa tsita mitsy e! ary fa maninn kay i wiwiwi matoky tena be ery hoe ho azo ireo ministera fa miandry vary ritra sisa! :lol:
5. Mirananirina ( 18/02/2009 13:31)
[quote]lety e! lasan'i Mirana ndray i wiwiwi[/quo
te]
Lasako ahoana e????????????
Nifamela izahay fa samy tezitra dia izay,fa ny dinika mbola mitohy,samy manana ny heviny,ary ny teny no ampiadina ato.
6. Optik ( 18/02/2009 13:50)
Barre à mine aho e,
Barre à pince aho e, Lapique aho e,
Gateaux am-paosy aho e,
Vary miandry ritra aho e,......

Mankatsy aho e,
Mankaroa aho e,

Andrywui aho eeeeeeeeee.......





7. Andribe ( 18/02/2009 13:53)
aiza ny sary aiza ny sary 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O
8. Noue ( 18/02/2009 14:57)
mbola mitady eeee :^) :^) :^)
9. tovolahy007 ( 18/02/2009 15:44)
Tena gravy mitsy ny afera ho an'ny mpitarika ny TGV @ zao ry zareo a. I RONDEFO azany saika matin'ny mpanaradia ( averiko mazava tsara: NY MPANARADIA NY TGV IREO SAIKA HAMONO ANY LERY TENY ANALAKELY) satria hoe TSY NAHAVITA MISSION HAKA MINISTERA. I Andry konetaka mo de efa tsy hita hoe lasa taiza t@ io fa i Rondefo no mbola tratrany TGViste nihainohaino farany tao Analakely. Milalao afo mitsy ry zareo ka, tsy mahalala gangs nga ka ireny no nokaramaina ho hanohana ny tolona, izao ifoterandry zalahy.
10. hery ( 18/02/2009 15:45)
Kivy i andrywi :-)

Mbola mahazo miova hevitra e
11. fijo ( 18/02/2009 20:18)
aleo kosa izy hanohana ny heviny e,safidy malalaka ny antsika.ary aoka hajaina ny vitsy an'isa.
12. Noue ( 18/02/2009 20:38)
ny adala hono no tsy mba miova hevitra eee ! nefa moa samy manana sy manohana ny azy koa io eee
13. andrywui ( 18/02/2009 21:30)
Optik a !! ha !ha !ha ! aza mapme letsy lety a


Barre à mine aho e,
Barre à pince aho e, Lapique aho e,
Gateaux am-paosy aho e,
Vary miandry ritra aho e,......

Mankatsy aho e,
Mankaroa aho e,

Andrywui aho eeeeeeeeee.......


ka zao ane le fandehanle kozy ry optik e!! rehefa nikozy tam TGV le lehiben'ny TobyR. de napetraka daholo alo zany le barre a mine sy ny ... fa atao ady mazava ndray le kozy ary tsy hatao maika tsy faingana fa alamina ny fakana azy !! zay ane no ataoko oe aza de mifalifaly tsy afatavony fa hipoaka tampoka io de tsy hisy ho hita ato daholo eo ndray !! otranle tam 26janv iry zao !! tena za rery no nanoratsoratra teto fa tsy nisy teto mitsy !! i Penguin no nitomany niantso tody kely teto de lasa koa tamininy !! 4 andro ngarangidiny aho tsisy namana teto !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7726