Tsy mila TGV ny Malagasy mikatsaka fandrosoana
1. karavasy
(
16/02/2009 10:07)
Nasehonay teny Mahamasina ho ren'ny mana-tsofina rehetra ary ho hitan'ny mana-maso rhtr fa mbola mankato ny Fitondrana ankehitriny ny maro an'isa. Koa tsy mila TGV ny Malagasy liam-pandrosoana. Harovanay ny zava-bita ary tsy hanaiky ny fandravana intsony izahay.
novalian'i penguin ny 17/02/2009 06:40
3. naughtyboy
(
16/02/2009 10:15)
velabelaro oe zany fandrosoana sy zavabita izany,manoloana ny socio-political conflict nianatsika,ry francis turbo mantsy tsy ho avy eto mintsiny hanao hatsikana fa efa eto i zanety misolo toerana azy=)) =)) =))
7. xxx
(
16/02/2009 11:05)
asio mafy leroa penguin an ary le copin ialahy andrywuiwui lsa lasa naka ministera toa hoe mpiandry hono lery iny :lol:
8. naughtyboy
(
16/02/2009 11:19)
penguin sy noue > tsy de misy miraharaha nge no sady tsy ilaina le oe iza no mila sy iza no leo efa faheno isanandro fa mba fanazavana misy fototra sy famelabelarana zany fandrosoana sy zavabita izany,manoloana ny socio-political conflict nianatsika no tianay ho re,avy eo itarina kely @ economy& finance,constitutionalism structure,civil & political &cultural rights ,juriprudence,civil rights,fundamental social right ...de azo iadinkevitra avy eo izany fandrosoana sy zvbita izany fa manjary otrany lasa resaka sinoa very entana fotsiny, dia ento ze masaka fa miandry zahay rehetra =))
9. penguin
(
17/02/2009 06:40)
TGV tsy hilaina hoy ny akama ary manamafy koa penguin hoe TGVoa tsy mahavoa. hehehe. Tsisy fanazavana fa milaza efa mibaiko ny rehetra i dadatoa TGVendrana nefa ny zaza tsy vory saina no manaraka azy. hehehe. Iza no mpiasan'ny Ministera manaraka ny baikon'ny TGVendrana ? Lazao ry vendrana aaa!!!! Hehehe
