Tsy mila huissier fa barre à mine,barre à pince, defa OK !
1. andrywui
(
16/02/2009 18:37)
Tsy milamia anzany huissier zany tsony rapitso fa tonga de ny atiny no rasainay eo !!! hitondra barre à mine ,barre à pince , lapique , fotsiny ny TGV rapitso de vita de kabary OOOOO!!!!!!
novalian'i rataxx ny 17/02/2009 06:57
2. andrywui
(
16/02/2009 18:41)
ho tsara ane oa ty lalao ty ry molota e !!! efa vonona ato ny fitaovana rehetra hamahana ny ministera ry zareo !! ny olona efa vonona aby rapitso fa de ny higadonany no efa tsy andry fa efa tsindriandaona beniany zahay zao fa toa ho ela vao haraina ny andro !!!! rehefa andrasana ko le ora vao toa mikisaka kely zany !! nefa ny olona ato efa mangidihidy be daholo !! ny hiavian'ny le andro iray volamena rahapitso !!!
4. zama91
(
16/02/2009 18:57)
andrywui:
Tsy milamia anzany huissier zany tsony rapitso fa tonga de ny atiny no rasainay eo !!! hitondra barre à mine ,barre à pince , lapique , fotsiny ny TGV rapitso de vita de kabary OOOOO!!!!!!
ho ento daholo izay fitaovana ho entin'ela fa ho hitay eo dem1
5. Optik
(
16/02/2009 19:36)
andrywui:
Tsy milamia anzany huissier zany tsony rapitso fa tonga de ny atiny no rasainay eo !!! hitondra barre à mine ,barre à pince , lapique , fotsiny ny TGV rapitso de vita de kabary OOOOO!!!!!!
Io l'ty fa vasoka be de mitady hanao letrezana a!
Sady efa manomboka hivadihan'ny olony!!!!
he he he! Mbola aiza anefa ny hahazo an'lah!!!!
Vita kabary elah! VITA hoa!
=)) =)) =)) =))
6. xxx
(
16/02/2009 19:45)
manomboka miala pà zao ny dinôzôro fa avelany ho hitany havany eo elà ry Andry vôtany isany!!!
