tsy hita indray i roindefot@ nakana ministera sa lasa nirevy

1. Andribe ( 16/02/2009 22:34)
tsy hita taratra daholo ireo ministra sa mikaroka ny handraisambola fa efa akaiky ny faran ny volana 8) 8) 8) 8) 8) ahoana ndray iny olona mba nahay niresaka t@ ilay maramila mpigidra teo analakely ine :roll: :roll: :roll: :roll: manomboka dizina sy vizaka ny tgv fa lany lasantsy sa efa nanome fananambe i ra8 :^) :^) :^) :^)
novalian'i rataxx ny 17/02/2009 06:35
2. xxx ( 16/02/2009 23:13)
extremiste no filazan'ny vazaha azy,manao lohampoto noue noue koa ny ahy raha mba mahazo ministera iray ireo androany kozy e
3. ARINOFY ( 17/02/2009 06:12)
Toa ny piraiministra ny arabe indray ary hono no voaendakan'ireo ekipany omaly ko.Toa lasa daholo hono ny volamenany.Mampalahelo!!!
4. rataxx ( 17/02/2009 06:35)
tsy hita indray i roindefot@ nakana ministera sa lasa nirevy
arinofy ary io milaza fa voaendaka izy
lasa nanao declaration de perte any @ fanjakana tena izy :-D :( , ilay anazy anie mbola fanjakana eo @ 13 mai fotsiny e!
tsy aleo ve milatsaka filoham-pokotany @ ila vato 9 azony tamin'ny election présidentiel e!
Any mba misy asa na dia manao CERTIFICAT DE RESIDENCE FOTSINY AZA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.9348