Inona marina moa ny tena atao hoe KRISTIANA?

21. ikaretsaka ( 19/02/2009 15:12)
==> Izaho efa nahare teny otraotran zay fa mifamadika fotsiny : "Tsy ny mofo ihany no iveloman'ny olona fa ny teny rehetra mivoaka ny vavan' Andriamanitra"[Matio 4:4]

dia nisy niteny koa hoe izaho no "mofo" de ahoana?
22. Mirananirina ( 19/02/2009 15:15)
Samihafa arakaraka ny "fiheverana" ny antsoina ho "Christ" ny valin-teny, ary mitombina ny eritreritr'i Mirananirina satria ireo fivavahana hafa "rafisin'ny" mpino an'i Jesoa anie ka manana ny antsoiny ho "Christ" aby, ary raha zohina

Izay azonao mihitsy ny tiako hambara,
ary tsy Kristianina daholo ny olombelona rehetra eto antany:musulman,hindou,boudiste,juif,sy ny finoana hafa isankarazany.Tsy mpivavaka izany izy ireo???????????Tsy ny Kristianina irery no tonga any andanitra fa ireo koa!
Tsy nivadika finoana toa antsika gasy izy ireo fa nitaiza sy nanarakany fombandrazany
23. ikaretsaka ( 19/02/2009 15:18)
io no naveriko foana hoe aoka tsy hisy hivadim-po raha hahita ireo olona hafa ireo any!
24. Mirananirina ( 19/02/2009 15:21)
[quote]
25. Mirananirina ( 19/02/2009 15:28)
ny olanao dia tsy hidirako fa fampeherezana no ataoko anao
kolosiana 3: 1-11
jakoba
5:13-15
tsy ainao angaha fa efa voasoratra hoe avy aty amiko izay mangetaheta sy miasa fatratra fa izaho anome fitsaharana

Tsy maninona na mampahery ahy aza ianao,misaotra fa izaho mino marimarina fa mivavaka betsaka noho ianao
==> Mino aho fa be lavitra noho ireo no nataonao ary mety mbola manao betsaka noho ireo aza ianao na dia tsy miditra am-piangonana intsony aza. Fanontaniana iray no tiako apetraka aminao : efa nateraka indray ve ianao ? Araka ny tenin'i KRISTY hoe : "raha tsy ateraka indray ny olona dia tsy afaka hahita ny fanjakàn'ny lanitra"

Ito ihany aho fa tsy nateraka indray araka ny teninao.Azoko tsara ny tianao hambara an.Ary tsy maintsy mahita ny fanjakany lanitra aho fa aza matahotra ianao.
Sambatra ny mahantra am-panahy,fa azy ny fanjakany lanitra.
Sambatra ny malemy fanahy,fa izy no handovany tany
26. ikaretsaka ( 19/02/2009 15:36)
izya le hoe ny lalana zorana fa tsy laozana mijoro eo @ fasan'ny karana de manao hoe iny ny lalana sy ny taksi borosy mankany Bira eeeeeeeee
na eny Ivato na mahita roplam manidina de ho iny mankany andafy eeeeee
raha izany efa lasa tany na ny mihoatran'izany aby ireny mpanera sy mpiasan'ny azansa sy izay rehetra nahita roplam sy taksi borosy rehetra)
27. tidegrow ( 20/02/2009 08:14)
Mirananirina:

ny olanao dia tsy hidirako fa fampeherezana no ataoko anao
kolosiana 3: 1-11
jakoba
5:13-15
tsy ainao angaha fa efa voasoratra hoe avy aty amiko izay mangetaheta sy miasa fatratra fa izaho anome fitsaharana

Tsy maninona na mampahery ahy aza ianao,misaotra fa izaho mino marimarina fa mivavaka betsaka noho ianao
==> Mino aho fa be lavitra noho ireo no nataonao ary mety mbola manao betsaka noho ireo aza ianao na dia tsy miditra am-piangonana intsony aza. Fanontaniana iray no tiako apetraka aminao : efa nateraka indray ve ianao ? Araka ny tenin'i KRISTY hoe : "raha tsy ateraka indray ny olona dia tsy afaka hahita ny fanjakàn'ny lanitra"

Ito ihany aho fa tsy nateraka indray araka ny teninao.Azoko tsara ny tianao hambara an.Ary tsy maintsy mahita ny fanjakany lanitra aho fa aza matahotra ianao.
Sambatra ny mahantra am-panahy,fa azy ny fanjakany lanitra.
Sambatra ny malemy fanahy,fa izy no handovany tany

azafady kosa ry mirana an!
izaho tsy nitsara anao fa sady tsy anjaranao na izaho no mitsara izay hoan'ny @ fiainana mandrakizay tsy idirako lalina koa izany fa ny olona tsirairay dia samy tsaraina arka ny asany avy fa ny lazaiko anao farany fa izaho tsy ihady evitra aminao dia vakio ilay toriteny nataon'i Jesosy teo antedromohitra
Lioka 6 12-49
mazoto mamaky dia saino tsara ary fakafakao mangataha @ fanahimasina anaza ny sainao

28. coopsal ( 20/02/2009 09:02)
Ikaretsaka:
io no naveriko foana hoe aoka tsy hisy hivadim-po raha hahita ireo olona hafa ireo any!

==> Ao @ Lioka 16 no misy ny tantaran'i Lazara sy ilay mpanankarena. Anambaran'ny Tompo fa afaka hifankahita daholo na ny mijaly ary amin'ny aizina na ny any an-tratran'i Abrahama. Ka tsy ho gaga aho izany raha hahita na dia hatramin'izay tsy voavonjy aza ao ankoatra ao.
Kristy koa no efa niteny fa maro no hitehan-tratra raha mahita ny hafa hiray latabatra amin'i Jakoba sy Isaka sy ireo rehetra ... fa izy ariana any ivelany. Na ny any ivelany na ny ao anatiny dia afaka hifankahita
29. Mirananirina ( 20/02/2009 11:58)
zafady kosa ry mirana an!
izaho tsy nitsara anao fa sady tsy anjaranao na izaho no mitsara izay hoan'ny @ fiainana mandrakizay tsy idirako lalina koa izany fa ny olona tsirairay dia samy tsaraina arka ny asany avy fa ny lazaiko anao farany fa izaho tsy ihady evitra aminao dia vakio ilay toriteny nataon'i Jesosy teo antedromohitra
Lioka 6 12-49
mazoto mamaky dia saino tsara ary fakafakao mangataha @ fanahimasina anaza ny sainao

Miala tsiny aminao aho fa tsy izay mamaky baiboly no olon'Andriamanitra fa izay mino azy dia vita.Ary tsy hamaky izay voalazanao aho.(baiboly)
Milaza ianao fa tsy anjaratsika no mitsara:marina izany:Fa raha tsy mamaky baiboly na tsy miditra ampiangonana ny olona 1 dia ianao io mihitsy no hitsara azy ireo,sa tsy marina izany?Mlola tsy nitsara olona aho na 1 aza,
Niteny aho hoe tsy maintsy tonga any Andanitra dia mitsara inona izany???????????
30. coopsal ( 20/02/2009 14:30)
Mirananirina:
Izay indrindra;Kristianina aho ary mino an\'Andriamanitra.Ny filazana fa ny finoana hafa tsy izy no tsy ekeko.Juif,musulman,boudiste,hindou sns......
Samy mino daholo.

==> Zah koa dakaoro mihitsy hoe samy finoana daholo ireny. Ouz le rahalahiko iray izay hoe \"je pense que la chose la plus répandue dans le monde, c\'est la foi\".

Tamin\'ny mbola kely aho dia nino be tanteraka izay rehetra nolazain\'i neninay, ary isan\'izany ny hoe \"avy amin\' Andriamanitra ny zanaka\". Nisy fotoana aho taty aoriana nolazain\'i zokinay fa manao firaisana ny olona d manan-janaka. Tsy nino ny tenin\'ireo zokiko aho fa nanizingizina hoe \"omen\' Andriamanitra ny zanaka\" fa tsy mila manao an\'izany!
Nino tena nino aho ... fa ny fanontaniana dia hoe \"marina ve izay zavatra ninoako ?\".
31. coopsal ( 20/02/2009 14:36)

32. coopsal ( 20/02/2009 15:21)
Mirananirina:
Sambatra ny mahantra am-panahy,fa azy ny fanjakany lanitra.
Sambatra ny malemy fanahy,fa izy no handovany tany

==> Raha mahita ny resakao hatrery ambony aho dia tena manankarena ara-panahy ianao izany ... fa tsy mahantra ara-panahy.

Mirananirina:
Ito ihany aho fa tsy nateraka indray araka ny teninao.Azoko tsara ny tianao hambara an.Ary tsy maintsy mahita ny fanjakany lanitra aho fa aza matahotra ianao.

==> Ahitsiho aho raha tsy mahazo ny teninao an. Fa izaho no fahazoako io teninao io : Tsy maintsy mahita ny fanjakan'ny lanitra ianao, fa tsy mihevitra ny hateraka indray izany, fa lalana hafa ?
Raha izay no ambaranao amiko eto dia hoy aho hoe : mahereza! Fa raha izaho dia ilay fomba natolotr'i KRISTY ahy no raisiko, au lieu de izaho no hitady.

NB : Tsy fantatro aminao ny atao hoe kristiana! Fa raha ny teninao dia manohitra ny ambaran'i KRISTY. Maromaro moa eto no kristiana toy izany! KRISTY anefa no niteny hoe "raha misy mandà ny teniko, tsy izaho no hitsara azy, fa ny teny izay nolazaiko taminy ihany"
33. Mirananirina ( 20/02/2009 17:45)
KRISTY. Maromaro moa eto no kristiana toy izany! KRISTY anefa no niteny hoe "raha misy mandà ny teniko, tsy izaho no hitsara azy, fa ny teny izay nolazaiko taminy ihany"

Firy % ny olona eto antany no tsy Kristianina:tsy dia fantatra tsara,fa betsaka ny :musulman,hindou,boudisme,juif........Akoatra ireo ao ireo mino ny vato,ny rano,manomposampy hoy isika izay............
Araka ny hevitrao;tsy hiditra any amin'ny fanjakan'ny lanitra izy ireo satria tsy mamaky ny baiboly ary tsy Kristianina.
==> Raha mahita ny resakao hatrery ambony aho dia tena manankarena ara-panahy ianao izany ... fa tsy mahantra ara-panahy.

Izay filazanao azy tsy maninona,fa izaho mbola tsy nanenjika sy nitsara olona amin'izay ataony.
34. coopsal ( 23/02/2009 15:05)
Mirananirina:
Araka ny hevitrao;tsy hiditra any amin'ny fanjakan'ny lanitra izy ireo satria tsy mamaky ny baiboly ary tsy Kristianina.

==> Kristy no niteny hoe "Izay manatona ahy dia tsy mba ho laviko mihitsy". Noho izany, na mpanompo vato, na olona tsy nino an' Andriamanitra, na mpivavaka t@ razana, na silamo na hindou, na bouddhiste, na inona na inon, rehefa manatona an'i KRISTY tsy ho laviny, ary fantatro fa izay mino an'i KRISTY sy manatona Azy no manana fiainana mandrakizay.
Na kristiana aza, raha tsy manatona Azy dia tsy hanana fiainana mandrakizay, fa fijaliana mandrakizay no hiainany.

Mirananirina:
Izay filazanao azy tsy maninona,fa izaho mbola tsy nanenjika sy nitsara olona amin'izay ataony.

==> Izaho tenako mpitsaratsara sy mpanenjika ny olona izay hitako manao ny tsy mety. Fa KRISTY izay inoako kosa dia tsy tonga teto amin'izao tontolo izao mba hitsara na hanameloka ny olona, fa mba hamonjy izay meloka.
Tsy izaho intsony no velona fa KRISTY no velona ato anatiko.
35. ikaretsaka ( 23/02/2009 15:56)
Tsy misy mahalala ny ho avy sy izay any ankoatra any..ka tsy misy afaka miteny ary tsy nisy olonaefa tany @ "fiainana mandrakizay' ka niverina de niteny hoe zao ny any na I ranona no narahiko de lasa aty aho...
Na ireo apparitions inoan'ny kanto aza tsy niteny hoe zao no nataoko de aty ahako
36. ikaretsaka ( 23/02/2009 15:58)
Tsy izaho intsony no velona fa KRISTY no velona ato anatiko.

dia mbola

==> Izaho tenako mpitsaratsara sy mpanenjika ny olona izay hitako manao ny tsy mety. Fa KRISTY izay inoako kosa dia tsy tonga teto amin'izao tontolo izao mba hitsara na hanameloka ny olona, fa mba hamonjy izay meloka.
:-D

izany ve tsy misangojy le

kristy mivelona ao anatinanao hoy ianao, kristy tsy mitsara... avy eo izanao mitsara
37. coopsal ( 24/02/2009 15:03)
Ikaretsaka:
Tsy misy mahalala ny ho avy sy izay any ankoatra any..ka tsy misy afaka miteny ary tsy nisy olonaefa tany @ "fiainana mandrakizay' ka niverina de niteny hoe zao ny any na I ranona no narahiko de lasa aty aho...
Na ireo apparitions inoan'ny kanto aza tsy niteny hoe zao no nataoko de aty ahako

==> Izaho koa taloha nihevitra izany rehetra izany ... fa niampy ny maha protestanta ahy izay tsy nino hoe hisy Olona Masina na efa maty na KRISTY hiseho amin'olombelona izany. Nihevitra aho fa tsy misy mahafantatra ny ho avy izany.
Bloqué ihany anefa indraindray rehefa misy faminaniana ataon'olona, na kristiana io na an'ny fahavalo ka miseho tokoa ilay faminaniana. Bloqué ka lasa misalasala ny amin'ny finoana an'i KRISTY ary manana tendances hanaiky kokoa ny herin'ny fahavalo.

Voasoratra ao amin'ny Baiboly kosa :
- "fa rahefa tonga ny Fanahin'ny fahamarinana, dia izy no hitaridàlana anareo amin'ny marina rehetra, satria tsy hiteny ho azy izy, fa izay rehetra ho reny no holazainy, ary ny zavatra ho avy no hambarany aminareo.". [Joany 16:13] Noho izany dia manambara mihitsy ny zavatra ho avy ny Fanahy Masina.
- Tany amin'ny fiainana mandrakizay sy tany ankoatra : II Korintiana 12, sy ny apokalypsy manontolo (i Joany).
Na izany na tsy izany, hila olona ho any ve ? KRISTY avy tany ary niverina Any mamboatra fitoerana ho an'izay mino Azy. Koa ny tenin'i KRISTY dia tena ampy hahafantarana ny fiainana mandrakizay, ary raha olona mino an'i KRISTY dia mino fa izay lazain'i KRISTY mikasika ny fiainana mandrakizay dia marina, fa tsy misy intsony isalasalana.

Ikaretsaka:
izany ve tsy misangojy le

==> Nalahatro tsara ilay teny, ny maha izaho ahy no nolazaiko voalohany, avy teo aho nilaza an'i KRISTY velona ato anatiko. Raha tsy nisy afa-tsy KRISTY sisa no tato anatiko, moa ve ho afaka hijoro ho vavolombelona eo anatrehan'ny mpanota aho fa misy tokoa KRISTY izay manavotra ny mpanota ?

Indray mandeha aho nahita affiche, misy sarina zazavavy kely. Ny sary voalohany dia sima ilay zazavavy, ny sary faharoa dia tsy sima be toy ny teo intsony izy ... nentina nampahafantatra fa possible ny opération hanamboarana ny tarehy simba (teto) sima, ka naseho aloha ilay simba, ary naseho ilay après opération.

Toy izany no ataoko eto! Satria aho vavolombelona fa hain' Andriamanitra ny manamboatra ny olona mpanota ho tonga tahaka ny ZanaNy. Izany no nilazako mialoha ny momba ahy, avy teo dia ny amin'i KRISTY velona ato anatiko.
Ianao no mampisangojy ny resaka mba tsy hahafantaran'ny olona ny marina hamonjena azy! C'est typique du monde d'inverser la vérité de DIEU ... Raha tsy ateraka indray ny olona dia tsy hahazo ny fanjakàn' Andriamanitra.
38. ikaretsaka ( 24/02/2009 16:44)
ilay tianao ahatongavana nomisangojy fa tsy ny filaharan'ny teninao
39. rakaroka ( 25/02/2009 22:51)
[quote=coopsal]

==> Ahitsiho aho raha tsy mahazo ny teninao an. Fa izaho no fahazoako io teninao io : Tsy maintsy mahita ny fanjakan'ny lanitra ianao, fa tsy mihevitra ny hateraka indray izany, fa lalana hafa ?

Satria tsy voafetran' "izay monja" ny fanomezam-pahasoavan"Atra;
rahateo ilay famaritana ny "Christ" ery ambony anie ka samy manana ny azy araka ny toerana, vanim-potoana, sns fa tsy focalisé-na ao @ Jesoa daholo ny monde iray manontolo! Tsia satria ny "angle de vue", ny "fahitana ny hoe
"Christ" dia tsy izay voafaritra eo amin'ny misy anao sy ny fijerinao sy ny fahatsapanao monja.
Nisy "Misiona" nalefa hatraiza hatraiza hatrany hatrany hitaratra sy hotarafin'ny olona mirepirepy tanaty aizina!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0647