celine ratsiraka
21. xxx
(
24/02/2009 06:49)
raha mahatsapa ianao fa tsy sahaza ny ho vadin'i deba i celine dia tsara raha ny reninao no nomen'i dadanao ho vadian'i deba na ny vadinao satria ny vadinao izany no sahaza azy sady mety aminy tsara fa i celine ratsy
misaotra betsaka tompoko nanome fitenenana amen (l) (l) (l) (l)
misaotra betsaka tompoko nanome fitenenana amen (l) (l) (l) (l)
22. pissoa
(
27/02/2009 18:38)
Soa ihany fa tsisy feo eto amin'ny serasera ... mety andosiran'ny olona eto zah :-D :-D :-D :-D :-D
23. vale
(
06/03/2009 11:49)
sitlo: enao kay nitovy fijery tamiko koa, za koa mba nanontany tena oe inn aza ny itiavan'ny deba an'iny vadiny iny, :lol: , ny tena nampiomehy ahy taloha koa de le fanaovany ny volony, ohatry ny satroka hafahafa izany!! :lol: :lol: :lol: :oops: (bedy eto aho anio! :°) )
24. lila
(
11/03/2009 10:04)
ka i deba ange ki tsy maita tsony hoe tsara ve ny vadiny sa tsia e, mety efa nisy fotonana aza angamba olokafa no nisakambininy fa tsy hitany hoe iza mo le vadiny?
25. ni81
(
11/03/2009 11:38)
sitlo: enao kay nitovy fijery tamiko koa, za koa mba nanontany tena oe inn aza ny itiavan'ny deba an'iny vadiny iny, , ny tena nampiomehy ahy taloha koa de le fanaovany ny volony, ohatry ny satroka hafahafa izany!! (bedy eto aho anio!ka iny volony iny ange tsy izy fa perruque e! sady zao koa e! io ilay resaka voalaza foana hoe izay tiana mitombo tarehy...:D
26. aikon
(
07/04/2009 07:16)
tsy ny atsarahantarehy no mahatonga olona iray ho tia olona iray fa misy antony maromaro
raha ny atsarahantarehy fotsiny no midika fitiavana aminao dia diso izany
raha ny atsarahantarehy fotsiny no midika fitiavana aminao dia diso izany
27. fitia2006
(
21/04/2009 17:28)
tena niome rery tato za fa mampime be zany le resaka , sao misy mahita eto ka lazain'ny olona fa adala eo
28. xxx
(
23/04/2009 13:16)
Tsy ny haran-tsian-tarehy na ny hatsaran-tarehy irery ihany no ahafahana mitia olona iray, misy zavatra hafa maromaro ao no nambabo an'ilay olona,
Misy cousine-ko zay zao , ratsy tarehy zany raha sipa no zanaka olona sahirana ry zareo (ny RAD io = tonton-nay), fa gaga zah fa bandy bogosy be, no be vola be no sipany, (efa hivady atsy ho atsy) sady le bandy koa @ io le tena tia be azy ireny,