celine ratsiraka
1. sitlo
(
17/02/2009 15:00)
Rehefa nandinika aho dia azo ihafiana daholo ireo vadina mpanao politika fa ity iray ity dia tena nahagaga ahy mihitsy. Sa dia hoe izy no nilay indrindra tao amin'ny PADESM tao. Izy ilay nikabary tamin'izahay mbola kely ireny dia ... aoka fotsiny.
ny fitiavana marina sari-dandiana an.
Za koa aloha tsy hiteny an'i kelly terezy zafy an.
ny fitiavana marina sari-dandiana an.
Za koa aloha tsy hiteny an'i kelly terezy zafy an.
novalian'i xxx ny 23/04/2009 13:16
4. soanja
(
17/02/2009 16:54)
Raha dinihako ny hevitr'i Sitlo dia ianao izany tsy tia vehivavy manana leadreship skill matanjaka. Zah manokana aloha tamin'ny mbola kely mihaino ny kabariny tamin'ireny fananganana Akaninjaza sy fitokanana tany Vohemar sns dia tena nahatsapa hoe tiako raha ananako ny fahaizany mamoaka sy mandresy lahatra olona, manentana ary mandavorary izany amin'ny alalan'ny asa/kabary ataoko. Izany koa moa tsapako fa noho ny fitiavam-bady dia manohana hatrany izay asa sahinin'ny iray ary na ny tsara na ny ratsy dia eo ihany tsy miala.
(Toy ny nataon'i Clinton ihany e.)
Amiko miavaka ny vehivavy toy ireny. Tsara falaina tahaka. Manana ny hanitra ho azy. Tsara tarehy izy tamin'ny fahatanorany ary nihetsiketsika mihitsy. Saingy kosa ny hevitra voiziny ao anatin'io kabary sns io no tsy hiombonako aminy sady tsy hanohanako ny ezaka ataony satria fantatro ny fiainana niainako nandritra ny fitondram-badiny.

6. Papoose
(
17/02/2009 17:19)
ohatran'ny resaka hatsaran-tarehy no tena tian'i sitl asiana sira eto fa tsy le intelizans-ny koa!
7. soanja
(
17/02/2009 20:37)
Papoose:
ohatran'ny resaka hatsaran-tarehy no tena tian'i sitl asiana sira eto fa tsy le intelizans-ny koa!
Fantatro fa ny hatsaran-tarehy na bikabika na gooo no tian'i Sitlo resahina saingy tiako koa ny nampafantatra fa samy manana ny hanitra ho azy ny olona rehetra ary mamiratra iny amin'ny mahaizy azy. Zah zao de nahatsapa fa tsara tarehy izy. Ny fitiavana dia miankina amin'izay tia azy.
9. Papoose
(
17/02/2009 20:45)
zay aloha eee!!!zany no mahatonga ny olona hanana expressions karazany..fa raha ity zany dia hoe la botser ne rime pas avec l'intelizans!
10. gabidemony
(
17/02/2009 22:33)
Na de atao kado tsy mankany ny bandy,
avelao ho an'ny deba(ratsi ra ka) ihany
hany ka ts'izany va :?:
avelao ho an'ny deba(ratsi ra ka) ihany
hany ka ts'izany va :?:
13. Lejoba
(
18/02/2009 16:15)
Nisy bandy izay nilaza fa tsisy sipa ratsy izany hono, samy manana ny tiany fotsiny.
Ireny sipa afrikana tsisy volon-doha, tsy hita izay anavahana ny lahy sy vavy ireny aza mbola misy hoe ity no tiako kokoa noho ity.
Ny vodisobiky aza hoy i Turbo manana ny tandrifiny mainka fa ny an'i .... :-D :-D (l) :-D :-D

14. gabidemony
(
18/02/2009 21:06)
8O 8O 8O 8O 8O :x :x :x :x
I deba anie anarany mba deba fa de izy no reviny.
Fa io koa Ra mba tsara anie ianao de mety mba mitovitovy @zay koa
ny miaraka @nao,fa ra ratsy ianao defa kòpy ianao fa defa sondendaka
koa ny azonao eh!!!
Fa misy koa anie de misy mikipy òtran'ny DEBA IO EH! :°)

16. sitlo
(
19/02/2009 06:46)
I gabidemony mihitsy no nahay niteny azy.
Ekena hoe maazo atao ohatra izy eo amin'ny fanohanana ny fianakaviany. Amin'ny maharenim-pianakaviana azy (araka ny hita ety ivelany) dia mendrika tokoa izy. Fa ilay endrika dia ehh. Na tamin'ny fahatanorany aza, ilay feony ohatra ny grave be iny rehefa mikabary dia tena manimba radio mihitsy.
Ny vady jerijery hono koa.

17. Fanampy
(
19/02/2009 13:19)
tena mampiome be fa aleo mangina,neny sytlo tena zavatra hafa mintsy.
18. Mirananirina
(
19/02/2009 14:11)
sao mba mirananirina Ratsiraka ary aho.Vazivazy io an.Sao hitan'ny famille Ratsiraka eo. :lol: :lol: :lol: